Ampitoero ato anatiko sy ny ankohonako mandrakizay JESOA ô ny finoanay ANAO mba izoranay manahaka ny fitiavaNao omenaO maimaimpoana tsy misy fetrany anay isan'andro 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy manamafy ny fahamarinan'A/tra oentimiatrika ny tontolo- piainana andavanandro miaraka @Tompo, hoaminao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavan'Andrimanitra tompoko 😇
Fanamarinana kely: tsy ny kolotsaina malagasy ihany no zatra manao hoe : "aza" fa aty an-dafy dia tahaka izany ihany. Ny tsy azo atao aty an-dafy ary dia tena be lavitra noho ny tsy azo atao any Madagasikara. Miala tsiny fa manimba toe-tsaina ilay hoe ny "négatif" amin'ny kolontsaina Dia an'ny malagasy ihany. Nefa izaho Dia efa nipetraka tamin'ny firenena lazaina fa mandroso ankoatra an'i Madagasikara ary dia mahita fa ny zavatra lazaina hoe "typiquement" malagasy amin'ny resaka faharatsiana dia hitako amin'ny kolontsainan'ilay firenena avokoa. Koa aleo re mba tsy alentika otrizany ilay kolon-tsaina malagasy fa tsy mampivaotra. Misaotra tompoko