Тёмный

O Rykala ! - RyKala Vazo 

RyKala Vazo
Подписаться 9 тыс.
Просмотров 369 тыс.
50% 1

Auteur / Compositeur: RyKala Vazo (2015)
Mankasitraka anareo manohana hatrany anay telo mirahavavy :)
contact RyKala Vazo: 034 89 190 02
RyKala-Vazo-...

Видеоклипы

Опубликовано:

 

27 июл 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 117   
@andriananjanirinarija8485
@andriananjanirinarija8485 5 лет назад
dans la fleur de l'âge, elle est partie ! Je crois qu'elle est entrée dans un monde plus meilleur
@anjatahiana8103
@anjatahiana8103 8 лет назад
tsy dia havanana @ mozika aho fa tiko be ny mozikanareo, gasigasy mahafinaritra. Ny tononkira no somary tsy dia nisy firy azoko noraisina , saingy tonga dia manohana anareo avy hatrany ny saiko sy ny sofiko. Tsara lavitra mihoatra @ reo hira malaza @zao .Tohizo fa tsara ny kanto tena malagasy
@asmieve9094
@asmieve9094 5 лет назад
repose en paix MICHOU
@nandrasanarufin8860
@nandrasanarufin8860 7 лет назад
Tsara, tohizo fa tena manandratra ny maha-malagasy, ifampizarao amin'nymalagasy namantsika izany e! Mankasitraka.
@samisonandrianarimanana2083
@samisonandrianarimanana2083 8 лет назад
Ela ny ela fa nahita tanora vavy tena mahay milalao kabôsy sy percussion ary indrindra valiha zah teto Antananarivo oe miara-tendrena! Asandrato ny katontsika fa zah maka anareo foana! Tiko be le vazona kala fa tena natoraly be loatra! faly be zah! Misaotra be dia be
@alison.l2625
@alison.l2625 5 лет назад
Bouleversée par cette triste nouvelle .. Repose en paix ma cousine ❤ 🙏
@ramanantsalamaaris9488
@ramanantsalamaaris9488 7 лет назад
Misaotra ary mankasitraka anareo telo vavy RyKala Vazo ! Bonne continuation .....
@andriantavymialy6157
@andriantavymialy6157 8 лет назад
Mitchou!! Tsara loatra enao!!
@jocelynrandria1128
@jocelynrandria1128 8 лет назад
Tsara daholo na ny Clip na ny mozika ! Tohizo foana e! MANKASITRAKA!!
@hanitriniainaandriamasinor5548
Dia tsy misy hambara fa TSARA ! Tohizo fa lasa lavitra ianareo !
@officialsneddyyt2244
@officialsneddyyt2244 7 лет назад
Mahatalanjona sy mahavariana ny zavatra ataonareo ry KALA VAZO isany ! tohizo !
@rykalavazo5564
@rykalavazo5564 7 лет назад
mankasitraka indrindra misaotra amin fampaherezana!!!
@sedrajulien1540
@sedrajulien1540 8 лет назад
Mafinaritra be ô! tiko loatra! (y) sady ry Kala koa manja be daolo! Tongava amin'ny avo indrindra amin'ny lenta ananana retsy a! ;)
@daniellecouvreux7096
@daniellecouvreux7096 5 лет назад
toutes mes condoléances au groupe et a sa famille courage. elle vas nous manquer.repose en paix
@angehamon6504
@angehamon6504 4 года назад
Fière de vous avoir, tsarabe. Alefa fa kala mafy nareo no kanto. Ento ambony ambony ny kanto gasy. Mirary soa. Michou😭😭😭😭😭😭😭😭😭
@sharafhamidi9543
@sharafhamidi9543 5 лет назад
Tena tsara, meva sy kanto tanteraka!! Repose en paix, jolie et talentueuse Mitchou! Nous t'aimons très fort! Nous vous aimons beaucoup, Mirana et Vanintsoa!
