Тёмный

Poopy - Ny Tiako Rehetra (HQ Audio) 

Ando Ando
Подписаться 376
Просмотров 13 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 2   
@Kol.Rah16
@Kol.Rah16 5 месяцев назад
Merci à la personne qui m' fait découvrir cette chanson..j'éspère que t'es heureux maintenant, sans moi!
@teddysinclair9872
@teddysinclair9872 8 месяцев назад
Tonony : Ny teny atsipinao Izay niniako tsy ho re Toa tsapako eto anio ny fahamarinany Ny tolotolotrao Tsy nahataitra hatramin’izay Dia fantatro eto anio ny lanjany Hatramin’izay Tsy nisy naha-rototra ahy Satria ianao teo foana teo anilako Nihevitra aho fa Na inona fitrangany eo Ianao efa napetraka ho ahy Nefa izao toa tampoka foana Nilaozanao aho tsy ankiteny Mipenipenina ny foko irery Fa tsy ianao vao fantany fa ilainy O! ny fisianao Tsy nohalaliniko hatrizay Satria nataoko ho efa izay ny làlana Ny mety ho hevitrao Tsy noheveriko satria Jambenan’ny fitiavan-tenako aho Nefa izao toa tampoka foana Nilaozanao aho tsy ankiteny Mipenipenina ny foko irery Fa tsy ianao vao fantany fa ilainy Ka mamelà ahy Raha misy fihetsiko indraindray Nampisy alahelo ao am-ponao ao Mamela ahy Henoy na tsy mendrika F’izaho tsy feno raha tsy eo ianao
Далее
Poopy - Mifameno (HQ Audio)
5:01
Просмотров 41 тыс.
Poopy-kanto ( HQ audio)
5:12
Просмотров 30 тыс.
ПРОСТИ МЕНЯ, АСХАБ ТАМАЕВ
32:44
Просмотров 2,2 млн
Poopy sy Bodo - Ny Tiako Rehetra
6:19
Просмотров 107 тыс.
Mifameno - Poopy ✅
5:06
Просмотров 1,7 тыс.
Poopy - Adiady (HQ Audio)
4:48
Просмотров 18 тыс.
Poopy   Diso làlana
4:54
Просмотров 77 тыс.
Poopy - Fitiavana (HQ Audio)
4:48
Просмотров 17 тыс.
Poopy TOLONA  Lyrics
4:26
Просмотров 10 тыс.
Poopy - Lazao ahy fa (HQ Audio)
5:21
Просмотров 15 тыс.
tahak'izay - Poopy (Njakatiana)
7:18
Просмотров 17 тыс.
AFA-PO //  Poopy
6:09
Просмотров 98 тыс.
Ampianaro    Poopy
3:44
Просмотров 23 тыс.