Тёмный

Medley Gilita Be 8ième édition 

GASY EVENTS
Подписаться 780
Просмотров 707 тыс.
50% 1

Ity ilay nandrasanao " medley gilita be 8ieme édition".
Ao am palais des sports ary fotonantsika amin'ny alahady 5 Novembre ho avy izao.
Manomboka amin'ny 3 ora ny fotoana.
Miaraka aminy Lilie, Inah, Fara Gloum, Kolibera, D'Gary, Luk, Mahery, Gothlieb, Samoela, Njila,Tselonina, Mika et Davis, Kiady, Bebey.
Ny tapakila dia azonao jifaina ao amin'ny Super music Analakely.
Azonao atao koa anefa ny mamandrika sy mividy ny tapakila amin'ny alalan'ny tel: +261 32 51 124 15.
☛Tapakila tsotra : 7000Ar
☛Reza : 15.000Ar
☛VIP : 30.000 Ar
▼▼▼▼▼
☎ Infoline: +261 32 51 124 15 ☎
☎ Reza: +261 32 51 124 15 ☎
▲▲▲▲▲

Видеоклипы

Опубликовано:

 

13 окт 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 56   
@rajaonariveloandriantahian2858
@rajaonariveloandriantahian2858 4 года назад
TSARA KOSA!!! TENA TSARA!!! MANKASITRAKA ANAREO REHETRA TSY MISY ANKANAVAKA INDRINDRA ZOKIBE TSIALONINA MBOLA TENA MITANA TANTERAKA§§§
@flavienandrianarimanana6277
@flavienandrianarimanana6277 4 года назад
Tsara be le hira fa misaotra, inona moa ny lohatenin'ilay hira ataon zokibe Tselonina sy samoela io fa tena tsy tadidy, misaotra e
@setaandrianasolo2950
@setaandrianasolo2950 5 лет назад
C'est dommage qu'il n'y ait pas plus. C’est tellement joli très réussi. Et ça fait remonter de bons souvenirs. Merci pour le partage !
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
Merci énormément du partage de ce trésor vous etes tous lá, vous etes tous super....
@falyrabezara7737
@falyrabezara7737 Год назад
Tokony mba hasiana édition vaovao indray
@naomyratovonarivo8869
@naomyratovonarivo8869 2 года назад
Tsara kosa e. Mankasitraka e
@user-vo2qw1ct2v
@user-vo2qw1ct2v 6 месяцев назад
Mahaleo aza misara mianakavy
@oliviaodette5469
@oliviaodette5469 6 лет назад
Mlay lisany ee👏👏👏👏😍😍
@lovalova7622
@lovalova7622 4 года назад
Zahay mitady ny soa💗💗💗💪💪misaotra etsarabe.
@francisavisse691
@francisavisse691 4 года назад
VIVE MADAGASCAR QUE J AIMES TANT
@tojonirinafanorenantsoa9432
@tojonirinafanorenantsoa9432 6 лет назад
tsara be!!!
@tatooti6009
@tatooti6009 6 лет назад
kiady ela tsy hita
@stephanoherilala8532
@stephanoherilala8532 2 года назад
Milay be💖
@universalsoldier8019
@universalsoldier8019 6 лет назад
rapitso zany le rdv ry zareo ah 👏👏👏
@clarisserajaonarisoa2989
@clarisserajaonarisoa2989 5 лет назад
Manimanina ny fahazazana ohhh
@iandryrakotonjanahary9408
@iandryrakotonjanahary9408 3 года назад
Tsara!
@andrianjafiniainarijatiana8342
milayy nareo e! raovina ndrayy
@tiavinarazafindrakoto3419
@tiavinarazafindrakoto3419 2 года назад
Tsara foana ny hira gasisgasy
@thierrylaugier3245
@thierrylaugier3245 6 лет назад
Belle ambiance malagasy-latino. J4ADORE
@ravolalainarivomanantsoa4104
@ravolalainarivomanantsoa4104 6 лет назад
matsiro!
@fanomezantsoarabeantoandro7082
Mahatsiaro ny niarahana fahiny aho ry zalahy aaa. Ra- chef no mpitarika tamin'izany. Mbola manentana ny fanahim-paherezana lesy ny toy izao a.
@mzara5561
@mzara5561 6 лет назад
TSara e , tena manakarena ny gasy Kanto laotra Misaotra
@rasoamanandrayjocelyne8207
@rasoamanandrayjocelyne8207 5 лет назад
MUUUUUAAAAaah
@norotiananyonyrivoarilala9365
@norotiananyonyrivoarilala9365 6 лет назад
Zany ny andrarezina
@rajaonarivoserge6172
@rajaonarivoserge6172 4 года назад
TOP
@dxdmnadhy5961
@dxdmnadhy5961 6 лет назад
mafinaritra e!
@joharyfanomezana3769
