Тёмный

Mahay ny zavatra rehetra // Rija Rasolondraibe // Paroles 

heavenellie
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 1,6 млн
50% 1

Retrouvez également Ho Avy ny Mpanjaka (Rija Rasolondraibe): • Video
Misaotra Anao izahay noho ny alehiben'ny fitiavanao
Fa na tombon'andro na fofon'aina tsy misy tsy nomenao
Mahatsiaro sambatra, heniky ny fitahiana noho ny famindram-ponao
Nahita ny herin'ny fifaliana ka misaotra Anao izahay
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahagagana
Famonjena, fihantrana
Fo honena, famelana
Aim-baovao fa fitiavana Ianao
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahalalàna
Fitahiana, fitondrana
Fifaliana, famelana
Aim-baovao fa fitiavana Ianao
Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao
Voakasiky ny herin'ny Fanahy izahay, vavolombelona fa velona Ianao
Tafatoetra, tamàna amin'ny firaisana amin'ny Fanahinao
Nilatsahan'ny fanavaozan-tsaina, velon'aina, ka dia misaotra Anao
Tombony ho ahy
Andriamanitra Fanahy
Manana Anao
Manana Anao
Fa fitiavana Ianao ka misaotra Anao izahay

Видеоклипы

Опубликовано:

 

