Тёмный

Luc Herve HIFAMONO ANTSIKA Part.1 gasy 

Farady Mozika ~TV~
Подписаться 2,7 тыс.
Просмотров 16 тыс.
50% 1

❤💛💚💙💜💖 Tonga soa eto @ Farady Mozika
/ faradymozika614
/ faradymozika614
_____________________________________________________________
Ity chaine ity dia Mizara people ho anareo sy buzz isankarazany @ ARTISTE MALAGASY Nouveauté gasy 2022
**********************************************************************************Luc Herve HIFAMONO ANTSIKA Part.1 gasy #luc_herve #vaovao #gasy_2022

Опубликовано:

 

3 май 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 35   
@user-lm8vi4vn5x
@user-lm8vi4vn5x 4 месяца назад
maringa zany ee
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison 10 месяцев назад
Izaho Borizano Izaho Ambaniandro Izaho ve misy olana? 🙏🇲🇬🌾💟🧓
@user-wn5vt9jg1i
@user-wn5vt9jg1i 2 месяца назад
Tsy mahay miavotra. Be ny bado , Izay mitsangana vonoina dia manaradrenirano
@user-lm8vi4vn5x
@user-lm8vi4vn5x 4 месяца назад
❤😂 👏👏👏👏👏
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Год назад
Hevitra trois feuilles ndray zao ve ry Lika
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 11 месяцев назад
Tena marina izany Luc Hervé, rango nitondrasany Bourzany telo ireo, maty ny Orin'Asa 2 taminay Hell-ville Nossy-be, araiky Dzamadzar, araiky Pêcherie de Nossy-be, faly ireo Bourzany telo io satria masikiny mosary ny vahoaka ny Nossy-be. 😭😭😭😭
@user-wn5vt9jg1i
@user-wn5vt9jg1i 2 месяца назад
Mbola hivoatra i Madagasikara
@user-wn5vt9jg1i
@user-wn5vt9jg1i 2 месяца назад
Marina iziany . Bado no betsaka
@user-wn5vt9jg1i
@user-wn5vt9jg1i 2 месяца назад
Manankarena fa tsy mahay mitantana fa manaiky ampahantraina
@yantykuwait6170
@yantykuwait6170 2 года назад
Olona maniratsira nu anarany jesosy Kristie ti de aiza manabany olona fa enao kou malagasy tsy ambonu na ray haza
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Год назад
Pholosophie taiza ndray no nahalalinina dia havoaka eto. 😂😂😂😂
@fatomalucien1299
@fatomalucien1299 2 года назад
Mbola tsara mon frère azafady mbo volagna aminy indirect nao monba SECREN fa 7 mois tsary nahazo vola DG eo zandriny premier ministre tsay io mampalahelo vraiment
@rafidsonmasitata8861
@rafidsonmasitata8861 2 года назад
Marina zany TON. reo mhtsy no nanongana an'i PRÉSIDENT TSIRANANA COTIÉ. nanomboka teo i MADAGASCAR no ninannnnemannnn io. Ny mampalaelo dia mbola misy COTIÉ MANAIKY HATAON'NY BORIZAGNO AMBOA
@emerencemustapha6634
@emerencemustapha6634 8 месяцев назад
Marina zany eee 😪😪😪mampalahelo tanitra tsika
@user-wn5vt9jg1i
@user-wn5vt9jg1i 2 месяца назад
Mahantra ny gasy. Fa vo hiavotra ato ho ato. Efa tonga saina ny olona
@romeoramaro2758
@romeoramaro2758 2 года назад
Aiza miteniteny foana lesy eee!!!
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Год назад
Asio ny province autonome dia ho ita eo izay taraiky e!
@edwigenorosoa2929
@edwigenorosoa2929 2 года назад
Efa mifandoro velona ny COTIER satria efa dila JALY ' 'la Guerre entre les Cautier est déjà commencé ' satria tsy mitovy ny fitondrana eramparitra cotier efa maty satria natao fitaovana fotsiny.
@rijachristianrafidison6403
@rijachristianrafidison6403 Год назад
Miverena ela aty raha mafy be fa tsy any ela no mampiady foko eto. Tsy hisy adim-poko izany eto na hanao inona ela na hanao inona. Ary tsy misy matohotra an'ialahy mihitsy.
@akonlook-alike4572
@akonlook-alike4572 Год назад
Mon future conseileur quan je serai le future president de Madagascar bien grand gueule ke du verite a la realite a mada mank sa ! Bien
@RobertCharlesCostalat
@RobertCharlesCostalat 8 месяцев назад
C'est très bien de dire les quatre vérités à ce pamysavy, il n'a rien à voir avec Jésus!....
@sikinasebany900
@sikinasebany900 2 года назад
Aza mety miady antrano izany fa ratsy bé. Iray foana atsika olombelo. Nitiako Rakoto Téo fa nohony Zavatra ratsy nataony anahy ka tsy Mila Andreo koa izaho azafady tompokô.
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Год назад
Vavabe matsintsiny 😂😂😂😂
@sylviaraharinirina2610
@sylviaraharinirina2610 3 месяца назад
Ts musaina ny gasy e olon ef ita lavand d mbol fidina avao
@sikinasebany900
@sikinasebany900 2 года назад
Tsy afaka manambady lehilahy efa misy vady izaho .izay efa nisarahako tsy mety aminakay koa miverina eo azafady tompokô. Izaho efa misy zafy ka tsy Mila ireo olona ireo izaho. Mangala jery fa tena reraka bé n'y lohako.azafady.efa nijaly mafy depuis a Madagascar, Mayotte, eto France ka sitrany mipetraka iraiky.
