Тёмный

Olo mendrika Njakatiana & Parson Jacques 

Facebook_NJAKATIANA
Подписаться 6 тыс.
Просмотров 284 тыс.
50% 1

Version original album Njakatiana CD Vol.2 "Fiainana" 1999.
La page Facebook de Njakatiana
/ 53056251117

Видеоклипы

Опубликовано:

 

22 ноя 2013

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 41   
@rakotonidrinarovaniaina4809
@rakotonidrinarovaniaina4809 3 года назад
raha ny tiko aloha mba zay ahay, Merci Njakatiana, :* :*
@volasoalechleche4719
@volasoalechleche4719 Год назад
Mangoritsina maheno le feo nareo 🙏👂👂🎧😍👌
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 Год назад
Le vrai duo. Tsy mety antitra mihitsy Parson 🙏
@xbbds9849
@xbbds9849 3 месяца назад
Tena mahafinaritra be ❤
@natojosafidyrandriamiandra4618
@natojosafidyrandriamiandra4618 10 лет назад
samy sangany na njaka na parson! mbola kely zahay d ef pankafy anareo ary atramzao ko ary ho pankafy atrany2! mankasitra!
@olivaniaina614
@olivaniaina614 5 лет назад
Tsara be le hirany Njakatiana sy Parson Jacques an. Tiako jiaby
@rasolofomananaandriatsitoh3314
@rasolofomananaandriatsitoh3314 3 года назад
Kanto lehiretsy ah...ny mpitendry rahateo manarapenitra....
@miantsavolatiana1983
@miantsavolatiana1983 7 лет назад
oka nama aa!!!zany k feo!!!mampientanentan fo amampanahy!!mercii
@orienraherinirina8773
@orienraherinirina8773 5 лет назад
tsara be le hira! mr6 njakatiana & parson
@hraje3636
@hraje3636 Месяц назад
Iza no mbola mihaino anizany @ 2024. Moi😂 et je kiffe ❤❤
@andrianjakanoronilanahaja6716
@andrianjakanoronilanahaja6716 8 лет назад
tena milay NJAKATIANA a!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mankasitraka 😘🎤
@tojozafimahery1358
@tojozafimahery1358 Год назад
@rakotoazafiarilalatantelyn5430
MBA MANAOVA TSIAHY NDRAY REO HIRA REO FA TENA TSARA .MANKASITRAKA E
@sarcasm3800
@sarcasm3800 9 лет назад
iza no mety manana ny hiran'i Njakatiana mampiara-peo amina vehivahy izay,de ny tonony @ voalohany manao hoe " izaho sy ianao,hatram'izao....." sy refrain "zao no tena hasambaran-tsika,ny fon-tsika hifandray,refa dify ilay....." (ts de arako tsara le tonony )
@betojo
@betojo 6 лет назад
"Mariazy" no titre an'iny, saingy tsy mahita video aho
@marcelleralambo1458
@marcelleralambo1458 Год назад
Mahafinaritra. Ianareo
@tahrabe6090
@tahrabe6090 8 лет назад
tena manome hery anay aty antany lavitra aty nama ah, tena mirary soa ho anareo mirahalahy rangah fa tsara ah.....maromaroa ny tahaka izany
@bens201
@bens201 10 лет назад
Misaotree !!! Makafy atry zay sy atrizao any Njaka
@Gasy68
@Gasy68 10 лет назад
Mankasitraka e
@nadeemmohammed5003
@nadeemmohammed5003 3 года назад
Mitady hira nare tena mbola tanora rah mety .mankafy ziska zao fa tehita are mbola tanora .mampatsiaro zah mbola kely navelany papako andeha hizaha anw ta sambava tao .Michael Jackson gasy zany anao hoizy avy tagny kkkkkkkkkkkkkk
@claudiamiray4857
@claudiamiray4857 10 лет назад
milay e, souvenir be
@rakotondrabelovasoahermann5366
zany ka hira rangah a!!!
@solojeanlucrandriamiarison1540
tena ela vao misy fampiaraham-peo anareo toy izao nefa mba mirary izahay mpakafy ny hisian'ny toy izao matetika indrindra ny famoahana ny hira vaovao manaraka izay hiarahanareo indray,hatramin'ny mbola kely aho dia nankafy ny hiranareo miaraka,merci and try again,thank's
@brunorandriamaro9582
@brunorandriamaro9582 8 лет назад
mafinaritra e!! misaotra o! (y) :)
@MrLOVA22
@MrLOVA22 6 лет назад
Tena tsara e, misaotra betsaka nizara !
@flavierazafindrakoto1423
@flavierazafindrakoto1423 10 лет назад
Tsara fa ôtran'ny timide b Parson
@herijororabearivelo2070
@herijororabearivelo2070 3 года назад
tsara be ilay vazo MALAGASY ;mankasitraka e!
@olgamiray8845
@olgamiray8845 4 года назад
Siora mintsy ouaaa...
@jacquotsolo996
@jacquotsolo996 10 лет назад
Maromaroa ny tahak'izao.
@tambinirinalahatriniaina
@tambinirinalahatriniaina Год назад
😊
@JoarsonAndriatsivahiny
@JoarsonAndriatsivahiny 9 лет назад
Sôde misy mahita video anle Ny hatanorana an'izy roa lahy reo iany kay? Ankôtran le am dailymotion
@sarcasm3800
@sarcasm3800 9 лет назад
tsara eee,zay vao nahita an'ty clip ty,fa ny hira efa heno foana taloha
@harisologourdin6952
@harisologourdin6952 8 лет назад
milay fona
@andrianajaranaivoarivelo1800
@andrianajaranaivoarivelo1800 6 лет назад
tena lafatra loatra e
@rakotoarisaonaholiravaka3098
@rakotoarisaonaholiravaka3098 10 лет назад
mlay
@OnjaVOALINTSOAgasy
@OnjaVOALINTSOAgasy 9 лет назад
tsy tonta ny ela e! manja be lay manequin :)
@botralavajoeguichard4019
@botralavajoeguichard4019 4 года назад
Sur eh
@danielparson3688
@danielparson3688 8 лет назад
:)
@andryvahinyramiaramanana7415
@andryvahinyramiaramanana7415 8 лет назад
tsar e