@Ikalartiste
@Ikalartiste 5 лет назад
Mitchou... dia lasa izany ianao anio. Tombon-dàlana ny anao fa mbola ho avy daholo izahay. Tongava soa any amin'ny Paradisa ry zandry ! Ny anjely masina anie no hitsena ny fahatongavanao any, ka hitondra anao any amin'ny Ray, any amin'ny fiainana mandrakizay. Amen. Au revoir petite sœur artiste.
@rykalavazo5564
@rykalavazo5564 8 лет назад
mankasitraka ain'i ny commentaires rehetra, sy ny torohevitra atolotrareo :) fifaliana ho anay ny mizara aminareo de manatena fa hanjohy anay hatrany ianareo rehetra, bisous mamy !! RyKala Vazo
@patrickpatrick4911
@patrickpatrick4911 4 года назад
Rip mitchou
@mickaelandr2240
@mickaelandr2240 8 лет назад
tsara be oh! manandratra ny kanto malagasy lay valiha!
@jacquesramanankandrasana8570
@jacquesramanankandrasana8570 7 лет назад
merci - zavavy mikalo gasy - tsara e - bravo - hafa ihany ny vazo gasy
@sahondraravelojaona2966
@sahondraravelojaona2966 7 лет назад
Ity iray ity tna kanto fa mampiseho tsara ny hatsaran-tarehinareo.Samy manana ny charme-ny!!!Fatratra oah!
@flavienrafitoson6659
@flavienrafitoson6659 5 лет назад
Uokj
@samoelrandrianarivony4416
@samoelrandrianarivony4416 6 лет назад
Milay be ny kanto izay hoentinareo e... Mankasitraka indrindra.
@andrianasolotokiniaina8654
@andrianasolotokiniaina8654 8 лет назад
kanto loatra!!! tsara be fa tohizo hatrany ny ezaka rykala vazo a,
@servicesmadacars9648
@servicesmadacars9648 8 лет назад
tiko b mitsy. vazo gasy2 sady en plus vehivavy mitendry bravo les filles original be nareo . mino za fa alaza atrany andafy ky nareo a. tohizo fa tsara b . mlay be le pozy le clip. tsara daolo e.
@yvesmarcel8092
@yvesmarcel8092 7 лет назад
Tiako loatra nareo telo vavy , sady samy manan-talenta no mahafatifaty be , mirary soa hatrany @ze zavatra hatrehina , de ho ambinina hatrany anie nareo , tohizo hatrany ny mozika de aza misa-mianakavy izany a ! manantena hatrany ny zava-baovao omenareo anay mpankafy ! merci :) :) :)
@nirinarakotoarivonona8891
@nirinarakotoarivonona8891 5 лет назад
Mankasitraka tiako be lay lay mitendry valiha #rykalavazo oviana no mba misy tourné à Rennes
@bacartarmidi
@bacartarmidi 4 года назад
Ah! Mitchou que dieu vous accepte dans son paradis , tu nous a beaucoup manqué.
@juliorabarijaona3254
@juliorabarijaona3254 7 лет назад
tena mahay nareo telovavy! efa "prestation international" Chapeau!
@rykalavazo5564
@rykalavazo5564 8 лет назад
_ eo amin'ny fitendrena Valiha : Vanintsoa_ eo amin'ny aponga maro anaka (percus) : Mitchou Amy_ eo amin ny kabosy : Mirana Madagascar_ eo amin feo (Vanintsoa, Mitchou, Mirana)O Ry kala e O ry kala aindreto izahay tonga atyaza mihafahafa ndao re andihyhanadratra ny kanto tena avoindreto izahay Rykala VazoFa tiako loatra ny mozika reFa izy no nampiray antsika
@bradsyt
@bradsyt 8 лет назад
+RyKala Vazo Mpankafy aty andafin-driaka aho kanto tokoa ny mozikanareo indrindra fa andriambavy lanitra rahateo no miangaly. Nangorintsina mihitsy ny vatako iray manontolo nijery ny clip, mankasitraka fa tena Gasy Ka Manja. Samy tsara fa Mirana elle a un charme fou !
