Тёмный

MEDLEY JOSEPH D'AF en Duo 

Aina Thiery
Подписаться 473
Просмотров 406 тыс.
50% 1

JOSEPH D'AF : Medley en Duo : Rija Rakoto ,Lovatiana,Narindra,Dayvide,Silvianne.

Опубликовано:

 

6 дек 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 99   
@muriellerasoanirina807
@muriellerasoanirina807 7 лет назад
Tsara be fa tohizo rahalahy sy anabavy isany....!!!! Tena hita ny FITIAVANAREO an'i JESOSY KRISTY...manana ny toerany lehibe ny mpidera ao @ Fanjakan'Andriamanitra koa tano mafy izay efa hanananareo...samy manana ny fanomezam-pahasoavany avy ny tsirairay ka ny anareo dia ny FIDERANA...any an-danitra no tanjona lehibe indrindra ho antsika voavonjy rehetra koa aza miova fa TIAVO @ FO,FANAHY,@ HERINAREO rehetra JESOSY TOMPO mandra-pihaviny eny @ rahon'ny lanitra....Amen!!!!
@herzty2950
@herzty2950 7 лет назад
Thumbs up for all of you, but for Sly and Joseph, it really wows me, tender, free- flowing, it highly cheers me on.Thank you.
@mioralalaina24
@mioralalaina24 7 лет назад
Andriamanitra topoko mahay miasa @zavatra rehetra tiaNy atao maro be ny olona itako tao anatiny tonokira no tororotoro fo nandre fitiavana sy famonjena nataony Jesosy Kristy. ko aoka isika tsihifapitsara na iza na iza fa Andriamanitra irery iany topony Fitsarana farany . Vavaka asandratra topoko ho any olona rehetra mba andray famonjena.
@beurard
@beurard Год назад
Ianao no ilaiko Ianao no hirin'ny foko ianao no ilaiko Tariho ahita anao. (X2) Tariho ahi i i...ta anao! .................. Ouh ooo! ouh ooo! .................. Ka hirahira no hasandratro 'Zay no ifandraisako amin'ny fo Ho ren'ny tany aman-danitra Ianao no Andriamanitra. (X2) Izaho ho ampakarina Ianao no mpampakatra Ho latambatra iray Rehefa any amin'ny mandrak'izay. Izay no antony ilazako Izaho anao, Ianao ho ahy Satria feno ny tontoloko Noho ny fitiavanao!!!....... Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tànanao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao no feno hery. (X2) Feno hery!... feno hery!... (Feno hery) Tsisy karah Anao! Feno hery!... feno hery!... (Fa feno hery) Tsisy karah Anao! Ka tsy nihahotra aho ny hanatona Nanolotra ny foko ho anao Dia noraisinao tam-pitiavana ity foko nitalaho Na tsy mendrika aho dia Novonjenao. (X2) Na tsy mendrika aho dia Novonjenao.
@raharivohangy
@raharivohangy 7 лет назад
tsara ny hira, tsara ny fiderana fa mahatarika olona maro, saingy atao fitediavambola be izany, hoy ny tompo ndeha mitoria ny filazantsara hatrany @ faran'ny tany,nahoana ny tompo no namonjy antsika maimaimpoana koa nahoana isika no tsy mizara maimaimpoana?
@dinafihavaozanarazafimahal5430
@dinafihavaozanarazafimahal5430 3 года назад
Dayvide :) love
@ambinintsoat.2369
@ambinintsoat.2369 7 лет назад
Tsara be daholo ilay hira
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Jesosy mbola tena tsara noho izany , raiso izy hanapaka ny fiainanao, miomana fa hoavy Jesosy. Aza manota intsony
@faniriantsoaannasuzy6139
@faniriantsoaannasuzy6139 7 лет назад
Mankasitraka ,, tena tsara 👼👼
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 7 лет назад
#Slystar ! pour moi t'es la plus forte
@aimeeara7446
@aimeeara7446 7 лет назад
Sasori Rakoto
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 лет назад
Tsara r'ireto an! Tohizo fa mankasitraka hatrany zahay. Merci
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 лет назад
Mankasitraka hatrany fa tohizo foana ry zareo an!
