Тёмный

[MENTALISME] DOUBL'E'NN/BUDDHA EL TAGA/ ROY RAKOTO [BY MG STUDIO/LUNA] 

Luna Manaj
Подписаться 318
Просмотров 225 тыс.
50% 1

LE PREMIER CLIP DE DOUBL'E'NN EN 14 ANS DE CARRIERE ARTISTIQUE/EXTRAIT DE L'ALBUM MAJESTIC 12 SORTIE EN DECEMBRE 2012 EN VENTE AU LASKART SHOP MAHAMASINA
JUST ENJOY IT!!!!
#ANTSIKA ZAO TONTOLO ZAO

Опубликовано:

 

1 июн 2013

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 87   
@sitrakaravoniarison29
@sitrakaravoniarison29 2 года назад
RAP PART / DOUBL’E’NN Mitady kôzy mampiaiky ny pokona no ataoko vaindon-drarah. Zà tsy mandraràh fa alaiko daôly ny aingam-panah. Ny univers mental ralah, aty ambany otrin?ny any ambony Lasa zà no atidohan?ny kil ra ohatra ka very ry lerony. Genezin?ny kôzy, itenenako hoe andriamanitra misy paradoxe, kôzy fa ny vox Doublenn - vox Dei, tsy intox. Ny fankahalana sy ny fItiavana eto embony tany,ray iany, satana sy andriamanitra,ray iany tsisy ny sistany. Na ny no man’s land aza tsisy, fa anaty “matrice”. De aleo hoentiko isaky ny andalana ny kôzy hoe peace! Ato amiko mirehatra mandrakizay ny jiron?ny fahendrena, ndana enjeo ny fara-vodilanitra fa anaty rycs asiko edena, de ny hoditro lasa mamofona masoandro fofony anie e!!!unffffffffff……………… Ny logo-ako isan’andro mivoaka eny am’lanitra mtsikitsiky ny tarehy Misia ny mazava! de oentiko hanala ny andro maloka, kôfa tsotra fa merci am’le pôtsatroka. Ato ambovo ampiretiko ny labozy de iny à mifantoka HOOK / ROY RAKOTO Izaho sy ianao iray ihany, mitovy ihany, mitsiky mitomany, na misy ambony na misy ambany, na misy ranomaso na mahery aza ny ankaso mbola tsy maty ilay afo, ahirato ireo masonao, ity izaho ho namanao, samy miaina manantena, mitovy ihany, iray ihany, izaho sy ianao iray ihany RAP PART / BUDDHA EL TAGA mmm… Mba te hamantatra ny hoavy koa hono ireo rehetra nanimba ny lasa Ny androany aloha androany fa raha ny sandoka no lasa mpaminany toa hafahafa Dia raha tsy avela ho olona ‘tsony ny olona fa esorina aminy ny fanahy Dia ahiratro ny masoko fa te hifoha a Dia akipiko indray hahazo nofy vaovao Nosafidiako ianao hotantaraina aminao fa raha zaraina tsisy hino izao tontolo izao Dia izao atao : Anaovy sarina tontolo tsara tarehy hoe za Dia asivo sarina Buddha kely tsara fanahy Fenoy voninkazo manodidina, sy vorona manidina, Masoandro sy kintana Dia ataovy ao koa indrindra indrindra ianao Aza adino, ifandom-bera tsika zao Fa antsika izao tontolo izao HOOK / ROY RAKOTO Izaho sy ianao iray ihany, mitovy ihany, mitsiky mitomany, na misy ambony na misy ambany, na misy ranomaso na mahery aza ny ankaso mbola tsy maty ilay afo, ahirato ireo masonao, ity izaho ho namanao, samy miaina manantena, mitovy ihany, iray ihany, izaho sy ianao iray ihany BRIDGE / ROY RAKOTO Na samy hafa fomba fiaina (fiaina, fiaina, fiaina, fiaina...heii) Na samy manan-tsaina, masoandro iray no andrandraina (ndraina, ndraina