Efa nofoanany Jesosy re izany judaismanareo zany, efa tsizy tsony zany, olona antechrist ange nareo zany e , zanaky ny devoly , mania ny anarany jesosy, manarakany adalany ny jiosy ny synagogua ny satana, efa nolaviniro jiosyreo ange jesosy e. Jesosy hitsaranareo ka tandremo..
azafady fa zao vao hitako ny fanehoankevitrao:mba azonao ambara v hoe: ahoana ny fomba na fihetsika nataon'i Jesosy nanafoanana izany judaisma izany e? na toko sy andininy ao amin'ny baiboly no omenao na lovantsofina tsy maninona , misaotra anao! ny hoe: zanaky ny devoly indray ireo d anareo izany ka tsy idirako loatra, fa ny azo ambara fotsiny d hoe samy hotsarain'ny finoana sy ny fihetsikatsika amin'ny mpiarabelona amintsika isika na kristianina, na jiosy( judaista) na silamo na inona na inona!
Ahoana ahitan'ny olona ny fahazavan'i Jesoa Kristy amintsika raha tsy misy fitiavana ao anatintsika? Tsy niteneniny fa sira sy fahazavan'izao tontonlo izao ve isika? Raha jerentsika ny soratra masina dia hitantsika fa tian'Andriaminitra ny vahoakany. Tsy manary Israel na oviana na oviana Andriamanitra. Alohan'amatsiana an'i Jesoa t@ hazo fijaliana dia nalahelo be izy fa hijaly ny vahoakany. Jesosy tsy maintsy nofatsiana ary tsy maintsy maty ho antsika rehetra, ho an'ny Jiosy sy ho an'i firenena rehetra ety an-tany, satria tian'Andriamanitra isika rehetra. Mivavaha ry havana, mba hahalala an'i Jesoa Kristy (Jeshua Hamachisch) ny Jiosy rehetra ety an-tany. Tsy maty intsony izy, fa nitsangako-velona. Izao Kristiananina mino an'i Jesoa ary tiako izy @ foko rehetra. Tiako ny olombelona rehetra namboariny tanany. Tiako io vahoaka izay voafidiny io, ny Jiosy rehetra sy Israel, toerana izay nampanantenan'Andriamitra izy. Hainga anie Andriamanitra (ELOHIM, H'SHEM, ADONAI) hanome ny Jiosy sy ny olona rehetra ny fahasaovany, ka haneho izy ireo fa i Jesoa (JESHUA) ilay mesia nampanantenan'izy Tompo ny vahoakany. Ny fahasoavan'Andriamanitra ao amin'ny Jesoa Kristy zanany anie ho amintsika rehetra.
faux juif ohrtodox sioniste ianareo,ar tsy misy ra jiosy izany ao aminareo ao nefa ianareo mitonona ny tenanareo oe jiosy!tsy afaka makany israely izany ianareo satria israely mbola tsy misy amzao fotoana izao, fa tanin'ny palestinianina io tany io fa mbola tsy tanin'ny israely !ny jiosy dia mbola nataon'Andriamanitra manao sesitany amzao fotoana izao ,ary tsy afaka mody ao palestinina ireo jiosy fa manjaray mivadika biby!nareo ilay sioniste,hikasa anambaotra ny BETH AMIKDACH NA NY 3ème Temple ao JEROSALEMA!mitandrema fa voafitaka ianareo satria ny anti christe no anjaka ao amn'io 3ème temple io fa ts ahita an'mesy izany ianareo,Jesoa efa tonga teto ,fa miova ianareo fa i satana no tompoinareo
Shalom izahay mpikambana eto amin FIKAMBANANA HEBREO MADAGASIKARA dia MINO NY TENY FAMPANATENANA NATAON'I YHVH ADONI ary miandry ny fahatanterahany izany ary efa mby tanteraka izany ankehitriny, koa tsy izay ho mpankahala jiosy na Israël no hahafoana ny FINOANAY sy ny FANATENANAY ? shalom shalom no hirarianay ho an'ireo namanay rehetra eto madagascar miandry ny famonjena sy ilay fanafahana mandrakizay, Shalom ho an' ireo namana rehetra rahalahy efa tonga any amin tany Israël , Fiafaliana ho anay koa no manonona sy mirary Shalom ho an'ireo madio fo ary ireo tia an ny Yerushalaym sy ny Zk Israël 12 izay miely er-tany ary efa andalana ho ampodiana amn izao sy amn ny ADRON I YESHOUA MASHIAKH ËL-GIBOR ADONI MELEKH YEHOUDYM .!