Tafiala tao anatin'ny maizina izy fa tsy hitanareo nga ireny fijoroana vavolombelona niainany tao anaty sampy namatotra saika hahafaty azy? Efa ao anaty mazava izy izao ary ianao koa dia manana anjara hoan'izany mazava izany raha mbola velona eto an-tany, Mirary soa