Тёмный

Jaja Jesosy ihany , Jesosy hatrany 

RANDRIATAHINA Haja
Подписаться 478
Просмотров 325 тыс.
50% 1

" JESOSY IHANY, JESOSY HATRANY "
Na dia maro aza ireo fitsapana
Na dia misy aza ireo fisedrana
Tsy maninona fa any am-parany any
Izany rehetra izany
Ho fifaliana ihany
Na dia misy aza ireo fahoriana
Na mandalo ady sy fijaliana
Tsy maninona f’izany rehetra izany
Jesosy no miady ho ahy hatrany
JESOSY IHANY, JESOSY HATRANY
Tsy ho foana ny fanantenako fa eo Ianao
Mihaino ireo fitarainako
Mampahery ahy mba hiadanako
Jesosy Vatolampy Heriko
Na dia maro aza ireo fahavalo
Ireo mikendry maniry ahy ho lavo
Tsy maninona fa eo ny tananao
Izay mampijoro ahy sy mampandresy indray
Na dia misy aza ireo mpanaratsy
Ireo maneso sy mpandrabiraby
Tsy maninona, tsy ataoko ho sakana
F’izaho hanompo Anao, ny fiainako efa Anao
JAJA

Опубликовано:

 

23 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 98   
@JOYCEFLY-zl9hl
@JOYCEFLY-zl9hl 3 месяца назад
Tena tsara na ny feony na ny tonony mankasitraka indrindra ❤❤❤
@jaymamson4295
@jaymamson4295 4 года назад
Vavolombelon ny fiianaiko ity hira ity. Misaotra Jesosy. Niadivako tamun 'y fahafatesana nandritra ny heritaona sy tapany ka nohenoiny ny fitarainako
@zitaraza3024
@zitaraza3024 3 года назад
Deraina ny Tompo
@lalainafara9213
@lalainafara9213 8 лет назад
Jesosy malala ô tsy manan'ANDRIAMANITRA hafa ho Tompoina sy Hinoana aho Afa-tsy HIANAO aho, ka na dia levona aza Ny nofoko sy ny foko Dia mbola anjarako sy Vatolampiko mandrakariva HIANAO. Misaotra Jesosy Tompo ô Amen 💝 Amen
@mariecharlottehanitriniain2035
@mariecharlottehanitriniain2035 2 года назад
Jesosy ihany,, jesosy hatrany, tsy ho foana ny fanantenako fa eo ianao! mihaino ireo fitarainako,, Mampahery ahy, mba hiadanako jesosy vatolampy heriko Amen❤️❤️🙏🙏❤️
@cellsayde4740
@cellsayde4740 Год назад
Misaotra fa namampahery ananana finoana🙏🙏♥️♥️♥️💯
@faniryrandriamanga1023
@faniryrandriamanga1023 5 лет назад
Misaotra betsaka nizara, na ny feony na ny tonony dia ampy hiderantsika an'i Jesosy Tompotsika (mipoa-tsatroka amin'ny arrangement) Deraina anie ny tompo nanome ny talenta nahafahanao nanao izany Mankasitraka indrindra
@niniiasy3940
@niniiasy3940 3 года назад
isan' mpankafy ny hiran'i Jaja ny tenako ary mamporisika fa tena tazomy sy tehirizo hoan'i Jesosy ny talenta izay natokan y ho anao, hanosotra anao am fomba miavaka anie Izy entinao hatrany hiderana sy hanomezana voninahitra ny ANARANY hamonjena fanahin'olona ,tena tsara JESOSY, mankasitraka indrindra e
@شمسهالوهيبي-ط9ض
@شمسهالوهيبي-ط9ض 8 дней назад
Jesosy ihany, hatramin'ny farany ❤
@sooniegasy4411
@sooniegasy4411 2 года назад
Deraina ny Tompo nanome anareo groupe talenta fa tena tsara be ito hira fiderana ito !
@RatianamalalaStephanie
@RatianamalalaStephanie 5 месяцев назад
❤ misaotra jesosy manokana 🥰🙏
@RakotoariveloJocelyn
@RakotoariveloJocelyn 4 месяца назад
Mivavaha ka aza mitsahatra fa miano fitaranana jesosy . Mahereza daholy
@lalainafara9213
@lalainafara9213 8 лет назад
Mahereza hatrany hianareo fa ny Tompo anie hampitombo ny talenta izay efa Nomeny, mankasitraka ô !!!
