Тёмный

Patrimoine de la musique Malgache | Misaotra DEDESSE 

LEMANA Elisée
Подписаться 406
Просмотров 19 тыс.
50% 1

Mpanakanto namakivaky ny vanim-potoana, tia an'i Madagasikara

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 20   
@dimisiarisoa1827
@dimisiarisoa1827 8 месяцев назад
Merci mon frère Dedesse aminy SOA hitanao Tsy hafaka fafako ato ampoko n'y hitanao s'y n'y tortranao Ary n'y fifankatiavana La terre soi léger pour toi 😢😢😢😢
@pohlnonot7821
@pohlnonot7821 Год назад
Misaotra an'i Dedesse sy anareo mpanatontosa. Une icone, un repère
@ludonievelotrasina7635
@ludonievelotrasina7635 11 месяцев назад
Lafatra, tena mankasitraka amin'ity horonantsary ity, ilaina tokoa, misaotra misaotra misaotra
@Rondro_Volantsoa
@Rondro_Volantsoa Год назад
misaotra tamin'ny famintinana ny tantarany. Mendrika azy tokoa izay. Tsy maty izy fa velona amin'ny talenta sy mamy navelany.
@harinjakaandriantsilavo2935
andrarezin'ny hira malagasy tokoa
@jaomarengatsikoza3140
@jaomarengatsikoza3140 Год назад
Mankasitraka anareo nikarakara fa tsy Maty ao am-po ny hirany ! Maty namela mamy izy. Paix à son âme ! ❤
@dimisiarisoa1827
@dimisiarisoa1827 8 месяцев назад
Misaotra s'y mankasitra n'y mpanatotosa Marina izay voalazanareo ho ELA Velogno tompoko tsy Maty vonoina atovampo n'y sangan asa vitany ❤❤❤❤ mankahery tompoko
@HardiMadagascar
@HardiMadagascar Год назад
Mankasitraka ny mpanatontosa !
@christiancadio9023
@christiancadio9023 Год назад
J’aime ❤
@abdallahahmady7264
@abdallahahmady7264 Год назад
Monsieur DEDESSE DIA ARTISTE MPAMINANA AMIKO
@poundalee5281
@poundalee5281 Год назад
Mankasitraka indrindra 💝
@pollyjoseramampiandra6894
@pollyjoseramampiandra6894 Год назад
Zaho handeha hianatra @ st jo avy aty place kabary miarahaba an'i zoky bé dedesse eo @ poste Diego. C'est souvenir. Hitako izy.nifampiresaka Zay roa. Année 1995
@ludonievelotrasina7635
@ludonievelotrasina7635 11 месяцев назад
❤❤❤
@christophecolombe8593
@christophecolombe8593 Год назад
Marina tokoa fa mpanakanto tena mpihira i Dedesa, toa tsy MBA nisy hommage, tamin'ny nahalasanany toa tsisy niraharaha, tena MBA mangataka @ Rtoa Ministre MBA jereo ihany e, mbola misy taranany any, ho anareo artistes rehetra izay nahita SOA tamin'ny Mankasitraka
@annievaly8953
@annievaly8953 11 месяцев назад
Veloma aro an ,mandriampiadanana , enga anie n Tanora Malagasy maintenant MBA hihaino ny hafatrao hoe MBA tokony handroso amizay Madagascar fa manana harena ankibony Tany marobe ⭐🌍🙏
@solangesam-leng1900
@solangesam-leng1900 Год назад
Mampalahelo be satria tsy nampidirigny t@gymnase tao ANTSIRANANA no tsisy MPANAKANTO nihira na NAGNANO HOMMAGE, tsy Mba nankalazegny t@tambazotra no natao TSOTRA BE tsy namiagna VONINAHITRY kara ireo mpanakanto zay Naty toa azy 😭😭💔💔💘
@johnsonbezaza1770
@johnsonbezaza1770 Год назад
Mampalahelo anakahy ê, nefa sangany izy io ê !
@racheljozia868
@racheljozia868 Год назад
Marigny zegny Tsy afaky io fagnavakavaha io Tegna mampalahelo.. Mandria ampiadana Dedesse
@raerband
@raerband Год назад
-Absent au Pays en 1994-2004? Ao anatin'ilay Samia mamisavisa: toa izy irery no mitendry ny fitaovana rehetra? Batterie,Clavier, Guitare basse et Solo
Далее
I Did This With Coffee! 🤯☕️ #shorts
00:22
Просмотров 420 тыс.
Dedesse - Omeo fo madio - Lyric Paroles
7:50
Просмотров 3,8 тыс.
BACKSTAGE IN LOVE LOLA SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
1:05:10
DIARY MOZIKA - Medley 1 (version Finale)
4:55
Просмотров 88 тыс.
BEST SLOW OF BABAIQUE (VIDEO COMPILATION)
40:04
Просмотров 237 тыс.
MAGE4 LIVE  SESSION
49:54
Просмотров 108 тыс.
Tsaiky-be
4:50
Просмотров 15 тыс.
20 taona milay NY AINGA clip officiel
6:12
Просмотров 109 тыс.
Dedesse  Malakilaky
5:29
Просмотров 809 тыс.