@chellamarcelin6760
@chellamarcelin6760 5 лет назад
Tsarabe le hira tena pakafi e mirarisoa hoanareo e
@ialinavalonaranaivoarisoa1225
@ialinavalonaranaivoarisoa1225 8 лет назад
Bravo RyKala 😊👏 manantena ny manaraka
@nytelomiova5012
@nytelomiova5012 8 лет назад
tsara sy mahafinaritra ny mihaino sy mijery ny fahaizanareo mihira. Mirary soa sy fahombiazana. tongava amin''ny ambony indrindra.
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 5 лет назад
tsy dia fantatro loatra ity tarika ity, fa nahita ny nahalasan'ny iray nody mandry sahady à 35ans dia tena vaky ny foko fa tena mbola tanora loatra. Ny Tompo anie anome fionenana ho a fianakaviaka et qu'elle se repose auprès de LUI!
@andryramilijaona5810
@andryramilijaona5810 8 лет назад
j'adore, merci!
@outs-ww5jl
@outs-ww5jl 7 лет назад
mankasitraka e ,mirary soa hatrany
@ramanatananarolland7924
@ramanatananarolland7924 8 лет назад
mlay ry kala a!
@ramahita7117
@ramahita7117 7 лет назад
Bjr, tsara loatra é, en plus vous etes trop mignonnes les fifilles, fier de vous avoir,bisous be
@loisytaty6588
@loisytaty6588 4 года назад
tsarabe fa merci eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
@renezandryh3052
@renezandryh3052 7 лет назад
Rykala vazo! merci!
@sylvainandiamanatena5958
@sylvainandiamanatena5958 8 лет назад
tsara e!!! rykala a!!! zah maka nareo 3 vavy e!!
@miranamadagascar5758
@miranamadagascar5758 8 лет назад
faly tokoa zahay mizara ity hira ity :)
@annielilie8306
@annielilie8306 3 года назад
Mitchou 😭😭😭manja loatra nji
@RoFANIPPAA
@RoFANIPPAA 5 лет назад
Indrisy Micthou Mandriampiadanana 😭😭
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
💓
@jonatanasinary2575
@jonatanasinary2575 7 лет назад
tohizo fa tsara d aza misaraka mihitsy nareo telo a! d mba mamoka kalon'ny fahiny ihany koa hankafizinay
@bodosehenomialy5724
@bodosehenomialy5724 7 лет назад
tiko be nareo... mahafinaritra!!tena Top mirary soa.....mouahhhh
@soloarisoa
@soloarisoa 7 лет назад
Tena mankasitra be, merci
@19577575
@19577575 5 лет назад
c tro leitsy repose en paix mi !!!
@lalafanomezantsoa9901
@lalafanomezantsoa9901 7 лет назад
mbola tsy naheno ny hiranareo za raha tsy vao izao anaroptako izao nefa vao henoko de tsra be ny hira sn mpihira, tohizo fa tsara
@urcilahhindrana2782
@urcilahhindrana2782 5 лет назад
Tsara be le hira.merci
@vohimarina9546
@vohimarina9546 5 лет назад
Mahafatifaty, hafakely!
@johnkendrix785
@johnkendrix785 7 лет назад
raha misy angamba ny fiaraha-miasanareo telo vavy @ndry zalahy SPESIALISTA an!! angamba tena Gasigagy mamy loatra
@TheGasyaho
@TheGasyaho 7 лет назад
Mlay nareo eeeee.....
