Тёмный

Raha tonga ny fety Erick Manana 

madatropic
Подписаться 1,8 тыс.
Просмотров 7 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 3   
@luxeram9089
@luxeram9089 6 лет назад
Raha tonga ny fety Aza milasilasy Fa revo ny gasy Mihaingo marevaka Toa vorombola Ka midoladola Ny zatovo vavy Mihaingitra kely Misarin’ anjely Manao irony krepy Izay fatratra indrindra Ka revo mamindra Ny zatovo lahy Mifampiady bika Miankanjo zamerika Somary mandonaka kely sigara Mikalo an-gitara Ratrà avy no efa sondriana Mitafy zandiana Darà somizo lamaody taloha Nataony pataloha Soneninenika mitafy soga Rabaofy efy goga Somary mamolaka kely ny ambainy Fa io no mba hainy Izaho mba te-hianatra kely asapinga Kanefa mandringa Sao mba mitolantsika sy mitanila Ilay tongotro an’ ila
@ovalie38
@ovalie38 6 лет назад
Iza marina moa androany no sahy "miteny" ohatra Razilinah ? Jereo tsara ny hira gasy taloha rehefa folakandro (Isotry) ! Ny hira gasy dia milaza ny tenin'ny mponina. Androany, toa "censuré" daholo izany. Ny adinon'ireo mpitondra ? Ny hira gasy anie efa t@ ny andron'Andrianampoinimerina e !!!
@gintonic4583
@gintonic4583 7 лет назад
razilinah sa diso za?