Mankasitraka Kiady @ talenta noentinao hampitodika indray anay hivavaka, tena mandona fo feno fahatsarana, tena misaotra mankasitraka, ho tahin'Andriamanitra anie ianareo nitoto nahafitsy nanao ezaka nizara kanto hoenonay 🙏. Mba hanaovy clip koa ilay Jeso Tompo fa tena mandoro ny ao anaty mihitsy.