Тёмный

Izay miandry Anao | Bodokely 

Bodokely Ministries
Подписаться 1,1 тыс.
Просмотров 277 тыс.
50% 1

Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy azy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy. Deotoronomia 31:6

Опубликовано:

 

29 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 51   
@rakotoarilalamihanta8098
@rakotoarilalamihanta8098 5 месяцев назад
Tena nampahery t@ andro sarotra. Feno fahasoavana. Tahian'Tompo❤
@nasoloavotrarakotondraso-ii7hi
@nasoloavotrarakotondraso-ii7hi 11 месяцев назад
Tena tsra sad tena mikasika be Ilay hira , Misaotra fona tompo 💌🙏🙏
@OnjaROBJHON
@OnjaROBJHON Год назад
Tena tsara loatra ilay hira, mampahery be, Tsara loatra Ilay Andriamanitra 🥰🥰
@fanantenanarakotomalala9359
Tena mi atteindre nfoko sfanahiko mihintsy ity hira ity, tiako loatra❤
@domoinaramiary5334
@domoinaramiary5334 Год назад
❤❤❤ Bravo , gloire à Dieu
@maevahandriamampiadana7777
@maevahandriamampiadana7777 Год назад
Feo tiako indrindra , mba avereno Bodokely ireo tao Hope rehetra
@narlyshjr
@narlyshjr Год назад
IZAY MIANDRY ANAO - BODOKELY Tsy voafetran’ny hitan’ny maso Sy izay hoentin’ny fiainana Fa lalana tsy maintsy ho diaviko Ny fanamboaranao Na indraindray aza mila tsy ho tanty Fa mamaivay reo fisedrana Nefa ianao ihany No manome hery ahy ahazakako izany REFRAIN: Tompo o mahatoky aho Fa mety ny fitondranao ahy Azoko antoka Ny tananao momba ahy Ireo anjelinao No atobinao miodidina ahy F’izay miandry anao Tsy ho very fanantenana Mety tsy ho takatro androany Ny anton’izao mahazo ahy izao Ny hany fantatro dia any ho any Efa miasa ianao Ka handroso aho, hijoro hatrany Fa tsy miova ny teninao Hoe « momba ahy ianao » Na ho rava aza izao rehetra izao Tsy maintsy mandresy aho F’izay ny tanjonao ho ahy Handreseko fankampanahy Ho velon’ny finoana F’ianao no mitondra ahy Ho amin’ny fiadananao Hanome ahy fiainam-baovao Velon’ny herin’ny teninao REFRAIN x2: Tompo o mahatoky aho Fa mety ny fitondranao ahy Azoko antoka Ny tananao momba ahy Ireo anjelinao No atobinao miodidina ahy F’izay miandry anao Tsy ho very fanantenana Misaotra Jesosy❤Misaotra BodoKely sy ny équipe😚
@KoloinaAndriamihaja
@KoloinaAndriamihaja 2 месяца назад
Les paroles me touchent beaucoup C'est comme ci, c'est que je suis entrain de vivre, mais Dieu m'as déja dit que je réussirais et il est fidèle J'ai foi en Jésus Christ
@herytinajacques3422
@herytinajacques3422 Год назад
Tsara fona ny midera n’y tompo, voninahitra ho azy irery ,
@holiarisoaandriamahefa7147
@holiarisoaandriamahefa7147 Год назад
Tena mampahery,misaotra indrindra Dia Tahian'ny Tompo hatrany Bodo.
@jesydiera
@jesydiera 6 месяцев назад
En boucle 😭 merci de partager avec nous vos dons
@Mirellahmendrika
@Mirellahmendrika Час назад
❤❤❤ tena tiko hity hira ty
@annicklayna
@annicklayna Год назад
waouuuh, tsara Jesosy
@joharyrandrianaivo1425
@joharyrandrianaivo1425 Год назад
Mety foana Jesosy ah 🔥
@ericrajoelison6510
@ericrajoelison6510 Год назад
Haleloia . ❤️🔥 Mankasitraka indrindra fa tena mampahery be . Mahombiaza be ny equipe iray manontolo. Tahian'i Jesosy ❤️
@vocalopenclass5944
@vocalopenclass5944 Год назад
Bravo Bodo dia mitomboa foana amin'ny Fahasoavan'Andriamanitra
@mampiononahasminahtahirinj2330
Waoooo tiako be, mankasitraka. Tompo ô matoky aho 🙏🙏🙏🙏🙏
@danielmandimbison4241
@danielmandimbison4241 3 месяца назад
🥰🥰❤❤ Feno fahamarinana ilay tononkira ..Tsara Jesosy izay miandry Azy tsy ho very fanantenana
@clarastephane7866
@clarastephane7866 Год назад
Tsara loatra
@Aristide333
@Aristide333 Год назад
Misaotra mampahery foana
@WhatIzthat
@WhatIzthat Год назад