13 авг 2013

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 73   
@niary-mamykylie4893
@niary-mamykylie4893 7 лет назад
mahay manao ny zvt-drehetra IANAO......MERCI Seigneur pour tout, merci infiniment
@skannick5382
@skannick5382 8 лет назад
Mahagaga ny asanao Tompo o!!! Misaotra Anao Tompo malala, mamelà ahy...
@regisregiss4827
@regisregiss4827 10 лет назад
chaque parole exprime tout en précisant chaque détail de mes sentiments
@rinanomentsoarandriamanana2375
Misaotra Andriamanitra fa tena mahay manao ny zava-drehetra ianao ❤ ary tsy mitsahatra manaporofo an'izany ianao eo amin'ny fiananay ❤❤ Tena hoe tombony ho Anay tokoa ny manana Anao ❤
@rabesoanarimananalalaina8898
@rabesoanarimananalalaina8898 9 лет назад
Tsara loatra ny tononkira. Velona ndray ny finoako efa saika maty. Mankasitraka Rija a! Ho tahiNy manokana anie ianao
@ratovondriakatinah7050
@ratovondriakatinah7050 8 лет назад
tout es possible en Dieu!!!! Merci mon Dieu tu es mon espoir et ma force!!!!! aide moi pendant toute ma vie!!!! et surtout aide moi à surmonter
@minousi1529
@minousi1529 7 лет назад
Dieu admirable,incomparable et inébranlable !!!with my God all things are possible !
@Sitraka-pz4rm
@Sitraka-pz4rm 9 месяцев назад
Misaotra jesosy fa ainaon tokoa ny manova ny Zavatra rehetra ❤❤❤
@martimelaramanantenasoa8553
@martimelaramanantenasoa8553 9 лет назад
Tombony ho ahy Andriamanitra fanahy Ny manana Anao Fa fitiavana Ianao ka misaotra Anao izahay!(Y)
@daddyfano
@daddyfano 10 лет назад
tena tafatoetra sy tamana amin'ny firaisana amin'ny fanahinao aho ry TOMPO malala!!!
@raissaralisonne1417
@raissaralisonne1417 7 лет назад
mahay manao n'y zavatra rehetra Anao 😘😙
@nivorajaoharilala1080
@nivorajaoharilala1080 6 лет назад
mahay manao ny zavatra rehetra Ianao. Fitahiana Fitondrana Famelana Fitiavana . aiza indray no hahita!
@nivoandria8914
@nivoandria8914 8 лет назад
Tombon ho antsika ny manana an Jesosy fa n inona mitranga @ fiainanao hafa fiantrehana azy tsy oh ny olona tsy manana azy
@hm-dv3nc
@hm-dv3nc 10 лет назад
alleluià, misaotra jesosy fa TSARA enao, misaotra amin'ny TOMBON ANDRO omenao, misaotra amin'ny FAMINDRAMPONAO. Misaotra Jesosy o
@mioratephy7814
@mioratephy7814 5 лет назад
Mahay manao ny zava-drehetra ianao.lehibe loatra ny fitoavanao.Tsapako tompo ny fahasoavan-dehibe omenao ahy ❤❤
@solofoniainazoherintsoa5359
@solofoniainazoherintsoa5359 5 лет назад
Mahay manao ny zavatra rehetra tokoa Ianao Jesosy!
@dimbyemma4243
@dimbyemma4243 8 лет назад
grâce a tes chansons je tiens le coup a tous mes soucis ça me fait du bien d écouter tes chants
@kalomasoelenah1068
@kalomasoelenah1068 3 года назад
Confie en l'Eternel madame, Il est disponible pour chacun de celui qui Le cherche, soit béni 😉😉
@narindrarabearisoa7372
@narindrarabearisoa7372 8 лет назад
Misaotra, mankasitraka Jesôsy noho ny fitondranao soa!
@mihajaniainaraoeliharijaon7527
Hira mampiakatra ny finoana... Tsara loatra!
@elodieraharimampionona1665
@elodieraharimampionona1665 10 лет назад
mahay manao ny zvt rehetr tokoa Andriamanitra! :)
@manamiarybrunoandriamiarin1729
@manamiarybrunoandriamiarin1729 10 лет назад
Amen Jeremia 33:3
@stephaniaanjarasoa3017
@stephaniaanjarasoa3017 6 лет назад
Tombony ho ahy ny manana Anao Andriamanitra... Ataovy tsapanay izany.
@herijaonaandriamiandry7564
@herijaonaandriamiandry7564 7 лет назад
Tsara loatra ny feon'ity Hira ity ... tiako loatra... mahay ny mpamorona... mahay ny mpitendry...mahay ny mpihira ... fa voalohany indrindra nefa dia mahay Andriamanitra
@antonetmadagascar9520
@antonetmadagascar9520 7 лет назад
herijaon a andriamiandry , play.
@herijaonaandriamiandry7564
@herijaonaandriamiandry7564 7 лет назад
Salama tompoko... Ahoana hoy ianao?
@isabellerabetrano1958
@isabellerabetrano1958 6 лет назад
herijaona andriamiandry
@ramamorisoahortense2700
@ramamorisoahortense2700 5 лет назад
Tsara sady mahay ny zavatra rehetra.
@dinotrakotoarimalala386
@dinotrakotoarimalala386 9 лет назад
tsara loatra ty hira ty!!!! tena tonga de crg enao ra sendra resy in mihaino azy!
@S.Latitefleur
@S.Latitefleur 8 лет назад
Manana anao Aho Tompo Oh! Matoky anao am zavadrehetra
@andiesahaza9527
@andiesahaza9527 6 лет назад
tena tsara ny Tompo, Mahay manao ny zavatra rehetra izy
@tahirx21
@tahirx21 8 лет назад
God is Love . Amen
@noah-dx5vv
@noah-dx5vv 7 лет назад
mahay manao ny zvt rht ny TOmpo ary mahatsapa izany aho isan andro
@revelinaramasy5306
@revelinaramasy5306 8 лет назад
Andriamanitra fitiavana
@tojoandrianoela8903
@tojoandrianoela8903 6 лет назад
misaotra Anao izahay....
@samaritain16
@samaritain16 10 лет назад
Indrisy tokoa fa tsinontsinona aho eo anatrehan'ny halebenao ry Tompo, "nahita ny herin'ny fifaliana ka misaotra Anao izahay"
@anjamickaelarakotonirina7300
@anjamickaelarakotonirina7300 9 лет назад
TENA FITIAVANA IANAO KA MISAOTRA ANAO AHO
@ravelomika109
@ravelomika109 6 лет назад
