Raha manana dia aleo mividy Porsche 911 anakitelo na Audi RS5 anakitelo toy izay Lamborghini Huracan anakiray . Milay ny lamborghini fa tena anisany dia lafo mihitsy sady "surcoté " be . Fa milay ihany rehefa misy anio any an Tanindrazana.Mba mampiseho amin'ny Malagasy hoe tsy voatery ny Karana na ny vazaha ihany no manana zo ho hanankarena fa ny Malagasy rano ray koa dia possible tafita amin'ny fiainana. Sady mampiseho hoe mahatafita ny manao entrepreunariat rehefa mahay .