@mahefasonedouardonrazakand98
@mahefasonedouardonrazakand98 4 года назад
Tsy hiala aminao zahay jesosy, efa nihaino ny fitarainako ianao.Amen
@dorotheehaja1097
@dorotheehaja1097 3 года назад
Misaotra anao mitondra ny teny fampaherezana , amen , jesosy ihany no antsika
@merymery8756
@merymery8756 3 года назад
Amen inao no fanetenako sy fitarainako amen
@reginarabemalanto7999
@reginarabemalanto7999 4 года назад
Mankasitraka Alléluia Jesosy ihany Jesosy atrany Tsy ho foana fanatenako fa eo Ianao
@isabellarazanamamonjy633
@isabellarazanamamonjy633 Год назад
Jesosy ihany Jesosy hatrany Amen 🙏🙏💞💕
@mamisoafitahianarandrianir815
@mamisoafitahianarandrianir815 8 лет назад
❤❤🙏🙏mihaino ireo FITARAINAKO,MAMPAHERY ahy mba hiadanako: Jesosy vatolampy heriko❤❤🙏🙏 ...Jesosy ihany,Jesosy hatrany...🎻🎻🎸🎸🌸🌸🍁🍁🌹🌹🍀🍀🌾🌾🌿🌿🌼🌼🍂🍂🌺🌺🌸🌸🍁🍁🌹🌹🍀🍀🌾🌾🌿🌿🌼🌼🍂🍂 Amen be mihitsy
@nadiaharinosyrandrianoely3275
@nadiaharinosyrandrianoely3275 4 года назад
Mankasitraka jaja !!! Mapahery anaty fahoriana sy ady atrehana ny hiranao Deraina mandrakizay jesosy e
@rakotonjanaharytanteliniai7556
mahery ilay mpamonjy antsika . fa mba asio karaoke mba ho hirainay euh
@domohinarabeharitsara2238
@domohinarabeharitsara2238 19 дней назад
Marina be! Misaotra betsaka ö!
@perdinnicabezafindrafara5226
@perdinnicabezafindrafara5226 5 лет назад
Jesosy ihany Jesosy hatrany Tsy ho foana ny fanantenako fa eo ianao Mihaino ireo fitaraiko Manpahery ahy mba hiadanako, Jesosy vatolampiko heriko
@reginarabemalanto7999
@reginarabemalanto7999 4 года назад
Iza ianao fa tena mampahery be ianao !!! Mahereza mino sy Manantena fa bola ho Toy ary bola ho be dia be hira fiderana !!! Ita fa misy hosotra Fanahy Masina
@MariaIeCeres
@MariaIeCeres Год назад
eto zah mahita hoe hira évangélique no tena mety aminao JAJA. Tena any no lalana. Voninahitra ho an'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY
@AureliaRafidison
@AureliaRafidison 11 месяцев назад
Jesosy ihany, Jesosy hatrany tokoa e!! 🙏
@lalainamiora7748
@lalainamiora7748 8 лет назад
tsara le hira fiderana de toizo fa mafinaritra be!de atokany hiderana Jesosy foana ny hira .mahereza atrany Zoki Jaja. Jesosy iany Jesosy atrany.
@miharyadr1982
@miharyadr1982 4 года назад
Tsara be ilay hira. Tena mampahery. DerainaJesosy
@niniamirana6497
@niniamirana6497 7 лет назад
misaotra Jesosy ô, lehibe ny fitiavanao ahy! Tiko beeeeee le hira, mampahery ahy
@fetraandrianjakasoa8088
@fetraandrianjakasoa8088 4 года назад
Mafinaritra ity hira ity dia tohizo hatrany ny fanomezan boninahitra an' i Andriamanitra e! Mankasitraka
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 4 года назад
TENA TIKO BE TY HIRA TY. MANKASITRAKA
@razanabololonamariettebj.6227
@razanabololonamariettebj.6227 4 года назад
Mapahery be ahy ity Hira ity.mankasitraka
@solofoarimangaestherralini4239
MARINA IZANY!JESOSY IHANY JESOSY HATRANY!IZY IRERY NO VAHAOLANA
@randriafano6376
@randriafano6376 5 лет назад
mampahery ahy mba hiadanako, Amen
@njakafanomezantsoa701
@njakafanomezantsoa701 6 лет назад
Tsara be le hira , merci Jaja
@ntsoavina
@ntsoavina 5 лет назад
Mampahery ahy ihadanko tokoa iano Jeso deraina lalandava ny anaranao. Salamo 119:71
@Moon_fall8
@Moon_fall8 Год назад
