Тёмный

Olon'afaka.flv 

Toavina Fiandrianana Ranaivoarisoa
Подписаться 240
Просмотров 189 тыс.
50% 1

Trompetra Fanantenana FLM 67ha

Опубликовано:

 

21 янв 2015

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 62   
@manatsoamanatsoa7875
@manatsoamanatsoa7875 5 лет назад
Olona afaka isika rehetra raha miaraka @Jesosy mialah @fahazarandratsy rehetra Amen
@TojoAndreAMARO
@TojoAndreAMARO 8 лет назад
Olon'afaka tokotrany miaraka amin'ny tompo. Mankasitraka. Tahiny tompo jiaby isika rehetra.
@niainarajaobelison5149
@niainarajaobelison5149 4 года назад
Midera an i Jeso fa tsara izy
@irenevanessa6853
@irenevanessa6853 7 лет назад
ndriii matsiar an mada za isakin mieno anito hira ito .. olon afaka zahay JESOSY ..❤
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 4 года назад
Ndryyy..tiako b ❤️ alao @ Nay hatrany ny ratsy rehetra Jesoa oo .
@harilalavonjisoamanda8670
@harilalavonjisoamanda8670 6 лет назад
Tena tiko b ity hira ty. Misaotr Anw ah Jesosy ooh, ten afak s sambatr toko zay manana Anw 🙏😇
@isaiavaleto3734
@isaiavaleto3734 9 лет назад
hajao sy vakio ny tenin'Andriamanitra dia ho sambatra hianao!
@mobileplus5781
@mobileplus5781 6 лет назад
TOMPO O MB DIHOVY SY HAMASINO NY TENAKO AMEN
@emmanuelflorentin5786
@emmanuelflorentin5786 7 лет назад
tena mahafan-po tokoa..
@randriaravao6710
@randriaravao6710 8 лет назад
Misaotra ny Tompo nanome anao fahafahana nizara ny tonon'io hira TENA TSARA INDRINDRA io!!!!
@naddymurphy8337
@naddymurphy8337 5 лет назад
Olon afaka tokoa aho Tompo manana Anao. Misaotra Ray o
@adelpheseverintovondrainy7927
@adelpheseverintovondrainy7927 7 лет назад
Misaotra Anao Andriamanitra o! fa noho ny halehiben'ny indrafonao no maha olon'afaka ahy. Olon'afaka aho noho Ianao Ray tsitoha
@martinjean7028
@martinjean7028 7 лет назад
Faly ravo zany foko, satria nafahanao, mankasitra ny Trompetra Fanantenana FLM 67 hatrany e
@MultiNdrina
@MultiNdrina 2 года назад
tena tiako be ity hira fiderana ity
@mandamickaelandriambao4919
@mandamickaelandriambao4919 6 лет назад
Mandona be ity hira ity! Tena tsara
@jifryindu7825
@jifryindu7825 8 лет назад
Misaotra anao ry Tompo be fitia , fa olona afaka tokoa izahay miaraka aminao ,
@mialinirinamyriamerakotoni2504
Tena sambatra isika fa nohafahan'i Jesoa teo amin'ny Hazo fijaliana daholo ny zavatra manavesatra antsika. Misaotra Tompo o! Tiako be l hira
@heryas5797
@heryas5797 6 лет назад
Bns So d mba misy manana solfa io olon'Afaka io Azafady
@harisondorette5300
@harisondorette5300 3 года назад
Amen
@pattysmith2186
@pattysmith2186 8 лет назад
olona afa izahay. Sambatra izay manaiky an'i Jesosy ho Mpanafaka azy, fa tena olona afaka tokoa izy.
Далее
Maranatha
5:13
Просмотров 101 тыс.
MIVAVAKA HO ANAO   Hosana Ambohijatovo
5:09
Просмотров 113 тыс.
Harena sy Fananako (A.M.A.F.)
6:02
Просмотров 1,1 млн
Raha mbola velona  Rija Rasolondraibe
5:52
Просмотров 238 тыс.
Fikiro mafy - KT Ambatovinaky
4:29
Просмотров 268 тыс.
kalvary ( FLM Tanora Itaosy)
5:46
Просмотров 331 тыс.
Hazomanga
5:45
Просмотров 118 тыс.