Tsara ilay idee hoe anao gadona batchata, fa ilay melodie ana hira mbola tsy afaka fa mtovy foana..o ry miandra a, mba manaova oe hira tsy otrzany mts le melodie, mb melodie msonne tsara
Izay agamba aloha no vitako namana 😉 Maro loko sy karazana ny mpihira gasy azonao henoina melodia hafa na ianao mihitsy no mirotsaka ho mpihira manao ilay melodia tianao 😊 toy izay koa no nanaovako mpihira amoahako lay melodia tiako fa tsy ataony reo mpihira henoiko 😊
@@mrsayda2373 Misaotra anao ary ry namana, fa mba sosokevitra ny ahy nefa, mba tsy ahatonga an'ilay mozikanao mety ankaleo, raha afaka manandrana kely ianao, mino a nefa fa mety ho vitanao.. :)