Jesosy ihany, Jesosy hatrany (Jaja) Instrumental ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-7EVp4pVUzz4.html Mihaino ireo fitarainako Mampahery ahy mba hiadanako Jesosy vatolampy heriko. .................... Na dia maro aza ireo fitsapana Na dia misy aza ireo fisedrana Tsy maninona fa any amparany any Izany rehetra izany ho fifalina ihany. Na dia misy aza ireo fahoriana Na mandalo ady sy fijalina Tsy maninona f'izany rehetra izany Jesosy no miady ho ahy hatrany. Ref: Jesosy ihany, Jesosy hatrany Tsy ho foana ny fanantenako fa eo ianao. Mihaino ireo fitarainako Mampahery ahy mba hiadanako Jesosy vatolampy heriko. ............................. Na dia be aza ireo fahavalo Ireo mikendry, maniry ahy ho lavo Tsy maninona fa eo ny tànanao Izay mampijoro ahy sy mampandresy indray. Na dia misy azy ireo mpanaratsy Ireo maneso sy mpandrabiraby Tsy maninona tsy ataoko sakana F'izaho anompo anao, ny fiainako efa anao. Ref: Jesosy ihany, Jesosy hatrany Tsy ho foana ny fanantenako fa eo ianao. Mihaino ireo fitarainako Mampahery ahy mba hiadanako Jesosy vatolampy heriko. Jesosy ihany, Jesosy hatrany Tsy ho foana ny fanantenako fa eo ianao. Mihaino ireo fitarainako Mampahery ahy mba hiadanako Jesosy vatolampy heriko Jesosy ihany!!! Jesosy hatrany!!! Mihaino ireo fitarainako Mampahery ahy mba hiadanako Jesosy vatolampy heriko. Mihaino ireo fitarainako Mampahery ahy mba hiadanako Jesosy vatolampy heri............!!! Vatolampy heriko...
@zitaraza3024
@zitaraza3024 3 года назад
Jesosy ihany,Jesosy hatrany. Amen
@narindranzr8371
@narindranzr8371 6 лет назад
Marina mihintsy zany .Jesosy ihany Jesosy atrany...mankasitra e
@sandrina5993
@sandrina5993 Год назад
Merci, sois glorifier mon Dieu
@tobiniainarakotondrazafy9228
@tobiniainarakotondrazafy9228 5 лет назад
Jesosy ihany, Jesosy hatrany AMEN !
@achillesharty1860
@achillesharty1860 5 лет назад
Ho azy irery anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay
@rnarna757
@rnarna757 6 лет назад
Oanao irery iahan anie Jehovah voninahitra
@ramiharimananazoaribesamir8263
mahereza mahefabe amin'ny asan'ny Tompo,tsarabe ny tonon-kira
@mariebe7073
@mariebe7073 3 года назад
Mba soa zalahay. Merci beaucoup C'est tout
@ainasylvainandriamanajara4906
@ainasylvainandriamanajara4906 3 месяца назад
An'iJesosy irery ihany ny voninahitra mandrakizay
@jeanclauderakotonirina4838
@jeanclauderakotonirina4838 4 года назад
Tsara ny Tompo Jesosy
@saholyandria3277
@saholyandria3277 6 лет назад
sambatra izahay manana anao jesosy
@hermanbutton2199
@hermanbutton2199 11 месяцев назад
JESOSY IAN ❤❤❤
@natachadimbiarilala8624
@natachadimbiarilala8624 3 года назад
tena tsara be
@staviamatiana4257
@staviamatiana4257 7 лет назад
Mihaino ireo fitarainako Mampahery ahy mba hiadanako JESOSY IHANY JESOSY ATRANY
@norr4784
@norr4784 2 года назад
Merci
@infoplusabattoir2105
@infoplusabattoir2105 3 года назад
Marina izany Vatolampy sy Heriko
@phanoelineralimariasoanjan4266
tsara be lay sady rena mampahery misaotra e
@ratoveloandriamanana1719
@ratoveloandriamanana1719 8 месяцев назад
Tsara , mampahery ilay hira
@norr4784
@norr4784 2 года назад
Tsara be
@tahirymanampisoa1235
@tahirymanampisoa1235 6 лет назад
mihaona ny fitarainanay jesosy malala ô
@faniriniainavoaharyrakoton421
@faniriniainavoaharyrakoton421 4 года назад
Jesosy vatolampy Heriko❤️❤️
@jeanmanasserajaonarivony4550
@jeanmanasserajaonarivony4550 3 года назад
e.Otgc
@mireillemadeleine2354
@mireillemadeleine2354 4 года назад
😭😭😭😭 Tiko be ty hira ty
@p-bernard2530
@p-bernard2530 4 года назад
Tsara any zany qualité ny video zany, tena professionnel mihitsy zao
@maeva.rdaaaaa
@maeva.rdaaaaa 7 лет назад
Tena marina Jesosy Ihany Jesosy Hatrany mampahery ahy.
