Тёмный

MAHEREZA ----TARIKA NY ANY AMINAY--1984 

Hira Malagasy 100%
Подписаться 923
Просмотров 323
50% 1

A/C : RAKOTONDRAINIBE Bernard / Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA
Noho ny ady ve dia amoy fo ianao
Mikiriza sombinaina fa fomban-tany izao
Dia ny ady ve izay tsy maintsy atao
Dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref: Fa any andro, any volana
Iza moa no mety ahalala
Tsy hisy intsony angamba ny olana
ô mahereza re ry malala !
Noho ny fahoriana ve izay tsy azo iodiviana
Aza kivy, mitrakà,fa ny eto fivahiniana ô!
Dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
Dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref: fa any andro, any volana...
Noho ny tanintsika ve, sa noho ny adintsaina
no mampisento anao , mitsangana sombiaina
dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref: fa any andro, any volana...
N'inona n'inona hitranga, aza mba misalasala
jereo ny lala-kombana, mahereza ry malala ô
dia ny ady ve izay tsy maintsy hatao
dia ny ady ve, no hampilofika anao?
Ref: fa any andro, any volana...

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
MAHEREZA - TARIKA NY ANY AMINAY
4:26
Просмотров 12 тыс.
Taona vitsy NY AINGA
5:51
Просмотров 94 тыс.
Blue vs Green Emoji Eating Challenge
00:33
Просмотров 8 млн
1   Rashaantiin 18   Altanturuu NEW
20:18
Просмотров 204 тыс.
HERY ( Njila ) - Izahay sy malala
5:10
Просмотров 32
《愁空山》|笛子:邱君琳 鋼琴﹕馬皞揚
18:52
NY FITIAVANTSIKA - TARIKA NY ANY AMINAY
5:29
A DAY IN THE LIFE OF... A Diversely Abled Singer.
21:33
Raukla Jaanid 2024
32:53
Просмотров 639
misy antenaina_poopy
3:44
Просмотров 288 тыс.