ndraina) Ny ratsy mbola hiova ho tsara, Ny hatsarana mety ho anjara,voarindra ho tantara, Izay ilay miaina...ny ampitso no handrandraina... BRIDGE / DOUBL'E'NN Tsy ikôzy bobaka a sao de voahombo eo am’ “la croix”, fo-na liona ohatran?ny Myrmidon eo am’torapasik’i Troie. Ny retraretra fanahy, hiova plan hafa à! avelako amlà n “karma” fito roa no nahaterahako de haka enina roa a ametrahako “supernova” HOOK / ROY RAKOTO Izaho sy ianao iray ihany, mitovy ihany, mitsiky mitomany, na misy ambony na misy ambany, na misy ranomaso na mahery aza ny ankaso mbola tsy maty ilay afo, ahirato ireo masonao, ity izaho ho namanao, samy miaina manantena, mitovy ihany, iray ihany, izaho sy ianao iray ihany
@lailaralison6258
@lailaralison6258 2 месяца назад
2024 je suis là, Mahery be ny fitiavana 😘😘,
@user-dz7ce7rq1f
@user-dz7ce7rq1f 2 месяца назад
Mamy fona
@faniriniainafanoelaharisoa3810
tsara!vrais rap!afa mits ny old !zoky fanaja respect!fa le tee-sheert koboko be fa solosolina doubl sy taga!
@andryranaivo821
@andryranaivo821 2 года назад
Ça c'est du pure mentalisme👌🏻 2022 tsika mbola tsy miala...respect zalà🤝🏻✊🏻
@allanrazafindratsiety1459
@allanrazafindratsiety1459 Год назад
P
@razaalainsool2669
@razaalainsool2669 4 года назад
2020 🔥
@lantomampiononarady6894
@lantomampiononarady6894 5 лет назад
14 jolay 2019 mbola ao ny sofina ✊🏿
@lunamanaj7737
@lunamanaj7737 11 лет назад
merci beaucoup ry zareo aaaah, za kalouny dia fière mintsy eeeee
@vatsandria9547
@vatsandria9547 2 года назад
Slt luna afak miresak prive na messenger ohatrn na par E-Mail ? Mety akia FA tohizo
@harnelravelonasy3020
@harnelravelonasy3020 4 года назад
Coeur sur vous si vous écoutez toujours cette chanson aujourd'hui
@user-dz7ce7rq1f
@user-dz7ce7rq1f 2 месяца назад
Tsy adino tony ka, mamy fona
@dafafanomezantsoa71
@dafafanomezantsoa71 5 лет назад
"mba te hamantatra ny hoavy koa hono ireo rehetra nanimba ny lasany.... " milay e!!
@stannieavotriniaina3149
@stannieavotriniaina3149 5 лет назад
2019
@razafindrakotorijaharivony792
@razafindrakotorijaharivony792 9 лет назад
zao n mitohy d n MADA n king of rap,rah n gasy ploit d vo may mhen-danja ny rap gasy
@eddybessa6523
@eddybessa6523 5 лет назад
Numero 1. Trop be. Mankasitraka
@nantenainarakotoson1781
@nantenainarakotoson1781 3 года назад
janvier 2021.mbola legend rap gasy fona
@kataratahina8872
@kataratahina8872 4 года назад
2020 doublNN
@henintsoatolojanahary3766
@henintsoatolojanahary3766 4 года назад
Atsika Zao totolo zao
@houlderlaza9616
@houlderlaza9616 4 года назад
2020 mbola mihaino ka
@betamanitrarak7170
@betamanitrarak7170 3 года назад
2021 za vo nahita anty hira ty fa tena travaillé be mitsy
@andryrolinho7072
@andryrolinho7072 5 лет назад
2019 mbl mandona fona
@andrianjafymahery7593
@andrianjafymahery7593 6 лет назад
mbl afa ian w zn oe DOUBl'E'NN zn e ,respect ku oan roy rakoto e
@reneratelomanana4180
