Тёмный

IZAY MINO ( Fara Andriamamonjy - Fahatsiarovana Ndriana Ramamonjy ) 

Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
Подписаться 2,7 тыс.
Просмотров 35 тыс.
50% 1

Isaorana ny Tompo tamin'ireny mpanompony maro mandalo teto amin'ny asan'ny UGBM ireny ka nandao antsika vao tsy ela loatra. Raisina ohatra amin'izany :
Ndriana Ramamonjy, izay anisan'ireo nampiaina izany atao hoe HIRA sy FANENTANANA ( HIFA) tamin'ny taona 1975 sy ny manaraka fony tao amin'ny faculté de médecine izy. Tsy ho ary voatanisa ny asa fanompoana nataony ka tao anatin'izany ny fitoriana / tournées maro hananganana GBS tany amin'ny faritra maro. Ao koa ireo hira maro izay navelany voaraikitra ao amin'i SEDERA UGBM.
Lalaharivony, mpikambana tao amin'ny Cellule Sciences teny Ankatso taona 1978 tany ho any.
Marthe Hervé no mpiandraikitra izany. Na dia samy sarotiny aza teo amin'ny fandinihana ny texte, i Marthe dia tena sérieuse fa i Lalaharivony indray manana izay fijeriny ahafataran'ny maro azy izay.
Dera sy laza no atolotra ny Tompo noho ny nanomezany an'i UGBM an'ireny mpanompony ireny. Mety betsaka amintsika zandry taty aoriana no tsy nahafantatra azy ireo. Izany no antony hanoratana ny tantaran'ny UGBM.
Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny haja sy ny voninahitra .
Lasa ny mpanompo fa ny Tompo mijanona.

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 16   
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 5 дней назад
Tsara B sady mampihetsipo bravo Fara🥰🥰🥰
@ezraandria1163
@ezraandria1163 11 дней назад
Tsara izany!!🥰🥰
@NyAina12
@NyAina12 8 месяцев назад
Izay aho vao nahita an'ity tato , misaotra indrindra nizara . Tsara loatra io hira io
@claudialalarivelorasoanaiv4523
@claudialalarivelorasoanaiv4523 2 месяца назад
Indray andro mbola hizona indray😢
@fenoandry6208
@fenoandry6208 3 года назад
Tikoooo lotraaaa !! Tikooo daol Ndriana Ramamonjy, Fara Andriamamonjy, Hantatiana ! Mankasitraka e..
@Pianany
@Pianany Год назад
Tena fahatsiarovana
@Pianany
@Pianany Год назад
Fahatsiarovana
@herizoranaivoson9684
@herizoranaivoson9684 3 года назад
Ndriiiii , RIP Raha misy fahatsiarovana ny soa nataony no tohizana ❤ Hira fihirako refa mahatsiro an i neninay ty
@rakotondramboalala8031
@rakotondramboalala8031 2 года назад
Bbb
@minoharisoaraz-xl7qn
@minoharisoaraz-xl7qn Год назад
Maman Lolona ❤️
@rabemampiandraeric1737
@rabemampiandraeric1737 2 года назад
Ireo zoky be antsika, efa lasa aloha nahavita ny ady tsara. Nametraka lesona be ho an zandry. Ny soa nataony tokoa no tohizana hoy ilay hira rehefa mahatsiaro azy ireo.
@tsixtsix485
@tsixtsix485 3 года назад
Indrisy tsy mba hitak izay natolotry ny fanjakana nefy dia navita adidy maro izy. Mandria am piadanana
@evaraoeli1560
@evaraoeli1560 3 года назад
Zay, aho vao nahita an'iot hira ito tato am RU-vid, courage 😢
@Ramamonjy
@Ramamonjy 3 года назад
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
@nalyandriantsilavonathycia
@nalyandriantsilavonathycia 5 месяцев назад
.driii
@NicoleRABE-fo4yq
@NicoleRABE-fo4yq Год назад
Soa lo😂atra
Далее
NA TSIKY NA TOMANY - NY MPITORY
3:12
Просмотров 93 тыс.
РЫБКА С ПИВОМ
00:39
Просмотров 1,5 млн
MISAORA AZY - FARA ANDRIAMAMONJY
6:23
Просмотров 3,8 тыс.
Ny Onja - Izay mino sy matoky
5:21
Просмотров 138 тыс.
Marka 16: 15 - Fanontaniana sy valiny momba ny vavaka
10:45
Mifankatiava Ndriana Ramamonjy
3:12
Просмотров 177 тыс.
Fa Nankaiza Fara Andriamamonjy
3:29
Просмотров 6 тыс.
Aoka hatoky Azy
4:28
Просмотров 13 тыс.
MISY IRAY - Fara Andriamamonjy (with lyrics)
5:01
Просмотров 11 тыс.