@randrianomenjanaharyhanitr7602
@randrianomenjanaharyhanitr7602 4 года назад
JESOSY TOMPO o! Ianao irery no fahasambarako,Ianao irery no reharehako
@aicharazafite6112
@aicharazafite6112 6 лет назад
Tsara ilay hira tsara koa ny tonony
@mariafinoana3081
@mariafinoana3081 4 года назад
Tsy hofoana ny fanatenako fa IANAO JESOSY no itokiako, na misy ny manaraty ts ahoako fa hanompo ANAO za
@larissaangenie429
@larissaangenie429 5 лет назад
amenn tsara be
@marguerittezanakoto9926
@marguerittezanakoto9926 11 месяцев назад
Merci dieu est t'épuiser
@LalainaRamanantenasoa
@LalainaRamanantenasoa 5 месяцев назад
Tsy ho foana ny fanatenako fa eo IANAO Jesosy
@razafindramanitrasalohymen8238
@razafindramanitrasalohymen8238 4 года назад
Tena tsara, mankasitraka
@niniamirana6497
@niniamirana6497 7 лет назад
tsy ho foana ny fanantenanko fa eo Ianao "Jesosy ô"!
@germainerazafimahefa6358
@germainerazafimahefa6358 4 года назад
tiko loatra
@LantoMiam-sq4ld
@LantoMiam-sq4ld 9 месяцев назад
Amen👏👏
@malalaandriamanana6839
@malalaandriamanana6839 6 лет назад
Tena tsara
@harivolalandy1817
@harivolalandy1817 7 лет назад
marina lôtra!! tsy misi afa-tsy JESOSY ihany!!
@frou
@frou 6 месяцев назад
😢❤
@mamiherinatoavinaangelowen1827
Mankasitraka indrindra e
@diariandrianambinina621
@diariandrianambinina621 5 месяцев назад
@hajahaja7345
@hajahaja7345 3 года назад
amen
@isabellarazanamamonjy633
@isabellarazanamamonjy633 2 года назад
AMEN 🙏💞💕🙏🙏🙏🙏🙏
@phijmimstiny7317
@phijmimstiny7317 5 лет назад
mampahery e
@raharinantenainatojonirina7448
Jesosy iany
@andryrandrianandrasana3466
@andryrandrianandrasana3466 Год назад
Andry
@herivolaniriarilanto8464
@herivolaniriarilanto8464 Год назад
❤❤❤
@r.snante.crisnahaugustine8913
@r.snante.crisnahaugustine8913 2 года назад
Amen🙏
@rverou30
@rverou30 8 лет назад
Deraina Ianao Jesosy ny @zavatra rehetra. mahareta @fanompoana Jaja a.
@francyabory580
@francyabory580 3 года назад
Amen 🙏🙏
@bruxyma9018
@bruxyma9018 5 лет назад
Amen
@ravoarisoaa8991
@ravoarisoaa8991 8 лет назад
ravoarisoaa "tsara be "
@jamalcell9450
@jamalcell9450 5 лет назад
amen!
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 лет назад
AMEN!!!
@holyrakoto4264
@holyrakoto4264 8 лет назад
ay ve nareo mihira tsotra e? everiko tena mpihira mitory fotsiny
@harenaabeline9080
@harenaabeline9080 6 лет назад
Holy Rakoto Efa niova évangélique izy
@AbelZo-i2j
@AbelZo-i2j Год назад
Merci
@mariannedina6880
@mariannedina6880 5 лет назад
Amen
@chantalrannem3403
@chantalrannem3403 6 лет назад
Amen
@ralalaravelonarivo3109
@ralalaravelonarivo3109 4 года назад
Amen 🙏
Далее
Tsy resy tsy miady:  de Anicet
5:35
Просмотров 278 тыс.
FANAHY Ö MILA ANAO AHO
7:38
Просмотров 114 тыс.
DOTA 2 - ИНВОКЕР ИМБА!
24:17
Просмотров 222 тыс.
Tano mafy aho Jesosy - Adilia
4:07
Просмотров 411 тыс.
Mamelà ny nosinay (Clip) - Tanora Masina Itaosy
5:26
JAJA-jesosy ihany, jesosy hatrany
4:46
Просмотров 2,2 тыс.
Joseph d'Af Fahasoavanao (Lyrics 2020)
4:30
Просмотров 237 тыс.
LALAN-DAVITRA _ Zah'MTF_réalisé par Steve Meyer
4:20
JESOSY IHANY (Jajà) - FINOANA SY FANASITRANANA
4:21
Просмотров 3,6 тыс.
D-LAIN   -  Ato Am-Poanay Foana
4:16
Просмотров 2,3 млн
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
Просмотров 3,5 млн
DOTA 2 - ИНВОКЕР ИМБА!
24:17
Просмотров 222 тыс.