Tompo o mahatoky aho Fa mety ny fitondranao ahy Azoko antoka Ny tananao momba ahy Ireo anjelinao No atobinao miodidina ahy F’izay miandry anao Tsy ho very fanantenana Mety tsy ho takatro androany Ny anton’izao mahazo ahy izao Ny hany fantatro dia any ho any Efa miasa ianao Ka handroso aho, hijoro hatrany ( ou ou ou ou ou ouuuh ) Fa tsy miova ny teninao ( teninao ) Hoe « momba ahy ianao » Na ho rava aza izao rehetra izao Tsy maintsy mandresy aho ( ou ou ou ou ) F’izay ny tanjonao ho ahy Handreseko fankampanahy ( handreseko fakampanahy ) Ho velon’ny finoana ( velon ny finoana) F’ianao no mitondra ahy ( ou ou ou ) Ho amin’ny fiadananao Hanome AHY FIAINAMBAOVAO Velon’ny herin’ny teninao
@RRANDRIAMAMPANDRYroxane
@RRANDRIAMAMPANDRYroxane 2 месяца назад
Mampahery ahy anaty adiko ity hira ity🙏 mankasitraka ❤
@maranirinahardytaylor7070
@maranirinahardytaylor7070 8 месяцев назад
Mankasitraka be dia be ny aminy hira fiderana mitondra fampanantenana
@MaholyFanantenanaRAHARISOA
@MaholyFanantenanaRAHARISOA Год назад
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
Mafonja NY hafatra ❤️tsy vofetra NY hitany masoko 🪴🚗izay miadry anao tsy ho very fanantenana 🙏marina loatra 👍efa miasa ianao 🙏momba ahy ianao na rava aza zao rehetra izao 🙏
@hanitrarabeson9871
@hanitrarabeson9871 Год назад
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@fiorenanarivoandoniainaraj6591
❤❤❤
@faniryharilalainarabenariv7243
💖💖💖
@niniandriamisa-dj3mj
@niniandriamisa-dj3mj Год назад
Zay miandry an’Jehovah ts ho very fanantenana, marina loatra 🙏
@evelineclaudgambais7719
@evelineclaudgambais7719 Год назад
C est bien de loué DIEU.parce que sans lui notre vie est rien.
@nanierasol
@nanierasol Год назад
@HajaRavelo
@HajaRavelo Год назад
Tsara bé mintsy🥰 mapahery 💪
@HopehopeEzrah
@HopehopeEzrah 10 месяцев назад
Zany mints tompo ô 🙏❤️
@Amandaromane-uu7oq
@Amandaromane-uu7oq 7 месяцев назад
Misaotra Anao Jesosy a ❤
@Elie_Rosa
@Elie_Rosa Год назад
wauoh, merci beaucoup mampahery😇🥰
@priscaandriasraj7263
@priscaandriasraj7263 Год назад
ALLÉLUIA 👏❤️
@honorinerazakarivony1962
@honorinerazakarivony1962 Год назад
Bravo Bodokely , aiza e !
@ValisoaRakotoarivony
@ValisoaRakotoarivony 3 месяца назад
😍😍
@CovackinahRaela
@CovackinahRaela 11 месяцев назад
@kvideo304
@kvideo304 6 месяцев назад
❤❤❤❤
@SissiSitrakoFrivet
@SissiSitrakoFrivet 10 месяцев назад
❤❤❤❤❤❤❤
@inchristjesus1253
@inchristjesus1253 Год назад
Misaotra Jesosy!!!
@fannyadjanihsophierandrian597
Tsara loatra❤
@naomyharivonyramiadantsial2670
@naomyharivonyramiadantsial2670 11 месяцев назад
AMEN
@alibabatul7112
@alibabatul7112 Год назад
Be style loatra ny feo! Mihirà simple, aza asiana style betsaka sy fakana an-tahaka be fahatany ireo stars internationales. Izany daholo ny conseils-ny mpihira tena mahay io sehatra io.
@rakotomalalahenri8642
@rakotomalalahenri8642 Год назад
ianao irery zao no mahita an'izany eo !!! Voafehiny tanteraka ilay feo matoa lalaoviny !!!
@WhatIzthat
@WhatIzthat Год назад
Samy manana ny style tiany hiraina eee ! Raha tsy mety aminao dia afaka mihaino zavatra hafa fotsiny ❤
@Eliandry.r
@Eliandry.r Год назад
Bravo !! 🔥
@irinarabehasy63
@irinarabehasy63 Год назад
Très belle chanson . Bravo à vous ! 👍
@tantelybyainarandria867
@tantelybyainarandria867 Год назад
Tsar lotra le hira, mankasitraka tompo f mampahery lotra l hira
@sarahmia9886
@sarahmia9886 Год назад
tsara be 😍🥰😍
Далее
MINO AHO - Bodokely Ministries
6:39
Просмотров 64 тыс.
"Когти льва" Анатолий МАЛЕЦ
53:01
Qalpoq - Amakivachcha (hajviy ko'rsatuv)
41:44
Просмотров 333 тыс.
Rija RASOLONDRAIBE - Hiara hivavaka isika
4:52
Просмотров 451 тыс.
Joseph d'Af Fahasoavanao (Lyrics 2020)
4:30
Просмотров 239 тыс.
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Просмотров 438 тыс.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 408 тыс.
Izay Vonona No Mandeha   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL
5:31
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47
TSY MANARY ANAO JEHOVAH  - JAWS BAND (clip officiel)
5:04
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
8:41
Просмотров 414 тыс.
"Когти льва" Анатолий МАЛЕЦ
53:01