@AlainCovers
@AlainCovers 7 лет назад
tsara beh
@herzty2950
@herzty2950 7 лет назад
Where is Titianah?
@rapanoelarova8327
@rapanoelarova8327 3 года назад
❤❤
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 7 лет назад
Bjr daholo , saika mba hanontany hoe iza kay ilay vehivavy miara-mihira novonjena @ Joseph d'af iny azafady , tena hitako mahay mihira loatra izy iny , manana justesse be mits izy ref mihira ! merci
@herzty2950
@herzty2950 7 лет назад
Sylvianne alias Sly star
@herzty2950
@herzty2950 7 лет назад
chaîne : Sly star Groupe : Tanora in faith
@rakotoarimanananambinintso9729
mahay mintsy izy . manana justesse be sady tsara be mihintsy ny timbre.
@larissamamy9672
@larissamamy9672 3 года назад
😍😘🥰👏👏💓
@razafimaharozoboafa5250
@razafimaharozoboafa5250 6 лет назад
Tsra b le ' hira
@joelisoarazafindrakoto897
@joelisoarazafindrakoto897 7 лет назад
RA AO RIJA DE TENENO OE FATATRA NAREO GA I MIKA ZANAKI LALIN
@jeanvictoirkratos9502
@jeanvictoirkratos9502 5 лет назад
Mahay le Dayvid a
@kennyharvey7781
@kennyharvey7781 5 лет назад
manakoako be mintsy ny feony
@avokokoa
@avokokoa 2 года назад
tena tiako
@mox2tana
@mox2tana 7 лет назад
111.000 vues pile teto amiko :D
@kantoliantsoarazanakolona6437
@kantoliantsoarazanakolona6437 7 лет назад
tu es présent ici :) :)
@kostkaniekostkanie4474
@kostkaniekostkanie4474 6 лет назад
Tena mahfinaritra be lay hira e tohizo atrany2 ny fiderana ny tompo e
@rakotomalalaharymampionona7115
Tsar bé Derain ny Tompo
@rakotonomena748
@rakotonomena748 7 лет назад
Tena tiko le Dayvide!!!!
@nasoloarimalalaramarlina1681
@nasoloarimalalaramarlina1681 7 лет назад
manakasitraka tanteraka
@liantsoanyainarkt285
@liantsoanyainarkt285 7 лет назад
tsara b, inona kay no titre an le hira voalohany io svp?
@christiannicolas9151
@christiannicolas9151 7 лет назад
Fanomezan'ny Ray !!!!
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Jesosy aloa tadiavina é , tsy hamonjy anao io hira io , efa hoavy jesosy
@liantsoanyainarkt285
@liantsoanyainarkt285 7 лет назад
d aza mihaino ira zany ko, jesosy eo anilako fona
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Tsy ny fihainona hira no mahavonjy fa ny fibebahana matio 3:2 , dia miomana fa hoavy Jesosy aza variana mihaino hira fa tsy mahavonjy io , ialao ny fahotana dia raiso Jesosy, izay no tena maika amzao fa tsy ny hira tsy amonjy io
@rinahnarindra6817
@rinahnarindra6817 6 лет назад
Carol Ralandison marina fa tsy ny fihainona hira no mahavonjy fa manampy betsaka kokoa amin'ny fifandraisana amin'ny Tompo izany. sady angaha moa fantatrao oe efa nitady an'i Jesosy izy sa tsia? ary angaha moa hitanao oe mbola tsy nibebaka izy sa tsia? RMQ farany, lasa miniscule ny anarany eo amle teninao ambony iry (ho avy Jesosy) mariky ny tsy fanajana Azy izany.
