Izahako aloha ry ikoto de tsy mahita ho lazaina intsony raha mombany madagascar fa de ankinina @tompo avokoa sisa ny hoaviny gasy triste e! Merci Ikoto
Zah manokana koa Dia mitovy aminao tsy te hiverina any intsony aleko mitety tany Aty an tany lavitra raha misy moyen tsy matiantoka mihintsy ny tsy makany indrindra @ Zao ...
Karazana "Clash of Civilizations / Samuel P. Huntington" eo amintsika samy malagasy no mahataraiky antsika mianakavy. Tsy mitovy rano nandrwaña mariña ka sarotra ny hifanoro lovoka. Ny firenena "nisafidy" ny handroso efa any amin'ny AI sy ny karazany no mifampitady. Ny antsika mbola ady amin'ny feeling voronkitsay amin'ny seha-piainana andavanandro no hiadiana varotra sy hifampihinanana 24/24. Lalana tsy misy, na misy dia ratsy dia ratsy. Ny lalàna velona diadiaviña/hitsakitsahina isak'izay tontotry. Efa tsisy raha manjary fwa heky eh! i Koto mañano ny nataon'i Josoa nitaña masoandro tsy hilentika alõhan'ny handreseny ny fahavalony (haizina) ndrèka nanjary voavalavala vato & tiven'ôlo famaky. Antsika samy gasy fwaña no tèña sakaña sy sampoña mamorery antsika.