Тёмный

MANALY - Tany Fandalova (Official Video) 

Manaly
Подписаться 1,5 тыс.
Просмотров 264 тыс.
50% 1

Nouveauté - MANALY
MANALY - Tany Fandalova
2x -Tane, tane toy mandalo,
tane fandalova tsy misy olo hafa
lafa tsika olombelo ambony tany namboarin-Janahary,
loko avao tsy mitovy,
vola sy harena tsy itoviza ,
anjara, fandaharan-Janahary raha tsy hay,
misy ty ambane, misy ty ambone,
ao ty hiliane le tena tsy omeane ndra raike,
fa raha raike toy itoviza, fahafatesa raha tsy azo iholira,
tsy azo iala na asia Avocat ,
tsy maintsy mandeha na manam-bola na tsy mana,
ka ino mampiavo tsy aleo mifankatea longo e !
Mieretsereta tsika longo laha mbo velo e ,
mandiniha , engao ty alialy,
tsika reto tsy olo mpifandrahamba,
na foty na mainty tsy misy olo hafa !
Hatao ino ô fiavona zao tsy harea,
milongoa , mifagnampea, mifamonjea,
ty raha an-tane mandalo fa aloke iaby e !
Maty antoke laha iha ro manao raty e !
Laha mbo velo mifampikinia,
mifandrafy, mifanozo, mifanao toetra ratsy,
nefa laha fa misy maty , malahelo mitomany,
tamy mbola velo , nifanao vava tsy mifandevi-maty !
Zanahary tsy azo anova kolikoly
tsy maintsy alainy rehefa tonga ny lera,
tsy mampilaza mialoha, tsy voavim-bola,
tsy azo anova aferafera ndra iha ro miliaridera,
ka manino laha mitambatse mifankatea longo e !
Mieretsereta tsika longo laha mbo velo e ,
mandiniha , engao ty alialy,
tsika reto tsy olo mpifandrahamba,
na foty na mainty tsy misy olo hafa !
Hatao ino ô fiavona zao tsy harea,
milongoa , mifagnampea, mifamonjea,
ty raha an-tane mandalo fa aloke iaby e !
Maty antoke laha iha ro manao raty e !

Видеоклипы

Опубликовано:

 