@bodoarisoaseheno9839
@bodoarisoaseheno9839 6 лет назад
tiko loatra
@rajoelinafandresena104
@rajoelinafandresena104 7 лет назад
tsara frère fa toizo a
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
aiz ho aiz ato kay Jesosy amzao otran takona izy fa olombelona no hita ato a !!
@climbergasy
@climbergasy 7 лет назад
Jamba ianao raha tsy mahita an'i Jesosy!!! variana mijery olona
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Aiz ary izy ?? Tsy Misy azy eo, dia ahna raha izao izy no Tonga dia iara iakatra aminy daholo ve ireo voavonjy ve ianao ?? Tsy manao ho tompoko tompoko no iditra amin'ny fanjakany fa izay manao ny sitrapony. Hoavy Jesosy fa Mibebaha tsy Misy fotoana hirahirana otrzao ao amin'i Jesosy, afaka mihira daholo nefa manota ihany , zavapoana. Jesosy dia masina tsy Misy ota
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Tokony tsy Nisy clip io ra tena Jesosy no ho torina , rehefa manao clip mantsy dia tsy maintsy Misy dépense , rehefa Misy depense zany ts maints itadiavambola satria ts mints averina lé vola lany , diso làlana amzay satri mivarotra filazantsara. Ny Tompo hamindra fo , HOAVY JESOSY
@andrianaivonavalonanosihar6342
Fahefana avy aiza no ahafahanao milaza fa takona na tsy takona i Jesosy? Dieu se revel a celui qui ve l'entendre....!! Na anaty toerana tsy ampozinao mihitsy aza afaka miseho aminao Andriamanitra fa anjaranao no miaino na tsy miaino azy
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Jesosy maniraka antsik itory ny fiverenàny moa ve Misy fiverenan'i Jesosy ao anatin'io hira io , Hoavy Jesosy fa miomana, matio 24: 42.
@johnnyrakotoarison
@johnnyrakotoarison 7 лет назад
Tena tsara ny midera ny Tompo
@holyrakoto4264
@holyrakoto4264 7 лет назад
tena tsara b
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Jesosy tena mbola tsara fa raiso izy ho lohany fiainanao
@holyrakoto4264
@holyrakoto4264 7 лет назад
efa resin ny fitiavan i 100%
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Iza no resin'ny fitiavan'iza ?? Dia 100isanjato?? Marina fa tokony ho 100isanjato ny fitiavanao an'i Jesosy fa tsy refa Misy ilana azy ihany
@holyrakoto4264
@holyrakoto4264 7 лет назад
Carol Ralandison hihi resin ny fitivan i Jesosy Tompo ka aza misaina zavatra hafa 😃😃
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
😀 marina izany , fa ankehitriny efa akaiky Jesosy mila miomana isika , matio 24:42. Aza varina am'izao tontolo izao . Hoavy jesosy
@rabetafikasaholy5757
@rabetafikasaholy5757 7 лет назад
(y)
@helenetanya4347
@helenetanya4347 6 лет назад
Tiko be
@rasoanivo6061
@rasoanivo6061 5 лет назад
Tena tsy tafavoaka David lay hiran'i Titianah fa manin raha lay nanao ny originale anle tsisy kara anao iny ihany no nampanaovin e! Somary manimb sofina ihany lay izy fa sady ovainareo ko tonaliteny
@liantsoanyainarkt285
@liantsoanyainarkt285 5 лет назад
Io ary itako tsara ko
@rasoanivo6061
@rasoanivo6061 5 лет назад
Tsy tiako aloh e!Samy manana tiany a!
@yvesrandrianandrasa4651
@yvesrandrianandrasa4651 5 лет назад
sao dia mba fialonana kosa izany e!tena tafavoaka tsara ary ilay izy!