@joharyfanomezana3769 2 месяца назад
Rebika
@SehenoRajaonarison-so3dw
@SehenoRajaonarison-so3dw 4 месяца назад
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 6 лет назад
tena reviko lé revinareo fa tohizo ô!
@ianjamasimananaroger2375
@ianjamasimananaroger2375 6 лет назад
Ohatran'ny oe zanak'i Tselonina zany i Samoela haha
@pissounneandriamasinoro9300
@pissounneandriamasinoro9300 6 лет назад
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@maryloumia3483
@maryloumia3483 5 лет назад
Tena mafinaritra ry reto ah
@dinaravaoarimalala5921
@dinaravaoarimalala5921 5 лет назад
Le Samoela otran'ny manimba revy
@killerfravy1567
@killerfravy1567 4 года назад
iz ar n ten mamplay anreo an
@tovoheryraveloson4827
@tovoheryraveloson4827 Месяц назад
siora e.
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 5 лет назад
Tena Mbola tsy reko fa tena tsar.tambatra vaovao?😘
@richardratsimandisa7466
@richardratsimandisa7466 5 лет назад
Mahafinaritra eh! izahay tsy miala am "Ingahibe Rainitse:tjrs bogosy...
@iantsaniainarandriamanalin9246
Mbola tsy eo Ifanihy,Dama,Eric manana,Ralanto,Charle kely,Njakatiana...zany no tompony
@randriantsoafaniry8317
@randriantsoafaniry8317 6 лет назад
marina be ny voalazanao fa ny enjana be mihitsy no tsisy ao. sady misy olona tsisy hidiran ny glita mihitsy ao amin ireo andiany ireo
@fitiagrace119
@fitiagrace119 6 лет назад
ie rossy koa dia tovo jhay
@tsioryfita3455
@tsioryfita3455 5 лет назад
Bjr dooly inona azfdy lay titre lay hira voalohany io? Mba lazao zay mahalala e , merci
@naharyromy6132
@naharyromy6132 5 лет назад
@@tsioryfita3455 Tselonina Mandamindamina
@FANGATO974
@FANGATO974 6 лет назад
PRESQUE 28 000 VUES
@telinaminolalainarandriana7769
matsiro hatrany eh.. fa toa tsnisy Mahaleo nanao clip mihitsy?
@rraheriminorakotovao6414
@rraheriminorakotovao6414 2 месяца назад
Fa mba iza oa no mihira ilay morceau hirain'i Lilie afaran'ilay hiran'i Rainitse eo iny e?
@harimalalarandrianarison326
@harimalalarandrianarison326 6 лет назад
Mila haverina io e
@herimananariva6020
@herimananariva6020 6 лет назад
Reporter nareo rahoviana indray fa milay e! zay vonona ho avy!
@rantomario8406
@rantomario8406 4 года назад
Inona kay lay hira @ 2:18 azafady ?
@MyHira261
@MyHira261 4 года назад
zakelina mama - Erick Manana
@streammanga5535
@streammanga5535 6 лет назад
iza kay no mihira anle intro iny!
@naharyromy6132
@naharyromy6132 5 лет назад
Tsielonina
@sandramariehortensia2161
@sandramariehortensia2161 5 лет назад
Tsra e
@toavinahasimbolarakotondra9779
To tss mahaleo ? Milay fon
@MikeAinasoa4
@MikeAinasoa4 6 лет назад
Ry Grand Tafiaraka
@joharyfanomezana3769
@joharyfanomezana3769 2 месяца назад
Rebika
Далее
@CoverMalagasy  T-Kalo Cover Medley Mahaleo
10:09
Просмотров 111 тыс.
Mahaleo- Hay hay
4:08
Просмотров 1,7 млн
Новые iPhone 16 и 16 Pro Max
00:42
Просмотров 956 тыс.
Базовый iPhone 16
00:38
Просмотров 317 тыс.
ROCK & FOLK (Nini / Mahery / Poun) - Aza dia miniana
4:42
J'entends siffler le train - the boxer
4:13
Просмотров 2,4 млн
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
Просмотров 54 тыс.
Kalaza an-gitara clip officiel
4:35
Просмотров 7 тыс.
BEST OF FARAKELY (VIDEO COMPILATION)
28:26
Просмотров 386 тыс.
Farahnoz Sharafova - Khoharum 2024 ( audio version)
3:55
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 461 тыс.
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,4 млн
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,6 млн