@edwigenorosoa2929
@edwigenorosoa2929 2 года назад
La désentralisationin, c'est la seule solution Atsika misy Aéroport ' et le PORT pour le BATEAUX hanagnan-tsika!!! satria lasa tompiny mangataka ny hatiny ny fitantanana ny toek'arena eto MADAGASCAR ' satria na ny volamenan-tsika efa lasa varotra antsokosoko nandritra ny 30 Taona antone maromaromaro isan-taona ny benefice mijanona jiaby TANANARIVO daholo. Mieritretreta 'la Guerre tsy solution satria na BASY AEA TSY HANANANA donc atsika Cotier hiany no ho hisy ramandriaka.
@shyne1848
@shyne1848 2 года назад
La guerre La haine tsy solution il faut la décentralisation c'est tout laissez nos provinces autonomes sans attendre les ordres venant de Tana marina atsika samby malagasy mais les borizany ne nous aimeront jamais tribalisme et racisme trop ancré dans les veines on peut se respecter et vivre dans le même pays mais trop de différence nous sépare ils aiment que vivre entre eux jusqu'en métropole ils pètent tjr plus haut que leur cul
@haryhary6633
@haryhary6633 2 года назад
Il y a aussi des couples Merina -Tandroy et Betsimisaraka-Merina en France . Ce n'est pas tous les merinas qui sont racistes . Et il y aussi du racisme anti merina par certains côtiers . Je suis d'accord avec vous : il faut décentraliser Madagascar .Il faut remettre le budget provincial que le président Tsiranana avait mis en place .
@RobertCharlesCostalat
@RobertCharlesCostalat 8 месяцев назад
absolument vive Tsiranana pour ce qu'on lui a dit de faire!...@@haryhary6633
@sikinasebany900
@sikinasebany900 2 года назад
Azafady tompokô aza manao anizany fa mifankatiava atsika jiaby olombelo fa tsy tsara mifamono .Samy mitovy foana atsika olombelo fa mifanaraha fa tsy ho lasa ohatrany any @ tananolo sasany potika tsy misy Zavatra ilaina s'y raisina ata Kely. Miaraka mitandrina sy Mandefitra fa raha tsy misy anizany Dia potika atsika olombelo jiaby. aza mety voatarikany Devoly . azafady tompokô.
@sikinasebany900
@sikinasebany900 2 года назад
Ireo Io azonareo efa jery iraiky Ary efa nameko anazy n'y renseignements n'y Rakoto hoe olona tsy azo atao hoe ratsy fa MBA manana n'y défaut ohatrany olombelo jiaby.ka Rabe nahatsapa tena fa dispo. Satria Rakoto mbola tsy nisaraka tanteraka izaho s'y Rabe Dia iny zareo niady any andalabe, ka nandeha n'y taona misy problème foana Rakoto mahatsapa angambany fa diso. Sady ireo la famille par alliance.ka izaho tsy nahafantra. Ka Ilay anabaviny ity misy relation @ Rabe ka izy no manao n'y consiliation zareo. Ka izeo Mila mafy fa misy Zavatra tsy mazava amiko ireo. Io no Antony nahatonga izaho niala koa satria maro Zavatra hitako eo fa Mila mitandrina izaho s'y ny havako no lazaiko alohany fa raha misy olona hafa no Tia azy ireo Dia tsy olana a fa Izaho no efa niala. Tsy mahatoky intsony izaho fa ratsy bé n'y Zavatra nataony Rakoto anahy ka Mila milay atsika olombelona.indrindrandrindra atsika ao Madagascar manontolo. Izany no izy fa mifankatiava atsika.
@edwigenorosoa2929
@edwigenorosoa2929 2 года назад
Vatosoa 'Mercure ' volamena' Jirofo vary sy la vanille le Bois tres chère 'Safire ' ! Ny harena jiaby Andrano-masina Langouste' le crabe 'le crevette rehetra dia havy hamintsika jiaby,na ny homby halafo sy ahondrana an-tsokosoko zry io no mampahazo fahana ny dahalo satria homendreo BASYny mpandrava???? nefa hatsika mati-mosary hiany.
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Год назад
Ka badra ke, rehefa tsy haintsika ny mampiasa azy aleo hampiasain'ny manantsaina
@emilienneravoniarisoa1575
@emilienneravoniarisoa1575 Год назад
Tsy Borizzno rehetra fa Tanora tsy ampy taona io no mamono ny M/ sy
Далее
Luc Herve FINOANA Part.2 gasy
8:12
Просмотров 5 тыс.
Hoentiko aiza ianao? [Rdb] #gasyrakoto
1:05:43
Просмотров 16 тыс.
ПОДВОДНЫЙ ГЕЙМИНГ #shorts
00:22
Просмотров 1,6 млн
Your bathroom needs this
00:58
Просмотров 15 млн
ANJARA: Tantara Gasy Vaovao(RDB) #Gasyrakoto #gasyrakoto
1:02:17
Fanehoan-kevitra nataon' i SHYN #OBOY
20:06
Просмотров 1,9 тыс.
Luc Herve JAMALA gasy
6:08
Просмотров 4,7 тыс.
Tantara ACEEM Radio : FANABOKANA #gasyrakoto
1:25:59
Просмотров 32 тыс.
Luc Herve MIALA TEO izay tsy zanaka MAHAJANGA
6:08
Просмотров 9 тыс.
ПОДВОДНЫЙ ГЕЙМИНГ #shorts
00:22
Просмотров 1,6 млн