ts mba nisy hira hafa azo natao v, efa nataon'i Ravaka mantsy ty, marina we tsara le hira, ela ko tsara feo fa tkn mb ntad hira hafa. quand même, mlay fa toizo ny vazo!!
+Diary Rab aza mapme tsis idiran'ny timbre sy ny fiteny 😂😂 otrzan ah otrzan.. lol amlee version tamn pazzapa izy ts mten otrzan mihira fa amn ty izy mizesta lotr d lasa otrn minana paraky.. tena marn lotr 😂😂😂😂😂 tsara ny timbre an LJo za ts manda fa eto aloha izy d otrn minana paraky 😂😂😂
Ny hitako mahavoa ny gasy ange ka tezitra rehefa kianina nefa ny kiana mahatonga zavatra tsara De le oe manaova raha mahay indray! Ny efa itan'ny masontsika aloha resahina