Тёмный

randria simon - zay rehetra sitrakao 

jackno49
Подписаться 222
Просмотров 60 тыс.
50% 1

une de ses plus belles chanson à mon humble avis.
si vous êtes du pays de la loire, et aimez Mada, faites-moi signe !

Развлечения

Опубликовано:

 

12 дек 2010

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 35   
@rajaonarivelosantatra7838
@rajaonarivelosantatra7838 Год назад
Misaotra Simon Randria! Mari-koditra, latsa-dranomaso rehefa maheno ny hiranao e! Mankasitraka e!
@fahendrenaandraina643
@fahendrenaandraina643 9 лет назад
Tsy mba haiko hadinoana Ny soa nataonao tamiko Fa famonjena tsy hay soloina Asa re raha voavaliko Avotrao ny fiainako Nahitsinao ny lalako Ireo fahazaran-dratsiko Noho ianao dia efa resiko Refrain Izay rehetra sitrakao Dia ho tanterahiko Fa lehibe tokoa Raha ny fitiavanao Izay rehetra sitrakao Dia ho tanterahiko Fa izaho tsy mahafoy Ny miaraka aminao Afa-tsento izao ny foko Sendra anao manam-panahy Niova tsiky ny toloko Lavitr’ahy ireo ahiahy Avotrao ny fiainako Nahitsinao ny lalako Ireo fahazaran-dratsiko Noho ianao dia efa resiko
@maximinandrianirina2828
@maximinandrianirina2828 23 дня назад
Mankasitraka,mbola tiako sy tsy lefy laza ato am-poko
@aimeeaimee5887
@aimeeaimee5887 3 года назад
Mankasitraka indrindra ee tiko loatra 😘💖♥️
@user-tu7ek2is1b
@user-tu7ek2is1b Год назад
Hisaky ny mihaino an'ity hira aho dia mamanay foana no tadidiko. Mankasitraka e🥰
@nomenjanaharysitrakiniaina5739
Izany ka hira! tsy tontan'ny ela, mahatety vanim-potoana!
@0389726724
@0389726724 4 года назад
Isan'ny mpihira tena ankafizinay koa i Simon RANDRIA. Mahatsiaro an'Dor's Groupe ( RIP ! EH!) isaky ny mahita azy! Misaotra anao nizara !
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 лет назад
Hira vaovao farany, aiza no mahita cidre tsara Misaotra TSARA E
@rasolofomananaandriatsitoh3314
Tsy lefy laza n'a oviana na oviana.
@fanoxp
@fanoxp 4 года назад
Hira tsy tontan'ny ela, tsy manan-tsahala saingy tsy fantatry ny ankizy ankehitriny intsony . Misaotra anao Atoa Simon Randria.❤❤❤
@rylantlaiang4853
@rylantlaiang4853 6 лет назад
Mankasitraka e! Hira tsy mety lefy laza izany!!!
@nirinalisoaraharimahefa8789
@nirinalisoaraharimahefa8789 2 года назад
tsara izany hira izany. misaotra ô!
@fahendrenaandraina643
@fahendrenaandraina643 9 лет назад
Ity hira ity dia anisan'ny hira tiako sady nampatsiahy ahy zavtra maro . Misaotra anao Atoa : Simon R a ★★★★★
@ndremarandriananja3445
@ndremarandriananja3445 6 лет назад
Misaotra Simon nanome anay iny hira tsara iny, na ny tonony na ny feony
@rachelandrianandrasana2476
@rachelandrianandrasana2476 6 лет назад
Misaotra Jesosy fa novonjenao ahy !Lebe tokoa raha ny fitiavanao!
@rachelandrianandrasana2476
@rachelandrianandrasana2476 6 лет назад
Misaotra Jesosy mpamonjy o!
@nn7703
@nn7703 4 года назад
Izay rehetra sitrakao de ho tanteraiko Belle chanson ❤️😘
@fararakoto6533
@fararakoto6533 4 года назад
What a great song!
@bienvenusurmachaine8532
@bienvenusurmachaine8532 3 года назад
Tena nankafizin'ny rainay fony fahavelony ity hiran'ny mpanakanto Randria Simon ity. Misaotra ihany koa ho an'ny nametraka ny tonon-kira eto amin'ny commentaire. Ny fiadana ho antsika rehetra.
@rachelandrianandrasana2476
@rachelandrianandrasana2476 6 лет назад
Misaotra Jesosy t@ zay notatananao ny fiainako nandritra an'zay 66 taona zay sy ny mbola ho ataonao ahy @ ny ho aviko rehetra.
@rakotondravoavylovamampion8258
hira fihenon'i neny fahiny izany fony fahavelony
@amandaramanda4487
@amandaramanda4487 7 лет назад
Tiko be ry tonton Simon Randria!!ao tamboho be ve io?
@claudehonorerakotoarisoa8078
@claudehonorerakotoarisoa8078 Месяц назад
to mbola ao izy mipetraka
@heritianajeanjacquesrandri3322
EKAR MD François Xavier Antanimena (y) ts lefy laza
@tatianasafy5614
@tatianasafy5614 11 лет назад
misaotra éé!
@hanstoovs7057
@hanstoovs7057 11 лет назад
je suis de brest
@SimonSolomampionona
@SimonSolomampionona 9 лет назад
tsy lefy laza e,
@AnjyNYAVO
@AnjyNYAVO 6 лет назад
Misaotra tompoko... Tiako loatra
@tolotrarabenjarimanana3528
@tolotrarabenjarimanana3528 6 лет назад
Andeha mba atao any @ karaoke
@cameronherinjatovo3197
@cameronherinjatovo3197 5 лет назад
tsy misy manana io any @ karaks , efa imbetsaka nangatahako fa tsy nisy
@tatianasafy5614
@tatianasafy5614 11 лет назад
tamin'ny taona firy angaha ity hira ity no nivoaka?azafady
@cameronherinjatovo3197
@cameronherinjatovo3197 5 лет назад
tany @ taona 90 tany ho any
@ludgerrakotonirina2073
@ludgerrakotonirina2073 Год назад
Année 70-80
@cameronherinjatovo3197
@cameronherinjatovo3197 7 лет назад
t@ izaho classe de 9ème naheno izany dia tsy nihevitra mihitsy hoe hira fiderana izany
@mampiandrajosselin1192
@mampiandrajosselin1192 5 лет назад
io lay hira ahatsiarovako ny fotoana t@ ndray andro zay tao GSTF
Далее
Ianao irery  Simon Randria
4:07
Просмотров 14 тыс.
Izay rehetra sitrakao SIMON RANDRIA
4:02
Просмотров 5 тыс.
RITSOKA
5:44
Просмотров 183 тыс.
Raha sitrakao   Ny Mpitory
4:07
Просмотров 707 тыс.
Alina Paris  Jérôme Randria
5:41
Просмотров 2,1 тыс.
JESOA NO TSY MIVADIKA - MIALY RAKOTOMAMONJY
5:28
Просмотров 31 тыс.
SOLO - Mba rahoviana re
4:29
Просмотров 34 тыс.
Mariazy - FREEDOM JAH
6:35
Просмотров 45 тыс.
Omeo ankohonana-Hantatiana
3:53
Просмотров 200 тыс.
Ianao Irery SIMON RANDRIA
3:48
Просмотров 3,9 тыс.
Indray andro anyLalao
3:54
Просмотров 218 тыс.
Ianao irery_Simon Randria
4:07
Просмотров 67 тыс.
Поймал редкий кадр🤨
0:22
Просмотров 1,8 млн
тгк: katylazarevaa
0:16
Просмотров 1,7 млн