Tena raitra izany raha CLIP marina! *SON:* - Na Vocal - Na Musique - Na Arrangement *VIDEO:* - Na ny Réalisation - Na ny Acting (Fijerin'ny Mpihira) - Na Cadrage (Camera) - Na Lumière - Na Color Grading (Couleur) *CONTENU:* - Na Tononkira - Na ny Fiakanjoana Tena kanto rangaha ity a! Manina an'i Madagassikara izahay mijery ity. Mankasitraka e! Fier aminareo izahay!