@reneratelomanana4180 7 лет назад
tsara bee! merci!
@rakotomalalaavotra7822
@rakotomalalaavotra7822 3 года назад
2021
@hasiniavosandratra9544
@hasiniavosandratra9544 11 лет назад
filôzofy trismegite....mtovy iany!!
@rakotomahefajoebradleybrad7637
Pure ambani-tany 🔥🔥🔥
@dinanandrianinaRakotoarimanana
04 Febroary 2019 mbola mihaino tsara
@sandaniainaramanakandrasan8695
@sandaniainaramanakandrasan8695 2 года назад
makalaza zala aa🔥🔥🔥🔥🔥
@texaextah4214
@texaextah4214 11 лет назад
mbola tsar n old rix!! big up!!
@oliviakhalifahanitriniaina1614
@oliviakhalifahanitriniaina1614 4 года назад
2020 ❤👌
@nome7327
@nome7327 7 лет назад
21 Juin 2017 - Mbola mankasitraka foana fa motivation be ity hira ty e
@tsiavahandraibedavy2033
@tsiavahandraibedavy2033 Год назад
Merci grand frère 🙏
@mevasoanosimarovola9090
@mevasoanosimarovola9090 4 года назад
merci e
@rakotomananasolofoniainari9237
@rakotomananasolofoniainari9237 4 года назад
novambra 2019
@annicaherilalaina9544
@annicaherilalaina9544 2 года назад
tsara be
@voararakotoarison5374
@voararakotoarison5374 2 месяца назад
Peace
@jeanroveli
@jeanroveli 11 лет назад
Sûr mints f tonga d mandona b, mlay lisany!!! Isan'adro za mihaino an'io in-2 farafakeliny!
@jeannickrafanoharana2817
@jeannickrafanoharana2817 Год назад
Mbola mandona b 🔥
@LarissaRakotoarison-ic8dy
@LarissaRakotoarison-ic8dy 2 месяца назад
2024??❤❤❤
@kataratahina8872
@kataratahina8872 4 года назад
Octobre 2019
@rakotonidrinarovaniaina4809
@rakotonidrinarovaniaina4809 3 года назад
za tsy mpihaino rap fa ty hafa mitsy an, 2021
@androgamerking5565
@androgamerking5565 Месяц назад
5 juin 2024 mbol mihaino
@boxdigit6627
@boxdigit6627 10 лет назад
Respect !!!
@fehizororakotoniaina292
@fehizororakotoniaina292 Месяц назад
7 roa ny nahaterahako dia haka 6 roa ah ametrahako supernova
@rhhiroo
@rhhiroo 11 лет назад
hafa ihan n geza rhf mirap....respet...
@shay2.099
@shay2.099 5 лет назад
misy mijery ity ve @ izao 2018 izao?
@nomeprod3802
@nomeprod3802 7 лет назад
HAINGAM-PANAHY norme !
@gasymal
@gasymal 11 лет назад
ecoute en boucle!!!
@NjakaAndrianavalonome
@NjakaAndrianavalonome 10 лет назад
Roy Rakoto
@TAHIRYify
@TAHIRYify 10 лет назад
mankasitraka ra zala, zany ny vazon'ny taona 2013, soa fihanatra ho an zazavao
@tsiryandriamanantena4254
@tsiryandriamanantena4254 3 года назад
8 taona lasa izay mbola tsy nahita tsara noho ity fona raha resaka aingam panahy ☻
@rakotomananasolofoniainari9237
@rakotomananasolofoniainari9237 10 месяцев назад
2023
@anjaralaimbelonirina2435
@anjaralaimbelonirina2435 7 лет назад
respect!
@nyadala64
@nyadala64 7 лет назад
atsik zw tuntul zw 👍👍
@andrytsilavinarazanaparany7588
@andrytsilavinarazanaparany7588 11 лет назад
tsara e, R.E.S.P.E.C.T
@andriannlisana4355
@andriannlisana4355 4 года назад
Novembre J-20
@sergiomadagascar9024
@sergiomadagascar9024 2 года назад
Tena izy
@user-dz7ce7rq1f
