Тёмный

Marc Ravalomanana HIRA FANEVA Clips Officiel 

M'rec S'Art
Подписаться 279
Просмотров 108 тыс.
50% 1

Marc Ravalomanana 2018 MAP II

Опубликовано:

 

18 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 69   
@fleurettekobel5797
@fleurettekobel5797 Год назад
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Hafatra hoanareo rehetra mpanakanto nandray anjara @ ity hira ity : Tena tsara sy mahafinaritra ilay hira ( ny feo , ny tonon - kira , ny fiankanjo sy ny Paysage magnifique , ary mampiseho fitiavana sy fihavanana miaraka ianareo) Voninahitra lehibe sy ho ela velona ianareo sy ny Talent ananan' areo 🙏🏼🤗. Tokony i Ravalomanana no mendrika hampiarina ny fahantran- tsika Malagasy ary , tsy izy irery ihany , fa isika vahoaka dia tokony hiara - hientana hanova sy handray andraikitra izay fanandrify azy ny tsirairay 🤝! Masina ny Tanindrazana 🙏🏼🇲🇬🌍
@AliAhmed-cl5ct
@AliAhmed-cl5ct 6 месяцев назад
❤❤❤
@nerenaalydiaharimino7843
@nerenaalydiaharimino7843 11 месяцев назад
Fidio num 5 da iz ihn anarigna fahantrana lalina mahazo atsika zao❤❤❤
@lucilerazafiarimanana7058
@lucilerazafiarimanana7058 10 месяцев назад
IE fidio N°5
@dorenzalissa2937
@dorenzalissa2937 5 лет назад
Magneva.Misoatra fa tena professionnelles.Hanova n tantara isika @ 19 desambra.25 forever
@edwinamirsaleh15
@edwinamirsaleh15 3 года назад
Dear Malagasy, I love how your freaky language has so many damned syllables for individual words. Thank you.
@bwayn6584
@bwayn6584 Год назад
Because those individual words are the literal description of a concept, and are actually compound noun.s
@yourniciamamy9028
@yourniciamamy9028 2 года назад
2022 mbola miaino Miandr 2023 dada
@alanrandria8038
@alanrandria8038 5 лет назад
chapeau oan nareo euh milay loatra le hira euh !!!! tohizo f tsr
@johnnyh.7996
@johnnyh.7996 Год назад
Dada forever! ❤️
@oulienandrianina8985
@oulienandrianina8985 5 лет назад
Tsara be le hira tonga dia le vina mifanaraka ny fiainan' ny malagasy mankasitra
@randoiriantsoa
@randoiriantsoa 2 месяца назад
2024
@tantelyratovonanahary5064
@tantelyratovonanahary5064 5 лет назад
milay rangah ahhhhhh
@reynaudclotilde1447
@reynaudclotilde1447 2 года назад
Bravo bravo bravo
@insidepeacerelaxation3894
@insidepeacerelaxation3894 10 месяцев назад
dada forever 😊😊😊
@nanjasariakanoellaandriana4180
Tikob le hira,tsaraaa na n tonony aza,tsy miala amn DADA
@soasorea8037
@soasorea8037 2 года назад
💖💖❤❤❤❤ Dada hatreto
@arotianamanda9145
@arotianamanda9145 3 года назад
Marin' izany eh!👍👍👍👍
@gasymotivation1044
@gasymotivation1044 5 лет назад
Sûre shyn.tence.black.bodo Stéphanie.. Sns e.. Aty guyanne Maka nareo e🤙🤙💪💪💪
@sandratrarandriamanana7348
@sandratrarandriamanana7348 3 года назад
mbola ato an 2021 go go go
@anjatianaandrianasolo7924
@anjatianaandrianasolo7924 5 лет назад
👏🔥🔥
@anathyrovaarison897
@anathyrovaarison897 5 лет назад
ok ranga ahhhhh zai tsy miala amin'i DADA isika tsy miala amin'i DADA 25
@sitrakahantaherilala1031
@sitrakahantaherilala1031 5 лет назад
okay dada aleffffffffffffeeeeeeeeeeee
@reynaudclotilde1447
@reynaudclotilde1447 2 года назад
ZAHO TSY MIALA @ DADA MALALA OOOO
@anjaranotiavinarovarisonom522
@anjaranotiavinarovarisonom522 5 лет назад
marinaritreeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!!!!!!! lany dada ehhh
@coco-fk2hz
@coco-fk2hz 3 года назад
Tsika mani festo25ihanie
@mparanymanantsoa5328
@mparanymanantsoa5328 10 месяцев назад
alefa Ravalo a, Madagasikara miarina sy modely aty Afrika
@andrianaisaac8768
@andrianaisaac8768 5 лет назад
Tiàko be: Shyn, Black Nadia, Stéphanie, Tence Mena, Bodo, le naman'i Bodo.MERCI
@vononarakotoniaina5463
@vononarakotoniaina5463 5 лет назад
Tsika tsy miala @ dada e. mankasitraka fa tsara loatra ilay clip
@AbellardaWatiitcandra-hh4cl
@AbellardaWatiitcandra-hh4cl 9 месяцев назад
2023❤❤❤
@miaroanaykharimrossignol1338
@miaroanaykharimrossignol1338 5 лет назад
roapolo dimy amby avao
@xanihuber725
@xanihuber725 5 лет назад
