Тёмный

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE 

Karaoke Stars
Подписаться 853
Просмотров 43 тыс.
50% 1

Izay ratranao dia feriko
Takaitranao no aretiko
Ka n’inon’inona hanjo
Izay lalanao no hizorako
Antsana io na tevana
Tsy ampiova na ampihemotra
Fontsika mifangia
Miala eto ka hatrary
Veloma lava irony sento tomany
Ireo nofy ratsy tsy nanambina omaly
Tsy irery intsony aho manomboka androany
Sendra ny tiako aho no sady tia ka tsy ho tana
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka
Miantra aman’aina ka tsy foiko ho ravana
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka
Tsy vitan’ny hoe "Tapaho hatreo io" dia miala!
O sanatria!
Fitiavanao no mamiko
Fa mamy toy ny taniko
Vimbino tsara fa ho arovako
Raha sendra misy ny tsy to
Fitia tsy nangalarina
Ka omeo lalana izahay fa
Ela niaretana
Fa mba te-ho sambatra

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
TSY FERANA Eric Manana - Karaoke
5:44
Просмотров 40 тыс.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 85 тыс.
🛑самое главное в жизни!
00:11
Просмотров 67 тыс.
Adisanina Valala
1:18:42
Просмотров 667 тыс.
Erick Manana Izay ratranao dia feriko
6:04
Просмотров 4,9 тыс.
Karaoke gasy: Rija ramanantoanina - Fiainana kely
3:59
MOPCAAN - ANAO TOMPONY (Official Video)
3:53
Просмотров 2 млн
Sao dia ataon'ialahy hoe - Mahaleo - (Bekoto & Dama)
5:43
Tsara tso drano Dadah Rabel sy Inah KARAOKE
3:32
Просмотров 10 тыс.
MAHATOKY LOATRA - PEPE SHINE ( Karaoké )
5:51
Просмотров 84 тыс.
BEST OF LJO (VIDEO COMPILATION)
38:30
Просмотров 526 тыс.
🛑самое главное в жизни!
00:11
Просмотров 67 тыс.