Ljo - Za Maka anao (Clip Officiel) Download & Stream fanlink.to/hPsN . Distribution/Edition @vibinurban 🔊 Davalt Record 🎬 Kevin Deris Director 🏠 Vib'in Urban
Mahay mivoatra ny fotoana fitiavako anao mahay mitombo oh!na teboka kely taloha fa amzw izy ef vo maika mivontooooo.......! norma ny son 😁😁😁 big respect
Tena kozy marina ty : mahay manao clip anao ary tena mahay mandrindra hira ihany koa, tsy mikoropaka fa milamina Rah zah aloh de tena MAKA ANAO manokana, sûr rahlahy 🤛🤛🤛
Good songs, congratulations. Belle créativité, vous êtes vraiment un artiste, na parole, na arrangement, le clip tena classe. Tohizo fa vous avez un talent