Тёмный

NANDEHA HO AZY - Olive sy Farakely 

Olive Rama
Подписаться 767
Просмотров 89 тыс.
50% 1

Nouveauté Malagasy 2020

Опубликовано:

 

16 окт 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 24   
@clarisserajaonarisoa2989
@clarisserajaonarisoa2989 3 месяца назад
Trop beau❤❤❤❤❤
@domtinamalala3191
@domtinamalala3191 10 месяцев назад
Ilay mpinamana lasa mpifankatia😘
@francoisguyard8259
@francoisguyard8259 2 года назад
Bravo olive c bien! Bonne continuation à toi
@evahoaro1609
@evahoaro1609 3 года назад
Un duo de douceur! C'est très beau.🌷
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 2 месяца назад
❤❤
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 2 года назад
Tiako foana ny duo ataonao na miaraka @ iza na miaraka @ iza, bravo, tohizo!
@oliverama1756
@oliverama1756 2 года назад
Misaotra betsaka mihaino
@RelyJ
@RelyJ 3 года назад
J’adore merci à vous 2
@rindraandriamavosoloarisoa4696
Tsara be ❤😊
@heritiana16
@heritiana16 Год назад
"NANDEHA HO AZY" - Olive sy Farakely (Tononkira) Niara-nilalao isika roa Mpinamana akaiky tsy nifankafohy Tena mbola tadidiko Toy ny omaly, ny tamin’izany Mbola tsaroako ianao ilay niaro ahy Rehefa miady kely aho indraindray Tsapako ny fitiavanao ahy Efa tsinjoko isika roa ho iray Réf. / Nandeha ho azy tsy nisy nanakana Na hazavao azy ny fizotrany ny lalana Tsy vazivazy fa tena marina Ilay mpinamana ; lasa mpifankatia Tena iray isika fa samy tia Nandeha tsikelikely nahazo fy Niaraka namindra Fitia voarindra Tena mamy ilay fitia Zaho anilanao ; tena fy Tsisy hasaraka ahy aminao Sambatra aho manana anao Réf. / Nandeha ho azy tsy nisy nanakana Na hazavao azy ny fizotrany ny lalana Tsy vazivazy fa tena marina Ilay mpinamana ; lasa mpifankatia Réf. / Nandeha ho azy tsy nisy nanakana Na hazavao azy ny fizotrany ny lalana Tsy vazivazy fa tena marina Mpinamana ; Mpifankatia Réf. / Na de tsisy nanakana Na hazavao azy ny fizotrany ny lalana Tsy vazivazy fa tena marina ILAY MPINAMANA LASA MPIFANKATIA
@oliverama1756
@oliverama1756 Год назад
❤❤❤❤❤misaotra betsaka. Mankasitraka tompoko
@hanitriniainajosianeravolo4599
@hanitriniainajosianeravolo4599 3 года назад
Mahafinaritra loatra. Misaotra anareo mianadahy ❤️🥰❤️
@oliverama1756
@oliverama1756 3 года назад
Mankasitraka Tompoko
@dinarand4506
@dinarand4506 3 года назад
tsara lotra,makasitraka e!
@baobabdinoednafilsstudioed8064
@baobabdinoednafilsstudioed8064 2 года назад
Milay be . Fitiavana feno Okay
@fanjarasidimanana5791
@fanjarasidimanana5791 3 года назад
mahafinaritra loatra ; mankasitraka Tompoko ny mpakafy
@andriamasinorofitahiantsoa7021
@andriamasinorofitahiantsoa7021 2 года назад
Tena tsara, tsara ilay duo, tonony sy feony.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@macradoniainarasamimanante5917
@macradoniainarasamimanante5917 3 года назад
Bonjour Olive, tellement jolie la chanson, coucou de Mada (la dernière fois qu'on s'est vu c'était à Golden Lounge 67ha ) :-)
@oliverama1756
@oliverama1756 3 года назад
Salut zandry oui je me souviens. Je suis à l'île de la Réunion. Mada me manque beaucoup bonne année à vous
@elianeramiarinjaona2287
@elianeramiarinjaona2287 3 года назад
Tsara e tiakobe merci
@rajaonarisontokyniriana7141
@rajaonarisontokyniriana7141 2 года назад
Tena kanto
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Joli
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
😘
Далее
FARAKELY -  Tiako izy
4:02
Просмотров 96 тыс.
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
Просмотров 56 тыс.
EVOLUTION OF ICE CREAM 😱 #shorts
00:11
Просмотров 3,6 млн
NJAKATIANA SY FARAKELY - "VETSON'NY MANINA"
3:00
Просмотров 263 тыс.
Tovo J'Hay Lazao azy (Audio) version 2017
4:22
Просмотров 297 тыс.
Whats going on (version malagasy) - Farakely
5:02
Просмотров 184 тыс.
Hay ve
3:30
Просмотров 62 тыс.
Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]
4:28
Просмотров 944 тыс.
Skaiz & Hanja - Tapitra Hatreo ( Cover JOY K )
4:04
Просмотров 354 тыс.
Mbola Zaza - Olombelo Ricky Ft. The Women
5:04
Просмотров 345 тыс.
DO RAJHONSON & FARAKELY - HO MAFY ORINA
3:40
Просмотров 251 тыс.
HAFANANA - Nate Tex ©2024
4:33
Просмотров 126 тыс.