Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Manazava hatrany ny fizahan-toetra ny fanahy araka ny I Jaona 4 :1-3 isika, indrindra fa ny momba ny Jesosy tonga nofo. Raha ny Soratra Masina dia tena Atra Jesosy ka nahatonga an’i Jesosy nanazava t@ i Nikodemosy izay mpampianatra ny zanak’Israely fa avy any an-danitra Izy no tonga teto, izany hoe Fanahy Izy. Araho anie ny fanazavana ireto Teny ireto e ! Jaona 4 :24, Jaona 3 :4-16, Isaia 9 :5. Izay manambara fa « Jesosy dia tena Atra, Fanahy tsy hita maso izay azo ivavahana ». Izay no nahatonga Azy niteny hoe tsy mbola ary Abrahama dia Izy Aho (Jaona 8 :57-59). Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!
30 окт 2024