Тёмный

MARC RAVALOMANANA SY SITENY RANDRIANASOLONAIKO TSY MIADY ZANY NY FIRAISANKINA 

VAOVAO MALAGASY
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 4 тыс.
50% 1

#madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrabary#fanirisoaerinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
#viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
#dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
@andryrajoelina1499
#madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
#tvplusonline #mbstv
Abonnez-vous
Merci beaucoup

Опубликовано:

 

4 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 9   
@user-vo2gk7jz4v
@user-vo2gk7jz4v День назад
Merci ! Izay matoky anareo ny adiady tsy maintsy misy foana fa tout à fait le contraire izay noho hisiany firaisankina vonjeo antananarivo mitrotro ambavaka hatrany
@Alnbi115.nofysm
@Alnbi115.nofysm День назад
Ahodina am resaka Siteny ny saim bahoaka mba tsy hijery ny olana am jirama misy delestage tsy hain ny filoha .... Mahay sinema i Siteny.
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr День назад
Rivo Rakotovao no saika nijapy train e
@Alnbi115.nofysm
@Alnbi115.nofysm День назад
Efa fantatra fa Siteny no nahalany an i Andry
@nadiajhayras4372
@nadiajhayras4372 21 час назад
Io ane Rivo rakotovao no niala lalaneee Fraisankina ts nanolotra kandidat fa rivo sy ravalomanana misy fika tuany atao ho entina anotofana ny afairany Lasa siteny ankaratsinolo eto sy eroy Nefa fantany ravalomanana fa pro siteny no mpanao pilitika tegna tia tim fa misy ny ts fitovina aza Rah ts siteny aloha asa izay nahazo ravalomanana io Avy @ resaka koto lalahimahitsoambo de hoe lasa milaza izy Zanahary i ravalomanana de zay tampany lohany ihany no ataony nefa siteny filohany faraisakina de gaga inareo hoe rah manazava i afakandro christian fa atao fankalana fona nefa isika ts maharaka ny ao anatiny fikambanana firaisankina Fa i Fidel sy Fanirisoa Irinaivo mon fa io ny asany manely tsaho fona milaza zareo tena mahay rah eto Madagascar 🇲🇬 Ary avy @ vavandreo ts mety mangina io no vao may Amotehany Andry Rajoelina i ravalomanana hotrizao io Nefa rah io DADA ane ts be raisaka sy ts be fanaratsina any Andry fa ireo zay milaza tia DADA reo no antony v1 amotehany RAJOELINA dada io Asa rah mb fantany DD zn resako zn srx
@SergeRakotoniaina
@SergeRakotoniaina День назад
Zaho moa leroa tsy matoky anareo malamaloha io tsy menatry ny mivadika sady be fialonana ka izao ny ahy mangala droite avao lehy Tsiteny fa namatsika reo dia malay longo halaza tsy tiandreo isika mongoloha io hitarika andreo ka matoky ny fahaizanao zahay sady manaramaso ihany koa lehy zokibe ka mirosoa ihany aminy fahamarinana.
@ravelosonvoaharisoatakalo3406
@ravelosonvoaharisoatakalo3406 День назад
Ity kos de efa zvt hafa! inon no hidiran malamaloha amin izany? fa firy zao no tsy malamaloha aminareo no tsy mpamadika? aza mapme wa fa zao toetsaina zao miits no manimba an'ity madagascar ity! mbol mandaitra eto madagascar hatramin' izao ny hoe zarazarao anjakana nampetrakin vazah! lesany tsy misaina no mbola azon zany!
@samimamyralaiarimanana
@samimamyralaiarimanana 22 часа назад
tena marina mihitsy ny anao zany
Далее
This mother's baby is too unreliable.
00:13
Просмотров 7 млн
Учёные из Тринидад и Тобаго
00:23
ASA FA TSY KABARY- GASCAR FENOSOA
10:16
Просмотров 2,1 тыс.
IREO HO KANDIDA BEN'NY TANANAN'NY  TOLIARA
18:03
Просмотров 3,1 тыс.
How to win a argument
9:28
Просмотров 583 тыс.
Noam Chomsky - Why Does the U.S. Support Israel?
7:41