Тёмный

Mba tandremo kely leitsy-Black jacks.Par: Cludegeorges. 

Clude Georges
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 277 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 67   
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 6 месяцев назад
Mon mari me disait toujours tandremo ❤😢 Merci.bcp
@leileidmsplove1995
@leileidmsplove1995 6 лет назад
Zany Ka artiste!!
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 года назад
Marina loatra 👏🏻🙏🍀🎧
@haingomampiononarakotomala4580
zaran'ny olona aza ialahy midaraboka dia any dia tsy hita!
@lucieharivololona6674
@lucieharivololona6674 28 дней назад
eh ny hira taloha dia tena mifono hanatra, manome toro hevitra.Misaotra anao Black Jks, handry ampiadanana anie ny fanahinao
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 24 дня назад
Tandremo kelyy e refa midaraboka hilhomezan ny olona e
@razafindrainibetianajosea435
@razafindrainibetianajosea435 2 месяца назад
Handry ampiadanana enao Black Jack, misaotra nizara n'y hira feno hanatra 🙏🙏🙏, mankasitra indrindra 😢
@gabrielleratsirahonana8536
@gabrielleratsirahonana8536 9 месяцев назад
Handry ampiadanana anie ianao 🙏🍀💙
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 года назад
Marina mihitsy !!! 👍👏🏻
@hajaratsimba4334
@hajaratsimba4334 9 лет назад
Vao tanora dia miharia ndrao rehefa drodroka tsy hanan-kataina...
@lovalova116
@lovalova116 6 лет назад
Haja Ratsimba Merci ee tsar b tokoa lay hira ..zahay zao mitady kitay atý Kuwait...courage dôl eee
@manantsoaandriane4886
@manantsoaandriane4886 4 года назад
Misaotra betsaka ee🤚🤚🤚🤚
@christopherakotomalala4020
@christopherakotomalala4020 7 месяцев назад
C est une lecon de vie 🙏🙏🙏 delacre
@user-xh6oj4ki7d
@user-xh6oj4ki7d 5 месяцев назад
Feno dia feno ny hanatra! mankasitrak e😍
@NivonirinaRAMBELOSON-pw4vi
@NivonirinaRAMBELOSON-pw4vi Год назад
Merci tsara le hira kah
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 24 дня назад
Merci bcp m❤❤❤❤❤
@appskwt829
@appskwt829 3 года назад
Mankasitraka fa tsara sady mifono anatra no tsy lefy laza
@janogemayel64
@janogemayel64 5 лет назад
😕marina be izany tsy vita tranga lela marina ny miaina merci amin hafatra!!!!!
@rakotomalalarijachristian2854
@rakotomalalarijachristian2854 4 года назад
tandremo letsy, anatra ho an'izay zandry keliko izay...
@atelierichtus9165
@atelierichtus9165 9 месяцев назад
Merci 😢
@MendrikaLavorary-gp9lr
@MendrikaLavorary-gp9lr Год назад
❤❤❤❤
@miarimalalaharivonjytahiry2097
torohevitra mahasoa 100%
@vivianerakoto8093
@vivianerakoto8093 9 месяцев назад
Ndri...😢
@haaandriamihaja7426
@haaandriamihaja7426 7 лет назад
Que de précieux conseils.
@JeannotRazafindrabe-mn3js
@JeannotRazafindrabe-mn3js Год назад
Mba tandremo kely lesy zandry tina
@JeansolofoRandriatiana-vp9qu
@JeansolofoRandriatiana-vp9qu Месяц назад
Mrina zany
@xavierraza5926
@xavierraza5926 11 лет назад
Marina tokoa leitsy ry zandry kely isany io tenen'i zokibe black jacks io,ary tena miatra aman'aina io rehefa tsy mahay miham-pita.Tandremo ny akama tsy foina fa mahafoy izy rehefa mafy ny ady!
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 года назад
Tsara loatra ❤️
@heryhmanantena897
@heryhmanantena897 5 лет назад
Ahatsiarovako tamin'ny classe de 5è et 4è tany Mantasoa ity hira ity tamin'izany nefa hitako fa mbola mitombona foana ny tonony hatramin'ny anio
@manoarymandimbiraza6280
@manoarymandimbiraza6280 Год назад
Misaotra betsaka ary mankasitraka indrindra! feno dia feno ny hafatra ao amin'ny tonon-kira!
@veroclauze2234
@veroclauze2234 Год назад
Merci bcp pour les conseils.
@lalyaime6598
@lalyaime6598 3 года назад
😍
@hanjiahaja687
@hanjiahaja687 9 месяцев назад
rip
@laloulalou187
@laloulalou187 7 лет назад
Message bien transmis !!!Misaotra e
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 года назад
Tenin’olonkendry ❤️👏🏻🙏il faut écouter
@mamykelyranomen7774
@mamykelyranomen7774 6 лет назад
Sur eeehhhhh !!!!!!!!!!
