Тёмный

Ny olon-tiana (Max Exception) 

randralyy
Подписаться 7 тыс.
Просмотров 1,1 тыс.
50% 1

Tononkira
Ny olon-tiako dia izy
Ary ekeko hiara-dia amiko
Hizarako ny fisiako
Ireo hafaliako
Hatramin’ny alahelo
Tsy izaho akory no miteny
Fa ny foko mihitsy no tena babo
Tsy mba misy fiarovana moa
Avy hatrany dia voa
Miafara fifankatiavana
Ny olon-tiako dia izy
eken'ny saiko hiara-paly amiko
Ny tsikitsikiny dia masoandro
Manala oran’andro
Mamafa ny alahelo
Rehefa izy no mizara
Izay eo an-tanàna voazara tsara
Ka tsy omeko tsiny raha voa
Ity foko mpankato
Fahadiovam-po sy fitiavana
Miala tsiny aho, miala tsiny
Hoy ilay foko tsy vahiny
Io no tiako ka tiavo
Mety hitondra anao amin’ny avo
Mahagaga, mahagaga
Ity foko kely jamba
Tsy mba misy alaharo
Izahay no tiany hiaro
Ny tiany no nitsiny
Ny olon-tiako dia izy
Ary ekeko hiara-dia amiko
Ny tsikitsikiny dia masoandro
Manala oran’andro
Mamafa ny alahelo
Tsy izaho akory no miteny
Fa ny foko mihitsy no tena babo
Tsy mba misy fiarovana moa
Avy hatrany dia voa
Miafara fifankatiavana
Rehefa izy no mizara
Izay eo an-tanàna voazara tsara
Ka tsy omeko tsiny raha voa
Ity foko mpankato
Fahadiovam-po sy fitiavana
Miala tsiny aho, miala tsiny
Hoy ilay foko tsy vahiny
Io no tiako ka tiavo
Mety hitondra anao amin’ny avo
Mahagaga, mahagaga
Ity foko kely jamba
Tsy mba misy alaharo
Izahay no tiany hiaro
Ny tiany no nitsiny
Tsy mba misy alaharo
Izahay no tiany hiaro
Ny tiany no nitsiny

Видеоклипы

Опубликовано:

 

2 сен 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 5   
@doseup489
@doseup489 3 месяца назад
Merci dia misaotra Max fa tena tsara😍😘🥰🤩
@marievincentinenorohanitra
@marievincentinenorohanitra Год назад
Tiako loatra ! Efa ela nitadiavana fa izao vao hita ! Fihainoko tam radio fréquence plus tamin'izany fotoana🎵👏👏🎧🎼🎼🎼🌹🌹🌹 misaotra betsaka nizara eh !!
@hantaandrianaivo9299
@hantaandrianaivo9299 Год назад
Merci fa Tena Efa ela no notadiavina! Tsara lotra 👏👏🙀
@matthieuharison6158
@matthieuharison6158 Год назад
Misaotra namana a! Mankasitraka nizara
@fenoandrianirina9807
@fenoandrianirina9807 Год назад
mba omeo ny allbum niaraka taminùio hira io fa tsara daholo e, merci fa efa ela no nitadiavako an'io hira io
Далее
Celine Dion performs at #Paris2024 opening ceremony!
3:51
ПОДВОДНЫЙ ГЕЙМИНГ #shorts
00:22
Просмотров 1,3 млн
LOLOKO Ô! Clim
3:31
Просмотров 1,1 тыс.
"Izy nisaona" Aina Cook (lyrics video version II)
4:58
HIRA HO AN'NY NENY
1:19:38
Просмотров 21 тыс.
Mirjalol Nematov - I love you (Videoklip)
3:56
Просмотров 3,8 млн
Farahnoz Sharafova - Khoharum 2024 ( audio version)
3:55
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 55 млн
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 112 тыс.
JJAM
3:06
Просмотров 2,4 млн