Heniky ny fitahianao ny fiainako ry Tompo
@sandrapitia
@sandrapitia 10 лет назад
Tsy ho takatry ny saiko ny fitondranao Andriamanitra
@dimbyemma4243
@dimbyemma4243 8 лет назад
merci rija Rasolondraibe
@tojorakotoarimanana817
@tojorakotoarimanana817 7 лет назад
mba TAHIO mandrakariva Tompo ny ''VADIKO'' fa MAHAY MANAO NY ZAVATRA REHETRA IANAO ARY TSY MISY TSY HAINAO ATAO
@moniahrabenandrasana1737
@moniahrabenandrasana1737 6 лет назад
Tiako lotra, merci bcp
@karimosolo3467
@karimosolo3467 6 лет назад
Mahay zavatra rehetra ianao
@rakotozandryheriniainalari6142
@rakotozandryheriniainalari6142 2 года назад
Misaotra Tompo a, tombony ho ahy ny manana Anao
@bettyraony6156
@bettyraony6156 3 года назад
😍😍😍😍 Alleluia
@sojanoromanitriniana3113
@sojanoromanitriniana3113 5 лет назад
Mahay manao ny zavatra rehetra marina ianao Andriamanitra.Misaotra anao aho @ fanasitrananao ahy
@lilysehenohanitriniaina8134
@lilysehenohanitriniaina8134 7 лет назад
fitiavana Ianao
@hermanrijaravelojaona5233
@hermanrijaravelojaona5233 8 лет назад
amen
@ahmnyele2276
@ahmnyele2276 7 лет назад
Fa efa nanararaotra ny fanatrehanao.
@iharina
@iharina 8 лет назад
sambatra ze manana anao Tompo
@mahprisca3810
@mahprisca3810 3 года назад
Sambatra ahy manana Anao Andriamanitra
@ThierrySitrakaRazafindrakoto
@ThierrySitrakaRazafindrakoto 8 лет назад
♥♥♥♥Andriamanitry ny fahagagana ♥♥♥♥
@nivokely2274
@nivokely2274 4 года назад
👍👍👍👍👍
@onivola.andria
@onivola.andria 2 месяца назад
❤❤
@vilimitajimmytatiana5298
@vilimitajimmytatiana5298 6 лет назад
Mahay ny zavatra rehetra tokoa Ianao, Andriamanitry ny fahagagana! Misandrata @ avo indrindra Ianao!
@robersonjudi2681
@robersonjudi2681 5 лет назад
fa fitiavana hianao!!!
@onyony7469
@onyony7469 6 лет назад
Haleloia
@volatahina1367
@volatahina1367 7 лет назад
Merci!
@domoinaranaivo4623
@domoinaranaivo4623 4 года назад
Amen
@mortelodette3201
@mortelodette3201 3 года назад
Amen.
@zakarimananaandriamise6190
@zakarimananaandriamise6190 5 лет назад
Ao tsara.
@mathieuroberto8018
@mathieuroberto8018 Год назад
Vetson-kira
@quercyanahsoonia9238
@quercyanahsoonia9238 3 года назад
🙏❤️
@emeriensestide3803
@emeriensestide3803 6 лет назад
😍😍
@tahianalalaina834
@tahianalalaina834 Год назад
Mahay manao ny zavatra rehetra Ianao (Rija R.) Misaotra Anao, izahay, noho ny haben’ny fitiavanao Fa na tombon'andro na fofon'aina, tsy misy tsy nomenao Mahatsiaro sambatra, heniky ny fitahiana, noho ny famindram-ponao Nahita ny herin'ny fifaliana, ka misaotra Anao izahay #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao ….. Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao Voakasiky ny herin'ny fanahy, izahay vavolombelona fa velona Ianao Tafatoetra, tamana, amin'ny firaisana amin'ny fanahinao Nilatsahan'ny fanavaozan-tsaina, velon'aina ka misaotra Anao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahagagana Famonjena, fiantrana, fo honena, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao #Mahay manao ny zava-drehetra Ianao Andriamanitry ny fahalalana Fitahiana, fitondrana, fifaliana, famelana Aim-baovao fa fitiavana Ianao #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay #Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy Manana Anao, manana Anao ……….. #Fa fitiavana Ianao, ka misaotra Anao izahay
@roselinesoamanoro926
@roselinesoamanoro926 6 лет назад
😍😍😍😍😍
@nivokely2274
@nivokely2274 4 года назад
💗😘
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 8 лет назад
♥♥♥♥♥♥♥♥♥♥♥♥ Amen
@alixmeye5727
@alixmeye5727 8 лет назад
Bonjour j aime beaucoup rija mais les chants chantes en malgache j aimerais bien comprendre ce qu il dit qui peut me traduire merci
@mirasoadiscovers1052
@mirasoadiscovers1052 8 лет назад
Il parle de la bonté et de la beauté de Dieu dans cette chanson. Dieu nous donne toujours la miséricorde, Il ne cesse de nous bénir. Dieu est Amour. Voilà
@heryrahajason7121
@heryrahajason7121 5 лет назад
Manasa antsika mpankafy midera an'Andriamanitra mba hitsidika ity lien ity: ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-wNAeyZExdZ4.html
@roselinesoamanoro926
@roselinesoamanoro926 6 лет назад
amen
@bettyandrianirina61
@bettyandrianirina61 Год назад
❤❤
Далее
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 374 тыс.
Mihoatra lavitra - Rija Rasolondraibe (Tononkira)
7:29
Song #1036 - Whispers In The Dark
10:48
Просмотров 17
Finoana marisika // Rija Rasolondraibe
4:34
Просмотров 2,2 млн
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Просмотров 412 тыс.
Indro aho hiverina // Rija Rasolondraibe
5:57
Просмотров 485 тыс.
Mahay Ny Zavatra Rehetra
5:36
Просмотров 55 тыс.
Jeso mino Anao
8:08
Просмотров 1,9 млн
Rija RASOLONDRAIBE - Hiara hivavaka isika
4:52
Просмотров 435 тыс.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Просмотров 6 млн
daryana - по Москве (Lyric video, 2024)
2:30
Просмотров 165 тыс.
АМ АМ
1:31
Просмотров 2,2 млн