@rasoanivo6061
@rasoanivo6061 5 лет назад
Tsisy fialonana izany e! Tsy manana ny intérêt amzany aho j'ai le droit d'aimer ce que je veux ou de ne pas aimer ce que je n'aime pas d'ailleurs il y as certaine chanson de Dayvide ny fanakianana natao hanatsarana zavatra sy hivoarana fa tsy de le ratsy foana
@rasoanivo6061
@rasoanivo6061 5 лет назад
Misy hiran'i Dayvide tiko fa tsy oe tsy tiko izy
@vivrepourjesus3006
@vivrepourjesus3006 7 лет назад
loza oanareo raha ny filazantsara no itadiavambola!mibebah f mbola ts tara!na ariary zato ar n fidirana ts mety zan!nomena maimaimpoana dia mizarah maimaimpoana!!na tsara feo otran in ar ts tokon atao fakana vola n filazantsara!mibebah ianareo mpihira n filazantsara f ef tena akaik jesosy!!!ts sitrapon jesosy zan!ra nanavotra anao iz teo am azo fijaliana ts naka nadia iraimbilanja ar!!k nony voavonjy ve ianao dia aka vola am oul izay itorinao?mibebah mibebah mibebah f loza zan!ref ts manana vola entina mtory ianao dia az manao f mety ts voantso am zan ianao matou ts omeny jesosy!!farany n fanetretena!zany jaona mpanao batisa zan tena nanana n mahiz az sad apostoly goavana ndrindr f niafina zan tany anefitra n ntory ten!!!ne zao ianareo mseo eny am affiche s eny am telé!tsarovy f n fanetretena ts nis tao am losifera no nalavo azy!mibeba f efa tena akaik jesos
@climbergasy
@climbergasy 7 лет назад
mampalaelo ahy ny toe-tsainao! ianao angamba no tokony hibebaka!!!! mitsara ivelany fotsiny! mba fantatrao moa fa misy vola laniana sy hery lany ao anatin'io zavatra atao io!!! rehefa manao zavatra tsara ny olona dia kianina foana fa rehefa mahavita dia manaova dia ataovy gratuit daholo ny anao!!!! ny artist any amin'izao tontolo izao dia mandoa vola ny olona rehefa mijery fety koa maninona raha misy fidirana ny evangelique mba ahafahan'ireo artist ireo manitatra ny fanjakan'Andriamanitra sy manao zavatra tsara!!! rehefa tsy asiana vidiny ny zavatra anankiray dia tsy manan-danja amin'olona!!! mampahery anareo artist evangelique hiezaka anao zavatra tsara foana!!
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Ny tompo hamindra fo , vakio ny matio 10:8, tsy Nisy apostoly naka vola zany na Nisy fidirana ny filazantsara fa gratuit foana, rehefa Lany vola enao nanao an'io d aza manao intsony satria ianareo tsy mahay manompo an'i MAMONA sy JESOSY fa na JESOSY na MAMONA, so dia ho very any amin'ny elo. Mandehana atov mpiànatro ny firenéna rehetra fa tsy oe ndana manao spectacle Misy fidirana
@andrianaivonavalonanosihar6342
Ny Pastora ,Pasteur,Mopera ireny zao mandray karama (vola izay) Any Ampiangoanana manao rakitra,faha 10 'karena (vola izay) Any @ sampana any @ fiangoanana any manao latsakemboka sy ny sns(Vola izay) Satria anaovana ny asan'Andriamanitra ilay izy, Toy ny anao ny Tempoly t@ zany fotoana dia tsy maintsy nisy ny fitandiavana natao,samy nitondra izay nananany ny olona. Tsarovy fa raha tena Mpitory filazan'tsara izy,ireo vola azony ireo entiny anohizana ny asan'ny Tompo fa tsy entina Mirevy na anangonana harena fotsiny. Diniho kely fa tsy tokony o tohana @ zavatra ôtr'izany ianao. Raha ity avy any misy olona sahirana tena mitsotra oe tsy manana vola fa nefa tena te idera,asakasany ndray raha tsy andray azy. Farany ny asa rehetra dia atao ho an'Andriamanitra na Comptable ,na Mpivarotra ianao,na Dokotera ianao,na Mpitsara,na Mpampianatra rehefa oe asa dia ataovy ho an'Andriamanitra,...ary rariny ny Ray ao ambony raha ankasitraka izany asanao izany ka anomé anao valin'ny antsebohinao nilatsaka. Mazotoa
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Fa nga ianao mihevitra fa kristianina ireny ? Tsia, mba ilazao ary a ao anaty baiboly ra nisy paminany nitaky vola na nitady vola , na iray aza , ao amin'i Jesosy voavonjy mba lasa fa tsy iasa mba ho voavonjy. Jesosy niteny mints oe tsy itanao Any Am trano natao tanana a ozy . Miomana énao fa hoavy Jesosy.