@user-dz7ce7rq1f 2 месяца назад
16 mai 2024
@andrianinatanjona7119
@andrianinatanjona7119 8 лет назад
milay be ranga ahh!!
@rakotomananasolofoniainari9237
@rakotomananasolofoniainari9237 2 года назад
2022
@tanjonanirinarajoelison1200
@tanjonanirinarajoelison1200 7 лет назад
Eto ambon tani rai ihan!sur;mankasitrak bobak b
@nirinarakotoarimanana11
@nirinarakotoarimanana11 6 лет назад
reveko mitsy ty rix double nn ty, hafa ny am hafa mitsy
@rafaralahynasy2839
@rafaralahynasy2839 11 лет назад
Tiko eeee! (y)
@nathalierosalove311
@nathalierosalove311 4 года назад
👍👌🏼
@TheRitsouka
@TheRitsouka 11 лет назад
norm bé!!! tsara ny rap, mahay ny old
@2temLeMessager
@2temLeMessager 10 лет назад
29 juin (y) (y) ok raga zalah
@mickanjaka1078
@mickanjaka1078 7 лет назад
kiasy leroa eeee
@rahajaharinivohajarinivo3825
@rahajaharinivohajarinivo3825 10 лет назад
norma les e!!hold
@thonyrav8595
@thonyrav8595 11 лет назад
respect b mich
@cashloup
@cashloup 3 года назад
fa ny mahagaga anah hoe nisy inona t@ ilay 42s-43s io fona no mahagaga ahy rehefa mihaino za
@beoletdominique1619
@beoletdominique1619 11 лет назад
Milay eeee
@rakotomalalaantsaniaina2054
@rakotomalalaantsaniaina2054 8 лет назад
Ok letsy double q
@ralainirinalionel3703
@ralainirinalionel3703 Год назад
Mbola ts mankaleo iany atreto ity vazo ity
@fanahydragona4970
@fanahydragona4970 11 лет назад
zay manohan'e!efa avo lenta l mozika
@ratsimbazafysergeadriano880
@ratsimbazafysergeadriano880 9 лет назад
mlay lets io o!
@TAHIRYify
@TAHIRYify 6 лет назад
Aty ambany otry ny any ambony§§§§§§§§§ 2018 e
@koulyro4737
@koulyro4737 Год назад
2023🎧🤍
@tokirasamison9180
@tokirasamison9180 3 года назад
Jenezy ny kozy itenenako hoe ...............
@christianrazafindrainibe6191
@christianrazafindrainibe6191 7 лет назад
otran thiago silva buddha el tag
@k-railleandria9264
@k-railleandria9264 11 лет назад
(y)
@user-yz8wo8zs6i
@user-yz8wo8zs6i 10 месяцев назад
olty e
@rakotomananasolofoniainari9237
@rakotomananasolofoniainari9237 3 года назад
2021
@michaelcostaramarivelo8112
@michaelcostaramarivelo8112 5 лет назад
2019
@yvonaulienbenahita8298
@yvonaulienbenahita8298 3 года назад
2021
Далее
Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD
4:58
Просмотров 439 тыс.
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29
Я ВЕРНУЛСЯ 🔴 | WICSUR #shorts
00:57
Просмотров 2,2 млн
Doubl'e'nn feat Leboda Hamilton - Ad Vitam Aeternam
5:08
12 ANDALANA
6:07
Просмотров 139 тыс.
Malm Martiora - Fa Misy inona (Street Vidéo)
4:41
AD LUCEM - BUDDHA EL TAGA feat ROMINA
5:14
Просмотров 18 тыс.
THT - RAHA TOA KA VITANAO
4:31
Просмотров 356 тыс.
Fiainana B Double'nn & Nicals
3:50
Просмотров 24 тыс.
MASON'ALOKA 301   Iriko
3:56
Просмотров 12 тыс.
DOUBL'E'NN - Sedra
4:41
Просмотров 75 тыс.
Miandrasa lera--Ti-Ah & Mason'aloka.©2018
4:50
Просмотров 42 тыс.
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29