Tsy amelan' i DJ ANDRY RAJOELA Madagasikara raha tsy mitovy @ Firenena Haïti akehitriny, ny fahapotehany , ary ny lehiben' BABAKOTO NO AMBADIK'IO FAPOTEHAN ' Ifirenena Haïti.
Tena marina loatra ny teninao fa BABAKOTO N' FRANTSAY I ANDRY RAJOELA.,SY I NTSAY CHRISTIAN. Satry ny frantsay lehiben" i BABAKOTO DJ no mibaiko tateraka azy hoe fehezo ny: FITSARANA, MIARAMILA.... DEPITES.ary ireto malagasy mpiara-,miasa akaiky dia , dondrombelin' fitiavantena, andevozin' fitiavantena.
Ny fahantrana ty mikororosy tsy akijanona, tsisy fahombiazana na iray, ny fahantrana miopapana, ny " b-aba " ny fampandrosona firenena mikatso daholo, ny lalana fototra ny fampandrosona potika dahalo, tsisy ny asa lasa misom dahalo ny ankizy, ny fandriampahalemana tsy voafehy satria mirenireny ny fanahy noho ny fahantrana diso tafahoatra. Lasa maizina dia maizana ny firenena. De fitondrana tahaka n'inona zany no mijoro eto ?
@@HuguesSYLVAIN il y a un déni des intellectuels Gasy le régime actuel joue sur la pauvreté des Gasy comment peut on désigne un vaurien à la tête du pays c ça le plus triste de plus un gars qui a jeté la nationalité Gasy il n y a qu à MADA qu on voit ce genre de chose après avoir eu l indépendance
Ny fitondrana no manababakoto ny Malagasy izay nifidy azy sy ireo 🤮 Ireo Malagasy izay nifidy azy sy ireo solombavam-bahoaka IRMAR ireo no manaiky ho babakotony ireo jiolahimboto sy ny tariny ireo.
Ngah i la France no nifidy anio fa tsy n'y vahoaka maro anisa, fa aza korontanina n'y saimbahoaka, nareo no miady sera zary n'y fianam-bahoaka no mikorontana.
Ça te gêne pas un pays souverain indépendant c un vazaha vaurien qui le conduit c pas des gens intelligents qui manquent il faut un minimum de bon sens et le jour la France va te demander de signer la colonisation tu seras d accord
Espèce d idiot tu trouve normal que c un français qui est à la tête du pays et la dignité tu te le mets dans le cul de ta femme tu crois que ceux qui se sont sacrifie pour obtenir l indépendance ils l ont fait pour tes beaux yeux réfléchis un peu idiot
Maharesy foana i babakoton i afrique d sud isaka mis fifidianana an...iza filoha tsy nilingilingy mankany am quai d orsey refa lany filoha fa tsy tantinay tim mahita i rajoelina mahay manorina lavitra kokoa toy izay i ravalomanana dia akombony ny vava ry andevonndravalo aa..tsy tafaverina am fitondtana eo intsony i ravalo nareo rah mbola fiidianana ihany...resin ny tgv lava i tim..zay mahay manorina ihany no tohan ny mpamatsy vola .fialonana ny anareo mpanohitra ...rajoelina no mahery ..na babakoto niza io na bbakotp n iza fa samy namela an i madagascar ho babakotom nahony daholo zay nitondra teto...volamena nomendtajao vahiny hitrandraka bojo.. io lay tena babakoto..io gorille lahy am lunette io.vavany i drindra no niteny hoe babakoto tam andron zafy..zahay babakoto hoy iz ..hay iz lay tena babakoto...tenenina am zay teny tiana hanaratsiana lava i.rajoelina fa iz ty tsy hoe fankahalana ara politika loatra fa lalim paka loatra lay fahatsapana fa nahavita zavatra betsaka i rajoelina hoam bahoaka..tsy vitan ny foto draftr asa fotsiny fa betska ny vahoaka.misitraka minina hanodinana vokatra dia litetaka asa betsaka ...fa ny olana eto dia mitangorona eto eto antananarivo eto daholo ny entreprise d antoko politika dia samy manao mic mac izay azahoana pount ...ao ny mpanaratsy sns fa raha tsy izany dia tsy oman kanina..miady am n olona 1 monja...olona mis 100 sy arivo mahery...mivorivory eto antananarivo daholo hiady seza 1 monja.
Agnamiko an ny gasy rehetra nividy irmar no tena adala satria efa 15ans ve rajoelina illetrer nambotry ny gasy de also ihany. Aza mitaraigna fa maty atsimopatagna eo