Mahafinaritra be
@hirovana7
@hirovana7 2 года назад
Ity hira ity tsy mba henoko nandritran'ny fampielezankevitra 2018. Normaly dada raha tsy lany. zao 2022 vao heno
@nantenainacathypriscarandr2887
Ary aiza chantal amzao eee ???
@jessicaharniaina522
@jessicaharniaina522 5 лет назад
Mbola tsy mteraka ny olona masolo an' i dada.😊😊😊
@mrecsart5676
@mrecsart5676 5 лет назад
sur mts oa
@heriniainaelierasolondraib2689
Zany alo de marina mbola ts terak tokoa n'y mahasolo izy hatreto
@tinaonisaina6367
@tinaonisaina6367 5 лет назад
RAVALOMANANA tompo tanagna misy tompony ty fa tsy tsapatsapatsagna
@rajaonarisonvoasary5593
@rajaonarisonvoasary5593 5 лет назад
Tsara e! Mankasitraka e!
@hirovana7
@hirovana7 2 года назад
Izao Aprily 2022 zao zh mijery : Clip n13 : 264 031 vues, 1k Like Clip n25 : 62 875 vues 489Like Raha ato amin’ny youtube no atao tombana, tsy resy tamin’ny halabato i Ra8
@reynaudclotilde1447
@reynaudclotilde1447 2 года назад
Misaotra anareo topoko oooooo
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 11 месяцев назад
Aaaandry rajoelinaaaaaa.....
@zaaach6114
@zaaach6114 5 лет назад
FIDIO 25 RAVALOMANANA
@mayagasy7711
@mayagasy7711 5 лет назад
ratsy be le hira😂😂aleok ihany hira faneva 13✌✌✌
@diary6787
@diary6787 5 лет назад
Aty amnay degany na inona inona lazainao 😘😘 ( Tence Mena sy black Nadia ary Stéphanie ) , mpanjakavavin'ny mozika tropikaly malagasy , Sady + Arnaah kou manohana 25 , de plus tsy voavidy vola . Nenareo mpanakanto efa tsy anahaka intsony , efa tokony haka retraite am fanaovana mozika amzay : ry Farah john's sy ry lianah ...vé ?? 😂😂 Ihomehezako fotsiny .
@hanitrinirinamarieclaire5428
@hanitrinirinamarieclaire5428 5 лет назад
25 le numero
@onitianaoceanerakotoarison849
@onitianaoceanerakotoarison849 5 лет назад
O
@sylvoalias
@sylvoalias 5 лет назад
nofa be fa tsy atao imasonareo ....
@tantelynomeniavo6291
@tantelynomeniavo6291 2 года назад
Tsy miala amn Ravalomanana
@lordrayandriantsoa5251
@lordrayandriantsoa5251 5 лет назад
Ya tsy miala @ dada, hifily 25 19/12/18.
@noellerazarazanoelle9652
@noellerazarazanoelle9652 4 года назад
Milay be
@sehenorakotoarisoa6725
@sehenorakotoarisoa6725 5 лет назад
zao manambara f tsmavakavaka i Ravalo e
@annitaniel9106
@annitaniel9106 5 лет назад
Dada ihany e
@heriniainaelierasolondraib2689
Mbola ts terak n'y olona mahasolo izy
@rakotomalalahaja3908
@rakotomalalahaja3908 2 года назад
Ii
@ramihajarisoacolombe4532
@ramihajarisoacolombe4532 5 лет назад
Hahaha.mbola le hira 13 no tsara e
@anathyrovaarison897
@anathyrovaarison897 5 лет назад
MANAFIKA ATY NDRAY VE NY 13E EHHH . MARAY FO ATY AH
@user-bh5it5ne9p
@user-bh5it5ne9p 5 лет назад
Zay no tena marina 😂😂😂😂😂😂marary fo aty am tsis dikany
@hanitrinirinamarieclaire5428
@hanitrinirinamarieclaire5428 5 лет назад
+anathy ROVAARISON numero 25
@hanitrinirinamarieclaire5428
@hanitrinirinamarieclaire5428 5 лет назад
numero 25
@jessicaharniaina522
@jessicaharniaina522 5 лет назад
Enao anie no vendrana EE refa tsy tinao de mbola enoina. Numéro 25
@onitianaoceanerakotoarison849
@onitianaoceanerakotoarison849 3 года назад
Tsy mahahy mitondra le tsy misaina
@sosobernard1656
@sosobernard1656 5 лет назад
Ratsybe aryneny nga tsy fidina
@aliakamis9291
@aliakamis9291 5 лет назад
Zay tsy miala @13 de panagana inona
@onitianaoceanerakotoarison849
@onitianaoceanerakotoarison849 5 лет назад
🤳
@Sandrouxxx-wt3jz
@Sandrouxxx-wt3jz 11 месяцев назад
Alors ? T'as pas trop morflé avec ton numéro 13 j'espère
Далее
CLIP ANDRY RAJOELINA HIRA FANEVA NUMERO 13
4:52
Просмотров 385 тыс.
HIRA FANEVA SITENY 2023 Numéro 13
5:57
Просмотров 92 тыс.
Hymne de Soutien - Election Presidentielle 2006
4:58
D-LAIN   -  Ato Am-Poanay Foana
4:16
Просмотров 2,3 млн
L'HISTOIRE DE MARC RAVALOMANANA (petite bio)
6:49
Просмотров 13 тыс.
FANEVAN'NY FIRAISANKINA
3:45
Просмотров 14 тыс.
BODO - MPANDRESY
4:13
Просмотров 29 тыс.
IARIVO MAMIKO  -  FANGIA KALO GASY Clip Officiel
4:34