Тёмный

Maty ho anao JesôLalao 

Hira Advantista
Подписаться 4,4 тыс.
Просмотров 25 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 17   
@lucierabeson7617
@lucierabeson7617 4 года назад
Mpankafia Lalao foana ny tenako , na de aty antany lavitra aty aza ,mankasitraka anareo o!
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 Год назад
Mandona be le hira❤❤❤
@icoone4996
@icoone4996 2 года назад
Sao d mba afaka omenareo le hiran lalao "soa ihany" tompoko, mtady fa tsy mahita mits...
@mendrikajaratefinanahary5181
@mendrikajaratefinanahary5181 7 лет назад
Mitsaotra anao Jesosy noho ny fitiavanao anay ka nafoinao ny ainao ho famonjena anay Atolotro anao ny foko Jesosy ka hidiro ka hanjakao Mitsaotra tsara be ilay tonokira sy feo Hoan'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra Makatsikatra feno
@tsaratompo620
@tsaratompo620 7 лет назад
Mendrikaja Ratefinanahary Tompo hitahy anareo
@damahschos9825
@damahschos9825 5 лет назад
MISAOTRA LALAO . TAHIAN'I TOMPO JESUS CHRIST IANAO ARY TOHIZO NY HIRA FIDERANA AZY MIARAKA @talenta izay nomeNY anao. Mpiaramonina t@ Hanitra zokinao tany Haguenau 2004-2005 Izy maty ho anao . Maty ho an'izao tontolo izao. Ny FITIAVANY MADIO NO ATOLONY ho anao.
@harlievictorrakotofeno2047
@harlievictorrakotofeno2047 3 года назад
Misaotra antsika mpakafy ohatr'ahy koa eh
@cybergift4422
@cybergift4422 9 лет назад
Tsara izany hira izany an!
@sarbidfetra8085
@sarbidfetra8085 3 года назад
Mankasitraka
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 6 месяцев назад
😭😭😭
@nosytahinaandriamanantena7340
@nosytahinaandriamanantena7340 5 лет назад
Tsara Jesosy!!!
@alainrakotoniaina2057
@alainrakotoniaina2057 3 года назад
Misaotra indrindra tompoko fa tena manpahery tokoa lay hira
@mamonjyy-asy9825
@mamonjyy-asy9825 9 лет назад
ef ela no nitadiavako ty hira ty.enfin.misoatr e
@lalolalo523
@lalolalo523 4 года назад
Lalao tena manome hery ho ana le hira
@samirasamira4590
@samirasamira4590 5 лет назад
👏👏👏👏👏👏👏👏
@rasoanarimangaclara8605
@rasoanarimangaclara8605 7 лет назад
misaotra indrindra e
@sabotsyfrancisco163
@sabotsyfrancisco163 4 года назад
Mba misy ilay hiran'i Lalao hoe, Hihira aho ve tompoko?