Mahafa-po be ny fomba fiakanjo sy ny fihetsika.Tsy mety lany daty na dia efa ela aza.Ny tononkira koa tsara daholo.Ny feo sisa amboarina kely.Mahafinaritra fa tsy mbola adaladala tahaka ny mpihira sasany miteniteny foana ankehitriny ireny.Sady mihaja.
Mbola tadidinao moa ve? raha mifanena indray isika roa Mbola tsaroanao tsara ve?! tsy nahay nanoroka anao izaho taloha Mbola ao aminao ve? ’lay teny iray nandratra fo Tamin’izay hoy ianao Tiako ianao hoy ianao Dia izaho tsy nandà (eny e!) Andraso eo (2) kely aho Izao no atao hoy ianao Dia nanaiky aho Tsy haiko indray izaho na tia anao Niandry anao teo aho (2) Tsy nitomany aloha Nanganohano anao(2) Menatra ny tontolo manodidina Réf: Raha ho lasa any ianao Ka izao ora farany eto izao Dia ora 1 tsy hiverina Ka mamela ahy mba hanoroka anao Raha ho lasa any ianao Ka manomboka eto izao Dia andro 1 tsy hiverina Na hiantso mafy ny anaranao Izao tontolo izao