Tu as tout pour devenir grandiose dans la musique. Je suis déjà fan depuis le début et jusqu'à anao tsy mihira tsony❤️❤️🥰😍.ta voix me fais du bien ça veut dire que tu chante avec ton cœur de n'y cœur koa no mandray azy fa tsy ny Sofia fotsiny.ne change pas .❤️🥰🙏🙏
Zany ka tena artista, mahate hidera le fomba fijery, sady tsara be ny toe-tsaindry akia, sympa kely le firesaka sy le fihetsika rehetra, mafinaritra be, tena tiako e, tohizo foana le mozika Sabrinah, manohana andry foana, dia ho tahian'Andriamanitra am fanatanterahana ny fikasanao rehetra