Ianao ilay izy hono*4 Maro ny teo ambany masoko fa enao io no tsisy mahasolo, taratra hazavana tsy mitsahatra ny manazava ny tontoloko Hainao iany fa hasambarako ianao tsy hitambarako na @iza na @ iza fa ahy ihany Raha ny hevitra ny andrava aloha dia tsisy ry babe fa hiriko ny soa aleko fiainana milamina tahin'ny ao ambony ny antsika roa Ny hasarontampiaroko anao tsoroko anao fa fitiavako anao aza raisina ho fahalemena fa ny foko goiko ho anao Ny @tsika tsy ho vitaiko fa ny foko efa nanaiky hoe raha ny sipa ankotranao tsy ilaiko fa ianao ihany no haiko enao ilay tokana ho ahy za ilay natokana ho anao matokiafa aza manahy fa tsisy ny hahasoloko anao Ianao ilay izy hono*4 Hey kiala misy kozy saika antolotro anao Aza miavonavona fa avy alo enao No stress no stop alo ny life tsika miainga eo atovy foverever fa tsi just androany Ananako ny flow anananao ny bika mifameno izao sy ianao ka ho tanteraka ny antsika ny life tsika androany tonga dia lune de miel fa sipa kely otranao no manome smile omeko anao ny best raha izay no tsy ampy anao na virex na lest io na love ko anao ka mba manantona fa aza mora taitra enao tsy miainga ny inspiraka raha toa tsy anilanao Kiala, fa tsika itambatra ho iray na ara-batana io na koa aram-panahy ka enao no tiako fa aza manotany ka tsisy kisima fa zay aloha ny androany Tsy mila ny any an-kafa fa ianao ihany Haiko fa hainao fa ny antsika roa aloha tsy androany ihany satria enao ilay niriko efa ela ilay ho antsoin'ny zanako hoe Neny fitiavana tsy voafetra amin'ilay tsara indrindra no omeka azy Ianao ilay izy hono*4