@andrianaivonavalonanosihar6342
ianao zany raha manana eta'eta ohatra oe anam'bady ,na itsabo tena dia iny dia ivavaka fotsiny oe mba omeo fahefana ahafana manao izao za fa tsy anao asa?Na oe anala fanadinana ianao dia oe ataovy mahay za fa tsy oe ianatra ? dia ôtr'zay ihany io.Misy asa ataony ilaina fond ao,dia manao an'io izy ary aza omena tsiny @ izany! Fa Marina oe na misy ny vola na tsy misy ny vola ny Hafatra tokony ataony tonga @ olona rehetra foana
@renesamuel5820
@renesamuel5820 4 года назад
Lllk
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Saika mba hanontany an'i Joseph a ra mba afaka mamaly ahy izy azafady . Hono ho a?? Ilay réveillon ho ataonareo amin'i i Am ve fitoriana sa féty otran'ny fetin'izao tontolo izao?? Satria tsy araka an'ny fahamarinana ao amin'i Jesosy , lasa mivarotra filazantsara nareo 30000 ve?? Tena lafo izany filazantsara izany, izay nahazo maimaimpoana aoka izara maimaimpoana, ny tompo hamindra fo , Mibebaha fa HOAVY JESOSY, tsy Nisy apostoly nanao animation payant izany Sady Jesosy tsy manao animation réveillons izany satria ny réveillons dia fetin'ny jentlisa ra tena nandray an'i Jesosy marina . Efa akaiky Jesosy
@andrianaivonavalonanosihar6342
Ny Pastora ,Pasteur,Mopera ireny zao mandray karama (vola izay) Any Ampiangoanana manao rakitra,faha 10 'karena (vola izay) Any @ sampana any @ fiangoanana any manao latsakemboka sy ny sns(Vola izay) Satria anaovana ny asan'Andriamanitra ilay izy, Toy ny anao ny Tempoly t@ zany fotoana dia tsy maintsy nisy ny fitandiavana natao,samy nitondra izay nananany ny olona. Tsarovy fa raha tena Mpitory filazan'tsara izy,ireo vola azony ireo entiny anohizana ny asan'ny Tompo fa tsy entina Mirevy na anangonana harena fotsiny. Ianao ve raha Nangataka t@ Tompo oe : Tompo oh?mba omeo 30.000ar za mba oetiko ijery fety dia tsy anomé anao izy raha sitrapony?
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Mba lazão oe ao Am toko sy andinîny fahafiry ny Misy anzay resabola izay satria ra vo tsy ao anaty baiboly dia avy amin'ny oul zay , matio10:8 , Sady Jesosy tsy manome vola zany é katsaho aloa ny fanjakan'andriamanitra dia ampy ho anao ny sisa , vola zany satana zany matio6:24 , Sady mahantra indrindra izay mangataka hoany izao tontolo izao , porofoy ny toko sy andininy izay lazainao.