26 июл 2015

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 65   
@cintsmati5009
@cintsmati5009 11 месяцев назад
🙏🏻❤️🙏🏻Feno anatra tsara fandalovana ny Eto antany tsisy olombelona na 1aza afaka hiala @fahafatesana
@friendshipgoalsfrendshipgo5001
merci!Manaly tsy olo hafa ny ety antany afatsy tska olombelo avso hatao ino moa fiavona zao sy aleo mifanampy sy mifamonjy
@farafenosoarakotomanantsoa3648
@farafenosoarakotomanantsoa3648 4 года назад
Merci Manaly!!!marina voalazanao,mandalo zao fiainana zao.Za mangala anao,samy eo Ambohibao sika baba aaa
@senilagodin18
@senilagodin18 3 года назад
merci manaly vraiment vrai tane toy mandalo
@sylvainandriantsoly2
@sylvainandriantsoly2 10 месяцев назад
Ndeha ambanja tianjama gasy
@user-sj2iu9lj7p
@user-sj2iu9lj7p 5 месяцев назад
Feno anatra be hira merci beaucoup
@karimosolo3467
@karimosolo3467 3 года назад
Namana niara niasa tany saudi arabie tany kuweit ra nifandray otrany mpiraha vavy androany naheno fa maty feno fo ndrisy et namako dia lasa ianao 😭😭😭
@lilianeaggine872
@lilianeaggine872 7 лет назад
tena mangosoko ti aiko mihaini hira ty😢.ee,,ramba mba toi zani toko mo ni fiainani tsika olombe an dia mafinaritra ni fiavanana👸
@saidycell1633
@saidycell1633 2 года назад
Misaotr f tsar sady nampisy fitompotsaina marina zay lazainao tompoko eee
@reginarahanitriniaina8007
@reginarahanitriniaina8007 6 лет назад
Anatra zany ka anatra👌👌.merci Manaly💟💟
@mdmahide9771
@mdmahide9771 6 лет назад
Eto antany fandalovagna Maty antoka zay manao raty Mifogno anatra hira ty 😍😘
@jeannemutschler9178
@jeannemutschler9178 2 года назад
Mateantoke ze manao raty ❤️❤️
@rielnome6870
@rielnome6870 8 лет назад
Marina zay lahy e, mandalo ambony tany toy, ny fitiava ihany no tsara iainana
@friendshipgoalsfrendshipgo5001
mandalo tokoa ny tany kamagnino raha mitambatse mifankatia longo e!mahalala ny rehetra tsy mandeha na manam-bola na tsy mana.Zanahary tsy azo anaova kolikoly ar ts azo iala na anaova avokat
@daveturner1075
@daveturner1075 9 лет назад
na mainty , na fotsy ,na kely , na matoé, na lalahy, na véhivavy, na mihalo, na miliardaire, tsisy tavela afarany..... misaotra Manly
@chavillevely700
@chavillevely700 6 лет назад
Marina be ny voalazanao manaly, mandalo fa aloka iaby, mankasitraka anao
@chavillevely700
@chavillevely700 5 лет назад
Mbo ataovy tonokira manaly fa te ahay lay fiteny azafady,tena tiko nefa tsy mety hay,mankasitraka
@bodinirianabodiniriana8610
@bodinirianabodiniriana8610 3 года назад
Tiko b le hira ❤️❤️❤️
@judiamboty6891
@judiamboty6891 6 лет назад
Marigny eeee misaotra anao tena mampalahelo
@nirinanirina9052
@nirinanirina9052 8 лет назад
marina zay manaly fa andalova ambony tany
@lalamionnet1797
@lalamionnet1797 3 года назад
Je decouvre voa chanson depuis votre venu au soirée de sekoly en Normandie
@beramarieclarette6521
@beramarieclarette6521 6 лет назад
Tsy misy agnalagna lay hafatra tiako mafy le hira eee
@jacquelineflavienne260
@jacquelineflavienne260 5 лет назад
Fiavona zao ts harena. madalo fa aloky iaby.Tena marina be
@rabarimalalajuliesandra9469
@rabarimalalajuliesandra9469 6 лет назад
trop fiainanan @ zao ity hanatra be zany merci
@deorthine9656
@deorthine9656 6 лет назад
Marina raha hirainao zay Manaly bisous à ma familles à betania à tulear
@robivolatianalabelle554
@robivolatianalabelle554 8 лет назад
fandalovana ny eto antany ka nahoana mo no mifandrafy samy ho vovoka iany misaotra betsaka @ tonon kira tahin Jeso talenta izay nomeny anao
@nicolemaillet1879
@nicolemaillet1879 4 года назад
marina loatra ty Manaly raha teneninao.
@manatafysamiah726
@manatafysamiah726 Год назад
Tena marina matiantoko le manao raty
@vonjisoarajaonarivo6150
@vonjisoarajaonarivo6150 8 лет назад
zanahary tsy azo anaovan-kolikoly tsimaintsy alaiNY rehefa tonga ny lera , tena marina ny voalazan'ny tonokira ary mampisaintsaina lalina
@tinatinatinatina6007
@tinatinatinatina6007 5 лет назад
tena marina tokoa ny raha volaninao @hira na manankarena na mahatra,dia mitovy rehefa tonga lay andro angalany Nahary antsika tsirairay avy,indriiiii,sy ry fiainana manao ny soa,mifakatiava,ny mpilongo
@clemencetazanjanahary7688
@clemencetazanjanahary7688 Год назад
Mifankatiava laha mbo velo
@faniriniainafanoelaharisoa3810
mifankatiava fa samy o vovoka ihn ry zareo a!