@guilmannbureaudetude3161
@guilmannbureaudetude3161 8 лет назад
Mankasitraka 100%
@verohanta13
@verohanta13 5 лет назад
Hey o ry Ikala a ! Kanto e :) Tiako foana rehefa mahay mampiaraka talenta (mihira + mitendry zava maneno) sy ny fahaizana miaingo :) mandrira azy rehetra ireo @ feeling "tanora" :) "Tiako loatra ny Mozika fa izy mampiray antsika" hoy Ikala Vazo
@malalarandrianaly5885
@malalarandrianaly5885 5 лет назад
Tiko loatra ❤️
@mpandresyrandrianomenjanah4861
tsara be ny hira mikalo vazo gasy
@andryherylalainarakotondra8586
Tsara, tena tsara
@tiandrazaandrydubernet5634
@tiandrazaandrydubernet5634 7 лет назад
miaiky anareo zaho EE!! izany ka tena mozika
@angefarantsely8013
@angefarantsely8013 8 лет назад
Tiako loatra le mozikanareo ee))) mlay b fa tohizoooo))
@aliceravoahangy8008
@aliceravoahangy8008 3 года назад
Mankasitraka !
@TheWazimba
@TheWazimba 8 лет назад
De miandry ny fivoahan'ny Album zany koa!
@lunadelunah816
@lunadelunah816 7 лет назад
hitako hoe havanana kokoa ianareo @composotion anareo ohatr'izao, asio maromaro, tsara ee !
@danjul974
@danjul974 8 лет назад
manohana hatrany ny kanto malagasy mba ho reharehan'ny firenena, fa ny an'ny hafa aza moa ankafizina ka ny an'ny tena ve no ho ahifika ???
@henintsoaarnaudrakotonanto4749
Tiko e! tiko le ataonareo tik lôtra
@rafalivohitratahiryeddy5007
@rafalivohitratahiryeddy5007 8 лет назад
tsara b!!
@urcilahhindrana2782
@urcilahhindrana2782 5 лет назад
Tiko loatra ry kala vazo.
@miirk4750
@miirk4750 6 лет назад
Ampiraisin'ny mozika hatrany tsika e!
@julranai9942
@julranai9942 2 года назад
Maeno an’ilay feonkira aoka fotsiny fa le vazo de nohenoina amin’ny alemempanahy
@hasinar.8310
@hasinar.8310 8 лет назад
tena voanareo randran telo respect
@raharisonlovaniaina3724
@raharisonlovaniaina3724 5 лет назад
tsara be !
@farasoa5863
@farasoa5863 5 лет назад
J kiff😉
@RoFANIPPAA
@RoFANIPPAA 5 лет назад
Indrisy micthou ami RIP
@user-oe1qy9cj9r
@user-oe1qy9cj9r 5 лет назад
Tsara be tsihitako izalaza fa tiko be 3miravavy falilaladava mahitanareo velome
@londonluxeszanakaandroylux6614
Tsara 👍👍👍👍❤
@lucjohan334
@lucjohan334 8 лет назад
dia ho avy izahay @ 29 avril e!
@andriamanampisoazonarindra3922
maka anareo hatramin ny farany eeee... tsy dia miova ny "commentaire'' fa toy ny amin ny "all about that bass" ihany ny firariantsoa eeeee
@harishue
@harishue 5 лет назад
TSARA BE
@ratinarivohery3249
@ratinarivohery3249 8 лет назад
Zany fa miverina maha Malagasy!!! tohizo fa tsara ry kala a! mafinaritra e!!! le maquillage tsy amtsika vevavy aza atao belotra fa mety isy vokany!!!
@happygame4800
@happygame4800 8 лет назад
Bonjour, Mba asio featuring kely miaraka amin'ny Samoela oe na Olombelo Ricky ahitana ny fivoakany oe....sinn, tsara be, na ilay clip na ilay vazo...makasitraka
@mickramanantsoa7545
@mickramanantsoa7545 8 лет назад
Tsara leiz r kala aaa
@tahiryfotsiny5329
@tahiryfotsiny5329 3 года назад
MLAYB NAREO
@michouandrianantenaina7315
@michouandrianantenaina7315 8 лет назад
Mafinaritra be ;)
@aina8826
@aina8826 6 лет назад
mafinaritra ahy ilay sehon'ny natiora eo @ 0:41 sy 0:59 ary ny 1:06 hihihihihihihih mba tsikaritra fotsiny iny fa mila tandremana kely
@Bare976
@Bare976 7 лет назад
Istawi ivo mouroumiyawo instruments traditinnels. namou kazé.
