Тёмный

NY VAOVAO MBS ALAROBIA 23 OKTOBRA 2024 23 octobre 2024 07 35 40 

MBS TV
Подписаться 18 тыс.
Просмотров 1,3 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

22 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 14   
@christianrafelimanana593
@christianrafelimanana593 2 часа назад
Salama o!araka n'y teny nalefako omaly dia tsy miova lay mpanolotra miteny fa tena tsy mety mihitsy fa mba jereo ry teknisianina!
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi 2 часа назад
Alefa Tojo aaa!ombanao hatrany ny Tompo e!🙏🙏🙏👍👍💪💪💪
@pppppp2558
@pppppp2558 2 часа назад
Efa teo Dada Ravalomanana, efa teo koa Neny Ravalomanana, dia izao anjaran'i Zaza Ravalomanana.
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 2 часа назад
De inona ny olana
@pppppp2558
@pppppp2558 2 часа назад
@@Yvette-r8p tsy misy olana mihitsy. TIM hatrany amin'ny tsinaimaintiko aho.
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi Час назад
Tsy niova mihitsy lay feon'ilay mpanolotra vaovao tapatapaka fona hatramin'ny omaly
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 2 часа назад
Nona ny olona de mangalatra
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison 2 часа назад
🧓😉 Fahadiovana Fahamarinana Fandrosoana 👍🇲🇬🥘🍶
@nanieranarisoa5778
@nanieranarisoa5778 Час назад
Tsy misosa tsara ny feo.
@lazajens
@lazajens 2 часа назад
Soa ihany fa tsy mpomba TIM izany na hoviana na hoviana mihintsy izahay aloha fa bon courage eh, ho hita eo, manana choix alavitra ny vahoaka Malagasy raha mbola ny ao @ fanoherana hatreto aloha, na dia vohizina mafy ery itony, omeko ny mahereza eh
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi 2 часа назад
Fa nga misy manotany anao eo oe momban'ny Tim sa tsy momban'ny Tim...marary saina eo ianao fa vitany fona ny azy ary ho lany soamantsara izy!
@lazajens
@lazajens 2 часа назад
Salama daholo eh, ny TIM izany raha mbola izao endriny izao tsy ho aiza mihintsy, adala daholo angaha ireo Olobe nanohana anareo teo aloha ireo, tena tsss
@Nirina-zk1pi
@Nirina-zk1pi 2 часа назад
Mitapy!!?😂😂😂
@lazajens
@lazajens Час назад
@@Nirina-zk1pi tsy mamely io, ary izahay aty ivelany aty ange ka manao sondage betsaka fa tsy azo atao any moa ilay izy, fa eo tsika mahita izy, tsy izy io fa aza gaga 😂😂😂
Далее
Le parcours d'un roi - Le Maroc de Mohammed VI
56:03
Просмотров 737 тыс.
Grand entretien avec Dominique de Villepin
1:03:33
Просмотров 973 тыс.
Știi, câștigi și-ți amintești. Cu Mihai Călin
3:18:03