@jamesramanaly8965
@jamesramanaly8965 11 лет назад
marina izany e, tsy vita trangalela ny miaina, tsy ampy ny mitaraina.MSAOTRA MAMPATSIAHY SAINGY EFA ELA NO FANTATRO, mangidy sy mamy ny fiainana ka revena mlay ze tong eo e!!!
@fandresenaanjaratiana8568
@fandresenaanjaratiana8568 6 лет назад
ny teny lasalasa tsy tana no averina am lah rehefa tonga ny fotoam pijinjana.misaotra am le anatra sy hafatra feno fahendrena
@ralison8246
@ralison8246 6 лет назад
Voadona ilahy raha tsy mahay miampita.Tena marina izany,feno anatra ilay hira fa misaotra betsaka.☺☺☺☺
@clarclaudy1328
@clarclaudy1328 10 лет назад
ny namana niarahana tafita, ialahy tonga saina... tena marina rf tsy mitandrina
@donatienravelonjatovo1302
@donatienravelonjatovo1302 6 лет назад
mba tandremo kely les f ny tany anie malama maina
@faniryratefiarivony6071
@faniryratefiarivony6071 4 года назад
Misaotra eeeh !
@randriamaholisonjeandedieu2072
misaotra e!👏👏👏👏
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@rakotomalalarijachristian2854
@rakotomalalarijachristian2854 6 лет назад
Izany ny tena hira, anatra be...
@nathanaelnikia2801
@nathanaelnikia2801 9 лет назад
Mankasitraka @ hafatra eee!!
@974herilala
@974herilala 14 лет назад
Milay beu,misaotra nizara ny kanto!
@NjaraRandriamaromanana
@NjaraRandriamaromanana 7 месяцев назад
Profite ta jeunesse mais n'oublie jamais qui tu es,.
@kiki7975
@kiki7975 10 лет назад
marina tsisy diso ! misaotra betsaka
@RajaonarisoaHoby-fs2bi
@RajaonarisoaHoby-fs2bi 9 месяцев назад
Mandria am- piadanana 😢
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 Год назад
Izany ka tena tonon-kira !
@tokyniainarandriamanana1662
@tokyniainarandriamanana1662 4 месяца назад
Merci
@rasolofomananaandriatsitoh3314
@rasolofomananaandriatsitoh3314 2 месяца назад
Anisan'ny hira ankafiziko
@andryclaude7797
@andryclaude7797 9 лет назад
ny tany anie ka malama maina, tena marna
@narisonmamonjy
@narisonmamonjy 2 месяца назад
Milay ity vazo ity
@heritianarandrianandrasana3544
sur mints ranga a.mlay e
@natoorakoto5665
@natoorakoto5665 8 месяцев назад
Izany no tena mpihrz
@heryhmanantena897
@heryhmanantena897 7 лет назад
tena ts vita tranga lela ny miaina marina tokoa, mapatsiaro t@kilasy 5è tany Mantasoa le Clip e ! makasitraka fa mananatra e!
@chan-djoandrianavalona8659
@chan-djoandrianavalona8659 6 лет назад
Tena marina loatra io hira io ka mazotoa mitady vola ry zalah a!
@malalamaganda3926
@malalamaganda3926 6 лет назад
tsy vita trangalela ny mihaina
@aychaanna9692
@aychaanna9692 4 года назад
Tena Tiko be
@mariepresto332
@mariepresto332 3 года назад
Tiako
@pierrotrakototonirina9960
@pierrotrakototonirina9960 9 лет назад
aleo mitandrina e zaran'ny olona aza enao taraiky
@linaraholisoa8319
@linaraholisoa8319 3 года назад
Tena marina
@mioraanja7717
@mioraanja7717 7 лет назад
marina zany
@alainraz7914
@alainraz7914 4 года назад
Zany hira zany de mbola misy manao j'aime pas iany
@nyharinjatorazafindratrimo3383
@nyharinjatorazafindratrimo3383 2 года назад
Za mba gaga
Далее
tsy haiko
4:53
Просмотров 70 тыс.
Ento mora-Black jacks. Par: Cludegeorges.
2:55
Просмотров 121 тыс.
ROTSIROTSY KAIAMBA (VIDEO COMPILATION)
59:12
Просмотров 221 тыс.
Raha mbola misy-Black Jacks.Par: Cludegeorges.
3:54
Просмотров 54 тыс.
mahery - asa ianao (black jack's) ...
5:49
Просмотров 14 тыс.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 70 тыс.
Aleo mangina
4:49
Просмотров 142 тыс.
"Izany vehivavy izany " Jeneraly
4:25
Просмотров 333 тыс.
Ny ainga || Fitiavako masiaka::ANG
5:50
Просмотров 191 тыс.
Ady mafy-Black jacks.
3:41
Просмотров 76 тыс.
Satria ianao handeha- Black Jacks
5:15
Просмотров 40 тыс.
EDDY LEJAOJalim-pitia
7:40
Просмотров 268 тыс.