@rasoa82
@rasoa82 5 лет назад
Kanto ny hira malagasy
@evarazah3129
@evarazah3129 5 лет назад
Tsara loatra.i Vanintsoa ve izany ilay milalao tantara ao aminy RDB dia ilay Mitchou amin'ity tarika itu ve izany ilay nodimandry vao tsy ela iny.azafady raha be fanotaniana.efa ela nitadiavako ny tarika s'y n'y hiran'izy 3 vavy ireto fa izao vao hitako
@brunomampy9543
@brunomampy9543 8 лет назад
reveko be nareo ah sady tiko le mzk narw,
@ranaivosongilbert4943
@ranaivosongilbert4943 8 лет назад
sendrasendra no nahitako an'ity clip ity ary tonga de babo tanteraka aho ,,,tena vrai afapo ny masoko sy ny sofiko
@flyjacaranda
@flyjacaranda 8 лет назад
tena tsara. misy hira hafa v?
@tsiryandria4829
@tsiryandria4829 8 лет назад
mlay e :)
@rakotondrahetyniks8794
@rakotondrahetyniks8794 7 лет назад
Mety fa tohizo eh !!!
@jeanrazafindrakoto909
@jeanrazafindrakoto909 3 года назад
🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍🙏
@lazelistsita7082
@lazelistsita7082 6 лет назад
ataovy mintsy reto a!
@francisavisse691
@francisavisse691 4 года назад
SUPER LES FEMMES
@havaniainahandry1273
@havaniainahandry1273 7 лет назад
narw kosa mai mihira mints sad tsar feo zan rah veivav,mankastraka eee
@romeoflavien4959
@romeoflavien4959 8 лет назад
tonga ah de babon'le hira e, mlay e
@fetraniainaratsimbazafy3373
@fetraniainaratsimbazafy3373 7 лет назад
Gasy ka manja
@raktsiry8972
@raktsiry8972 8 лет назад
aleonay queefinatsh gasy ploit zany
@VonyRand
@VonyRand 8 лет назад
tena tiako kosa e!! :) tsara be fa tohizo foana (y)
@mustafagordon7155
@mustafagordon7155 3 года назад
i guess I'm kind of randomly asking but do anyone know a good website to watch new movies online?
@coltjoey6773
@coltjoey6773 3 года назад
@Mustafa Gordon try flixzone. Just google for it :)
@hajatataroandriantahina4450
@hajatataroandriantahina4450 8 лет назад
Mahafinaritra e
@andriamihajarado3128
@andriamihajarado3128 8 лет назад
reveko be a
Далее
Soava dia - Njara Marcel ft RyKala Vazo (Avril 2017)
3:58
Namanay RyKala Vazo 2019 Hommage àMitchou
4:05
Просмотров 344 тыс.
Каха заблудился в горах
00:57
Просмотров 2,1 млн
Tsy Misy Roiroy (clip Medicis Dernier Tournage)
4:13
La BOUM by STEPANIE et Ry KALA VAZO
4:30
Просмотров 93 тыс.
OLADAD - SESILY (NOUVEAUTE CLIP GASY 2022)
5:02
Просмотров 1,8 млн
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
Просмотров 56 тыс.
Ny Ainga : courage rasipa
5:30
Просмотров 233 тыс.
« Gasikara » RyKala Vazo 2017
3:50
Просмотров 31 тыс.
Medley Rose Mavokely RyKala Vazo 2019, Live Cover
6:26
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,6 млн
Tamiga & 2Bad - Tell Me | Official Video Extended
4:45
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 138 тыс.
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 1 млн
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн