Тёмный

Miomàna 249 : Tsy hatahotra isika na dia...oct 2020 

kristiana ve
Подписаться 5 тыс.
Просмотров 2,7 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

31 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 22   
@cynthiatsiantoby4245
@cynthiatsiantoby4245 4 года назад
Amen! Mivõlagna anahy mitsy ity toriteny ity. Homba antsika mianakavy anie ny fahasoavana avy amin' i Jesosy Kristy!
@mirlovmirlov5826
@mirlovmirlov5826 4 года назад
Tsara e. Haleloia. Voninahitra ho Azy irery ihany amen.
@louistterasoanindrina8738
@louistterasoanindrina8738 3 года назад
Misaotra JESOSY FA HIANAO TOKOA TOMPONY FAHEFANA REHETRA . KA MATOKY ANAO FOANA IZAHAY AMIZAY REHETRA ATAONAY . AMEN
@vivirazafimahaleo5825
@vivirazafimahaleo5825 4 года назад
AMEN misaotra ANAO JESOSY, nanome anay ny Fiadanana, sy ny Fitsaharana AMEN. misaotra anao Ranadahy nitondra ny Teny soa mahafaly.JESOSY homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva
@pouminaaycham.kambana4208
@pouminaaycham.kambana4208 4 года назад
Amena , misaotran'i Jesosy dia misaoatranao koa ranadahy Tantely . Mitomboa fahasoavana hatrany2 , Amena .
@anastancesenerela4613
@anastancesenerela4613 4 года назад
Amen deraina anie Jehovah aleloa amen
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 4 года назад
Amen ! Tena mahafinaritra ahy b rehefa maheno io tantarany Elia io .
@ravinala958
@ravinala958 4 года назад
Jesosy am.panahy 💖
@arstidecynthiaravomandimby1230
@arstidecynthiaravomandimby1230 4 года назад
Misaotra fa tena mampahery be .
@jhennieandreah1688
@jhennieandreah1688 4 года назад
Aleloia amen🙏
@fevrika1005
@fevrika1005 4 года назад
Amena be mankasitraka indrindra ny amin'ny fampaherezana mafinaritra iny voninahitra sy haja dera Saotra anie ho Andriamanitra ilay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany any an-danitra. Fa ho antsika kosa fiadanana sy fahasoavana avy amin'ny Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo mpamonjy antsika. Mb ho mpihaino mpankato teny
@minaely4069
@minaely4069 4 года назад
AMEN🙏 misaotra Jesosy, ara makasitraka ranandah nizara teny Tompo kirsty 🥰
@grisghsg8758
@grisghsg8758 4 года назад
Amena . Misaotra nizara teniny Tompo
@soloainafitta9337
@soloainafitta9337 4 года назад
Amen
@rijaandriambolisoa3895
@rijaandriambolisoa3895 4 года назад
Misaotra ànao fa mahafinatra n'y toriteninao
@cynthiatsiantoby4245
@cynthiatsiantoby4245 4 года назад
Matsiaro marary za zany ka maniry fahasitranana ao am Tompo😔
@elmondmaury7664
@elmondmaury7664 4 года назад
Mankasitraka indrindra Rahalahy Amen Amen Amen ✝️✝️🙏🙏
@karimosolo3467
@karimosolo3467 4 года назад
Salamo 46 At-alamoth; Tonon-kira. Andriamanitra no aro sy hery ho antsika; Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy. 2. Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin'ny ranomasina aza ny tendrombohitra, 3. Na mirohondrohona sy misamboaravoara aza ny onjany, ka mihorohoro ny tendrombohitra noho ny fisafoakany. 4. Misy ony, koa ny sampany dia mampifaly ny tanànan'Andriamanitra, Fonena-masin'ny Avo Indrindra. 5. Andriamanitra no eo afovoany, ka tsy mba hihetsika izy; Andriamanitra no hamonjy azy, rehefa madiva ho maraina ny andro. 6. Nitabataba ny firenen-tsamy hafa, nikotrankotrana ny fanjakana maro; nanonona ny feony Izy, ka niempo ny tany. 7. Jehovah, Tompon'ny maro, no momba antsika; Andriamanitr'i Jakoba no fiarovana avo ho antsika. 8. Avia, jereo ny asan'i Jehovah, izay mahatonga faharavana ety an-tany; 9. Mampitsahatra ady hatramin'ny faran'ny tany Izy; manapaka ny tsipïka sy manito ny lefona Izy, ary mandoro ny sariety amin'ny afo. 10. Mitsahara, ka aoka ho fantatrareo fa Izaho no Andriamanitra; hisandratra amin'ny firenen-tsamy hafa Aho, hisandratra amin'ny tany Aho. 11. Jehovah, Tompon'ny maro, no momba antsika; Andriamanitr'i Jakoba no aro ho antsika.
@karimosolo3467
@karimosolo3467 3 года назад
Manana namana aho zay tsy salama avy any Ambositra Fianarantsoa niantso anay izy efa volana maro2 tam 2020 iny fa hoe voany ANGORONGOSY na (hepatite B ) anarany @ vahiny teniteny afaka 8 volana taty aorina afaka omaly niantso ana ny rahavaviny fa nivadika CIRHOSE lay aritina ary efa tena grave ka taitra sy nalaelo tena satry enti manana tsisy nefa ny aina efa eo ambavahady mpahafatesa tsisy moyen tsony ka MBA mangataka vavaka re MBA ho fanampiana azy fa mijaly sy mampalahelo zanany roa mianadahy
@razanatsimbahajaainapatric2826
@razanatsimbahajaainapatric2826 4 года назад
Fiadanana pst Tantely misaotra an jesosy @zavatra rhtr de mirary soa sy fslmn ary fahombiazana indrindra ny arapilazantsara mankasitraka anao manaiky ataony jesosy hiraka ampianatra anay voninahitra ho any jesosy irery iany
@harylidon4098
@harylidon4098 4 года назад
Fiadanana ! Misaotra indrindra Pasteur Tantely , mizara , mampianatra ny Tenin'Andriamanitra aminay . Homba anao sy ny ankohonanao mandrakariva anie Jesosy Tompo . Efa akaiky dia akaiky tokoa ny Tompo , mikorontana ny firenena rehetra . Fa isika manana an'i Jesosy , Ilay Aro sy Toky ho an'izay rehetra Tia sy Miantso ny Anarany . Haleloia ! Maranatha Yahushua .
@minaely4069
@minaely4069 4 года назад
Aleloia Amen 🙏
Далее
Miomàna 155 - "Aza matahotra!"
21:32
Просмотров 4,5 тыс.
Встреча в Лифте 😂
00:43
Просмотров 311 тыс.
Китайка и Подруга Лапка😂😆
00:21
Aza misaina ny lasa ! Isaia  43.18
32:32
Просмотров 1,6 тыс.
Témoignage fampaherezana ireo nidonampahoriana
34:10
Просмотров 2,8 тыс.
Fitoriana 12 déc 2021 PK 00 Antanimena
5:29
Просмотров 1,6 тыс.
Aiza no itodihana raha tojo fahoriana ?
25:57
Просмотров 1,9 тыс.
Questions Réponses 02_07_17
1:13:57
Просмотров 3,7 тыс.
Afaka amin'ny ota_14 04 2019
1:00:40
Просмотров 6 тыс.