Тёмный

Naly Rakotofiringa - Ny lalana mody (Decca original 78 tours) - Madagascar. 

Kapila 78 tours fananam-pirenena
Подписаться 58
Просмотров 898
50% 1

A/C : Naly Rakotofiringa.
Mpihira :Ossy.
Référence : Decca 52 002.

Опубликовано:

 

24 мар 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 4   
@poundalee5281
@poundalee5281 4 месяца назад
Manao azafady manontany, tsy hitako eto amin ny youtube intsony ny chaîne KAPILA FANANAM-PIRENENA ❓️❓️❓️sa niova anarana KAPILA 78 TOURS❓️❓️ Misaotra mialoha manome fanazavana
@camillerajeriarison7105
@camillerajeriarison7105 4 месяца назад
Salama e ! Niova ny anarana. Nakaton'i youtube i kapila.fananam-pirenena fa nisy olona roa nitory pour atteinte aux droits d'auteur. Hira vitsivitsy nefa dia ny chaîne iray manontolo no maty. Ity indray no solony e. Haverina hatramin' ny voalohany indray. Mitandrina fotsiny mikasika ny droits d'auteur.
@poundalee5281
@poundalee5281 4 месяца назад
@@camillerajeriarison7105 Misaotra amin ny fanazavana, mankasitraka sy mirary fahombiazana ho an ny kapila 78 tours..hi abonner amin ny chaine nareo zaho Izay no problème n'ny gasy, tsy mahalala hoe sarobidy ny tahiry archives ireo kanto, sarobidy koa ny mizara ireo kanto. Personnellement, zaho tsy hi abonner amin'ireo chaînes zoma boutique sy ny karazany.... Ry Henri Ratsimbazafy, malheureusement n'a manatalenta aza dia tia vola loatra...... Ilay chaine Zoma boutique tonga dia hita hoe resabola Mankasitraka anareo
@camillerajeriarison7105
@camillerajeriarison7105 4 месяца назад
Salama ! Misaotra e. Misy chaîne vaovao iray koa : kapila 45 tours ...
Далее
Tanimanga
5:41
Просмотров 6 тыс.
Naly Rakotofiringa := Mba tsiditsidiho (lyrics)
2:51
Ny Andriamanitra Inoako
3:33
Просмотров 7 тыс.
Prem ~ I'm Grateful
4:24
Просмотров 6 тыс.