@aroramaroson1893
@aroramaroson1893 7 лет назад
ny an'i Carol Ralandison kosa de efa filam-baniny mihitsy e... vola hono = satana... koa maninona raha tsy miasa tsuny zany satria tsisy ilaivana anzany vola zany???? maninona raha dorana daholo ze vola (satana) any aminao any ? na ny hiconnetiavanao ary ngeh zany tsy misy na ny ividiananao akanjo entinao hivoaka ny trano na ny sakafo omenao ny zanakao tsisy... de ahoana ??? zay ve le tian'ny Soratra Masina ambara ??? aza de mandray antendrony ry se fa mandinia tena tsara alohan'ny anakianana ah...
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Aro RAMAROSON. Fahamarinana no lazaiko , Matio 6:24 Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy Mamôna ianareo. Matio 6:33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. Tsy natao itadiavambola ny filazantsara fa tsy oe tsy mila vola isika.
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 7 лет назад
Mamôna lay devoly ny vola ra tsy fantatrao , ny vola no fototry ny ratsy rehetra . Asan'ny Apostoly 8:20 Fa hoy Petera taminy: Aoka ho very mbamin'ny tenanao ny volanao, satria nataonao fa azo vidim-bola ny fanomezan'Andriamanitra.1 Timoty 6:10 Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be.
@hasnajuliana8260
@hasnajuliana8260 7 лет назад
les chrétiens ne fêtent pas Noël (sapin ,cadeau ,etc ) Du coup il n'y a pas à afficher ça dans le clip
@betamanitrarak7170
@betamanitrarak7170 3 года назад
Otrany adala!!!
@nalyravlsn2833
@nalyravlsn2833 3 года назад
F
@francinerandrianatoandro3780
Ianao no ilaiko Ianao no hirin'ny foko ianao no ilaiko Tariho ahita anao. (X2) Tariho ahi i i...ta anao! .................. Ouh ooo! ouh ooo! .................. Ka hirahira no hasandratro 'Zay no ifandraisako amin'ny fo Ho ren'ny tany aman-danitra Ianao no Andriamanitra. (X2) Izaho ho ampakarina Ianao no mpampakatra Ho latambatra iray Rehefa any amin'ny mandrak'izay. Izay no antony ilazako Izaho anao, Ianao ho ahy Satria feno ny tontoloko Noho ny fitiavanao!!!....... Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tànanao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao no feno hery. (X2) Feno hery!... feno hery!... (Feno hery) Tsisy karah Anao! Feno hery!... feno hery!... (Fa feno hery) Tsisy karah Anao! Ka tsy nihahotra aho ny hanatona Nanolotra ny foko ho anao Dia noraisinao tam-pitiavana ity foko nitalaho Na tsy mendrika aho dia Novonjenao. (X2) Na tsy mendrika aho dia Novonjenao.
Далее
HARILANTO  feat JOSEPH D'AF -  Ento aho anilanao
4:39
Просмотров 305 тыс.
NOOOOO 😂😂😂
00:15
Просмотров 4,4 млн
Викторина от МАМЫ 🆘 | WICSUR #shorts
00:58
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47
HIRA FIDERANA MEDLEY JOSEPH DAF TOP 10 - 2023
45:25
Просмотров 61 тыс.
Toe-po Joseph d'Af Live Frankfurt
4:54
Просмотров 7 тыс.
MINO AHO RIJA RASOLONDRAIBE
6:20
Просмотров 383 тыс.
JHAMAL - TSY MORA (COVER LUCKY DUBE)
5:46
Просмотров 75 тыс.
Joseph d'Af Fahasoavanao (Lyrics 2020)
4:30
Просмотров 226 тыс.
Rojo Ny Avo & Joseph d'Af Medley 2023
4:13
Просмотров 154 тыс.
Joseph d' Af - Fanotronany
5:21
Просмотров 90 тыс.
Tsisy Karaha Anao   Joseph D'AF feat Titianah   YouTube
4:33