Тёмный

MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024 

WWF Madagascar
Подписаться 499
Просмотров 7 тыс.
50% 1

Ny 22 mey lasa teo no andro iraisampirenena natokana ho an’ny karazanjavamananaina.
Manana ny lanjany tokoa ny karazanjavamananaina indrindra fa eo amin’ny fiainantsika olombelona noho izy fototry ny fivelomantsika ara-tsakafo sy arak’asa, manampy amin’ny fitsaboana ary koa mampandroso ny toe-karena amin’ny alalan’ny fizahantany eo amin’ny firenena iray. Raha ny eto Madagasikara manokana dia ananatsika betsaka ny karazanjavamananaina.
Miaringana anefa izany noho’ny tsindry ataontsika olombelona amin’ny alalan’ny fanondranana an-tsokosoko ny karazam-biby sy ny zavamaniry.
Any amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara dia misy ny sokatra na “sokake” sy ny “ pachypodium” na baobab nain izay tsy hita raha tsy any amin’iny toerana iny, kanefa dia ahitana tranga fanondranana antsokosoko azy ireo sy fihinanana ny sokatra.
Manoloana izany anefa dia efa misy ireo vondron’olona ifotony izay mihezaka miaro azy ireo sy fikambanana izay mikarakara ireo sokatra saika voaondrana izay tratran’ny tsindry maro.
Manentana antsika hatrany hiaro ireo karazanjavamananaina eto amintsika amin’ny alalan’ny :
fampianarana ny manodidina sy fanentanana azy ireny.
Manasa anao ihany koa hanaraka ity horonantsary ity, izay novokarina niaraka tamin’ny TVM, ao anatin’ny “Magazine Nosy Maintso”.

Опубликовано:

 

27 май 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 2   
@tianasaib9003
@tianasaib9003 27 дней назад
Itony zany le panondrana sokatra sy lémuriens
@31raso
@31raso 9 дней назад
Itony ahoana eh,pfffff MBA ampiasao n'y saina e!!!olona mpiaro ny espèces endémiques aoDago no ompainao ndray hoe mpanondrana?!?!
Далее
Madagascar, un éden à protéger
52:23
Просмотров 26 тыс.
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29
Somaliland : l’exception africaine | ARTE Reportage
24:17
Charlie Chaplin - Shoulder arms movie (1918)🍿
37:14
Просмотров 994 тыс.
The Day Ronaldinho Became a Barcelona Legend
15:14
Просмотров 3,5 млн
Madagascar, entre terre et mer
52:11
Просмотров 56 тыс.
Bretons d'Ailleurs à Madagascar
27:04
Просмотров 135 тыс.
Borneo Death Blow - Full Documentary
52:29
Просмотров 54 млн
MADAGASCAR - Un monde caché
1:21:28
Просмотров 976 тыс.
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29