Тёмный

M.F.K Foibe « Ny tena Israely dia olona mpitolona @ Atra tahaka an’i Jakoba » Toriteny 0202/2024 

MFK FOIBE
Подписаться 49
Просмотров 75
50% 1

Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Tamin’ny farany isika dia niresaka ilay fanompoam-pivavahana 3 lehibe izay nasain’i Jehovah hotandremana araka ny Deoteronomia 16 :1-17. Ary raha ny Soratra Masina dia tsy Andriamanitry ny Israely irery Jehovah fa Andriamanitry ny tany rehetra ka nahatonga an’i Jesosy niteny ao @ Matio 5 :17-18 tsy miova ny lalàna. Hiresaka miandalana ny Pentekosta isika ao anatin’izao Fampaherezana izao izay midika ho fanateram-panatitran’ny voaloham-bokatra (Deoteronomia 16 :16-17) raha ny ara-bakiteny, fa ny ara-panahy dia ny Apostoly no voaloham-bokatra (Asa 2 :1-4) izay misy hitovizany t@ Eksodosy 19 :16-18. Kanefa ny pentekosta hoy isika t@ farany dia midika hoe « fahadimapolo » izany hoe dimapolo andro aorian’ny Paska ka nahatonga antsika nanamarika indray fa raha diso daty Paska dia tsy maintsy diso daty Pentekosta. Koa manasa antsika hatrany hanaraka tsara ny fanazavana. Mahereza rahalahy sy ranabavy.
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
НИКИТА ПОДСТАВИЛ ДЖОНИ 😡
01:00
Fampianarana kabary 1
40:15
Просмотров 17 тыс.
Ny nanahary Örera
14:23
Просмотров 124 тыс.
Asabotsy sa alahady
5:08
Просмотров 9 тыс.
AKOMBA Mazoto - Fandaharana ZOVY?
12:01
Просмотров 2,6 тыс.
FANEVA NY MINO
3:35
Просмотров 23 тыс.