@eliaelia3083
@eliaelia3083 8 лет назад
mifankatiava de n mbola velo? mankasitra e 👪💑👬❤❤❤❤
@ManalyPatrick
@ManalyPatrick 8 лет назад
fandalovana marina ty tany ty tokony hifankatia ny olona
@kaelahoareau1752
@kaelahoareau1752 7 лет назад
tegna Marigny
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 6 лет назад
da marigny io, mankasitraky fa tonga tsara hafatry ankira Tompoko o!
@lovalova116
@lovalova116 6 лет назад
Samy mnn ny hevitrany ny olondrehetra..ka nefa ts fandalovan eto fa tena hipetrahana Mandrakizay.Maty sika no ho i Adama nanota taranany sika ..nefa noho i Jehovah nanomeani Jesosy dia afak hiaina mandrakizay eto antany isika..tena hisy io..Matio 6:9,10. Mrrci bc.
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 8 лет назад
Marina eeeeee
@fitasjaimebienanna3969
@fitasjaimebienanna3969 4 года назад
Fandalovana marina
@baholynirinarandriamilanto4429
Marina lotra tonokiranao ty manaly
@victoriarakotosonsolonambi836
@victoriarakotosonsolonambi836 6 лет назад
Marin lotsa ty hira ty tena mampitomany mihitsy 😅😅😅😢😢
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 6 лет назад
Mankasitraka re!
@nathymyah3615
@nathymyah3615 6 лет назад
Marina loatra ee ts maitsy mitov foana isika ref tonga leraa
@charlyebehavanana6131
@charlyebehavanana6131 8 лет назад
namby mahazo 5million isanandro anw tsy maintsy maty karaha olojiaby.
@soloannecheena3777
@soloannecheena3777 7 лет назад
Marignay fifankatiava rah mbola velonaina
@marieclarisseaugereau7629
@marieclarisseaugereau7629 3 года назад
Misaotra @ fananaragna eeeee 👍
@tsikyfitahianavalimbavaka972
@tsikyfitahianavalimbavaka972 5 лет назад
Marina loatra voalazanao manaly Mankasitraka e
@hyacinthaperi4676
@hyacinthaperi4676 7 лет назад
marigny zala, tsisy varany kai miavogno nefa olo samy mbola hofoaty fogna
@friendshipgoalsfrendshipgo5001
mifakatiava tska rolahy fa mandalo zao fianana izao ok.misaotra anao Manaly pour le hira ,ty raha antany mandalo fa aloke iaby,ts azo anaova aferafera ndr iha ro miliaredera,engao ty alialy ok.
@sederaandrianina9952
@sederaandrianina9952 7 лет назад
tohanako mints raha volagninao amty hira ty anatra soa
@afsatolymohamed5329
@afsatolymohamed5329 6 лет назад
Marigny raha volagninao ty ai makasitraka
@jacquelineflavienne260
@jacquelineflavienne260 5 лет назад
Merci
@expres6252
@expres6252 7 лет назад
marignay misaotra ee
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 6 лет назад
Tsara be
@saritadeora6363
@saritadeora6363 5 лет назад
❤❤❤❤
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Год назад
Mankasiraka. Tena tsara ny tonon- kira! Misaotra nizara. :-)
@bernillonleonaldine1649
@bernillonleonaldine1649 6 лет назад
Marina bezalahie
@oliviaodette5469
@oliviaodette5469 5 лет назад
Tena marina ty volagninao longoko ô
@nambininaclara
@nambininaclara 8 лет назад
Marigny loatsy ty raha volaginao zao. Le misaotry lay ty amy afatry soa.
@rasoamalalaprisca6698
@rasoamalalaprisca6698 7 лет назад
Marigny zaigny eee
@jutruharika5141
@jutruharika5141 5 лет назад
marigny zen 😂😂😙😙
@nomeinysoamariekekelyrovy3662
@nomeinysoamariekekelyrovy3662 7 лет назад
Marina zaanee
@nomeinysoamariekekelyrovy3662
@nomeinysoamariekekelyrovy3662 7 лет назад
Mampalahelo tantara marina io
@andrianasoloantoniohugogui4693
marina
@ginagina6415
@ginagina6415 5 лет назад
Merci tu es le meilleur Manaly
Далее
Manaly - Mila Mpiaro (Official Video)
4:50
Просмотров 195 тыс.
MANALY /// MPANOTA AVAO 'TY ANARAKO [ CLIP GASY ]
4:38
QVZ PREMYER LIGA
00:18
Просмотров 1,6 млн
ТРОЛЛИНГ СКАМЕРА СТАНДОФФ 2
00:59
Наше обычное утро 💕
00:42
Просмотров 298 тыс.
Я обещал подарить ему самокат!
01:00
MEDLEY TAA TENSE
17:47
Просмотров 56 тыс.
Aza Alefa Anafo Be
4:44
Просмотров 37 тыс.
BEST OF JEAN AIME (VIDEO COMPILATION)
1:09:04
Просмотров 143 тыс.
Manaly :: Manambady vazaha
5:39
Просмотров 24 тыс.
REMIX  DADAH DE FORT-DAUPHIN.mpg
10:51
Просмотров 994 тыс.
Mialy RAKOTOMAMONJY  - "Tiako loatra"
4:26
Просмотров 2,5 млн
Mariazy - Manaly
4:17
Просмотров 214 тыс.
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,5 млн
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,7 млн
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 56 млн
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 118 тыс.
JJAM
3:06
Просмотров 2,4 млн