Тёмный

mivavaha, ny Feo Mamatonalina 

Nyfeo Mamatonalina
Подписаться 1,6 тыс.
Просмотров 44 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 14   
@rossinihanitriniaina1151
@rossinihanitriniaina1151 4 года назад
Miarahaba tompoko. Mamelona fanantenana izany hira izany. mety mahazo solfa io hira io ve tompoko. Tahian'ny Tompo
@noromalalasahondrarafanoha7577
@noromalalasahondrarafanoha7577 10 лет назад
Tena mahafaly be le mlahita Feo Mamatonalina amin'ny You tube , manantena mbola hahita hira hafa atsy ho atsy. Mankasitraka indd
@sylviarakotovao5937
@sylviarakotovao5937 3 года назад
Mivavaha ianao ka aza mety sasatra ry olon’Andriamanitra Fa ny Ray Tsitoha hihaino anao, hihaino fatratra izay maharitra Ny vavakao(2), taraina sy talaho, miloatra avy ao am-po fa fefika manjo Ny vavakao taraina atao mandra-maraina, atao mandrakariva Na dia efa iva ny herinao, ny vavaka no hamaliana anao Hody rariny ihany ny talaho(2) Mivavaha ianao ka aza mety sasatra ry olon’Andriamanitra Alto
@nantenainaherinjatovo9006
@nantenainaherinjatovo9006 7 лет назад
Tena tiako ity hira ity... efa nampianariko tamin'ny Sampana Dorkasy tao am-piangonanay fa mila hilatsaka ny ranomasoko maheno andry zareo manao azy... mankasitraka ny "Ny feo Mamantonalina"... "Mody rariny tokoa ny talaho rehefa mivavaka sy mitaraina, kanefa tsy sasatra amin'Andriamanitra....." Isaorana ny Tompo..
@rossinihanitriniaina1151
@rossinihanitriniaina1151 4 года назад
Miarahaba. mety maazo solfa an'io hira "Mivavaha" io ve tompoko?. Misaotra mialoha
@nirinasam7936
@nirinasam7936 7 лет назад
AMEN Mankasitraka Jesosy an
@nirinasam7936
@nirinasam7936 7 лет назад
Jesosy a, anisan'ny olona mitomany foana aho rehefa maheno an'ity hira ty satria tsapako loatra hoe nihaino vavaka ahy foana Ianao ary tsy mba nanampin-tsofina ny antsoantsoko rehetra na tao anaty fifaliana aho fa indrindra tamin'ny fahoriako rehetra, tiko loatra IANAO, nody rariny daholo ny fitalahoako rehetra.
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 8 лет назад
tiako ty hira ty
@aminasorea5961
@aminasorea5961 2 года назад
Mafinaritra be ny midera ny tompo ee
@honorepascalranaivoarivelo2096
tiako be io hira io ary hahtsiarovako zavatra maro teo @ fianako. ny zavatra tsy fantatro dia ity: chorale aiza ny feo mamatonalina?, efa hatramin'ny 1958 aho no mandre ny hirany isaky ny alahady hariva ao @ radio? mba valio io raha azonareo hatao
@hantsnior6118
@hantsnior6118 9 лет назад
MIVAVAHA
@mimichrisnah8649
@mimichrisnah8649 5 лет назад
Rh mapadotso fo d ainy fiagonana zokiny tsara f rh ifoha arapanahy 😂😂😂😂
@razosyandriniaina399
@razosyandriniaina399 7 лет назад
Mivavaha ianao ka mety sasatra maninona??? Tsy mety azoko mihitsy NY tiany ho lazainy eo alohan le hoe ... an 'Andriamanitra
@rianakinky1561
@rianakinky1561 2 года назад
Mivavaha ianao ka aza mety ho sasatra ry olon'Andriamanitra ( ny ténor manohy hoe olo-nofidin'Andriamanitra)
Далее
Поплатился за подлые удары!
01:00
Izay matoky an'i Jehovah
4:16
Просмотров 71 тыс.
Ny holatrao - Ny Feo Mamatonalina
4:00
Просмотров 939 тыс.
Ampianaro aho hitia
4:51
Просмотров 60 тыс.
Tsaroako anio
5:52
Просмотров 363 тыс.
Izay manao ny marina - Poopy
4:46
Просмотров 343 тыс.
Izay matoky an'I Jehovah; Ny Feo Mamatonalina
4:13
Просмотров 16 тыс.