Тёмный

Ny mahasarobidy ny fanahy maha-olona 

Lala RATOVOHERY
Подписаться 2 тыс.
Просмотров 574
50% 1

APOKALYPSY 20:12-15
"Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan'ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin'ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin'ny boky, araka ny asany. Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy. Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy."

Опубликовано:

 

12 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@chrra9898
@chrra9898 9 месяцев назад
Misaotra ny nizara tompoko ! AMEN
Далее
Как улучшить шоколадку Милка?
00:35
КОТЁНОК ЗАСТРЯЛ В КОПИЛКЕ#cat
00:37
2 - EXODUL - Vechiul Testament - Biblia Audio Romana
3:06:51
Mandrava fiarovana mafy
38:48
Просмотров 2,2 тыс.
Mifanerasera amin'Ilay Mpahary anao
32:27
Просмотров 1,3 тыс.