Тёмный

MIREILLE-Fitia afo vato 

aquilaebenedicti
Подписаться 1,3 тыс.
Просмотров 2,7 тыс.
50% 1

Mbola hiran'ny taona 80 hatrany ee!
Raha ankasitrahanao ny fizarana tsotra ataoko dia aza misalasala manindry ny "j'aime". Mankasitraka.
---------------------------------------------------------------------
/ aquilaebenedicti

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 5   
@fastdiscountparis
@fastdiscountparis 8 месяцев назад
Iza izao toa mangina ao Ao alantrano ao? Moa va ianao ilay nandrasana omaly No miandry, miandry ao? Efa namolaka e, niandry anao Toa tsy mandry saina, vatana aho nitady anao e Atao ahoana e? Nandefa hafatra aho Teny atsipy ihany ireny ô, asanao Tsy mamy taminao angaha ireny Mangidy ny ho ahy tokoa Inona no mahatoga anao Tsy hita hiara-hitafa aminay Moa adinonao fa, fa toy ny dona mafy Mitselatra hazavana mora maty Hazavana mora maty (x3)
@lazaandrianarivo8736
@lazaandrianarivo8736 3 года назад
miverina zero ny compteur vao maheno an'izay hira izay...mahatsiaro ny fahazazana rehetra
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Ndriii...
@mireillenasseuer4948
@mireillenasseuer4948 Месяц назад
FITIA AFO-VATO - Mireille - Iza izao? toa mangina ao Ao alan-trano ao Moa va ianao Lay nandrasako omaly No miandry, miandry ao Efa namolan-tena aho Niandry anao Toa tsy mandry saina vatany aho Nitady anao e Atao ahoana e? Nandefa hafatra aho Teny atsipy ihany ireny o Asa lahy , Tsy mamy taminao angahy ireny Fa mangidy no azoko Koa inona no mahatonga anao Tsy hita hiara-hitafa aminay Moa adinonao fa Vato roa midona mafy e Mitselatra hazavana Mora maty Hazavana mora maty Hazavana mora maty....
@herytovo4096
@herytovo4096 Год назад
Misaotra betsaka fa efa nitadiavako ity hira ity
Далее
'Indray hariva' Mireille
2:49
Просмотров 21 тыс.
MASOANDRO MODY (Mireille) - LES TALENTA
3:12
Просмотров 2,8 тыс.
Аруси Точики ❤️❤️❤️
00:13
Просмотров 414 тыс.
LALATIANA -Tany (version originale)
3:21
Просмотров 2,1 тыс.
Jean-Louis Rafidy Fasana Anjanahary 14 Jona 2023
1:18:00
Просмотров 2,2 тыс.
DILLIE - Tsy mitana izay tsy tamana
3:00
Просмотров 11 тыс.
Rossy Aza maika ny hanambady
4:52
Просмотров 1,5 тыс.
Afo vato cover Mireille
3:17
Просмотров 608
Aza Izy Izay   Mireille & Tselonina romance
4:39
LALATIANA - Ifonako (version originale)
4:25
Просмотров 8 тыс.
Mireille Fanoloran tena
3:28
Просмотров 7 тыс.