Тёмный

Ravin taratasy Tsiakoraka 

Vaovao Malagasy
Подписаться 6 тыс.
Просмотров 51 тыс.
50% 1

Ravin taratasy Tsiakoraka

Опубликовано:

 

2 дек 2013

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 21   
@johnkendrix785
@johnkendrix785 6 лет назад
ILay hira tsara indrindra tsy mba nisy ho ahintsy intsony, nizara fanahy sy fetsem-po tonga lafatra, hira fihaino raha maraina, fakàna aina ny antoandro ary fakàna tory rehefa alina no sady namana mamakivaky ny tontolo andro koa! Namela mamy be dia be ty hira ity. Hisaorana feno ny tarika TSIAKORAKA nanao ze naha tonga lafatra azy indrindra moa fa iFENITRA teo amin'ny feo!
@claudiamiray4857
@claudiamiray4857 4 месяца назад
Mars 2024 ! Un bon dimanche matin, au réveil, sous le ciel gris de Bordeaux.... ça donne envie d'aimer et d'être aimé !
@jeanherverasoloniaina7485
@jeanherverasoloniaina7485 6 лет назад
Kanto e! Mankasitraka nareo Tohizo sy ivereno fa ts manan tsahala nareo namana
@navarosamantha7421
@navarosamantha7421 4 года назад
Izany ka tena hoe kanto. Kanto loatra, tsara loatra, misy fanahy. 😍😍
@leonardrakotobenja6470
@leonardrakotobenja6470 2 года назад
Hira tsy mba mankaleo mihitsy ny mihaino azy......tsara, kanto
@soalyfenitranoary1289
@soalyfenitranoary1289 4 года назад
Octobre 2019 💓
@zohoby3522
@zohoby3522 5 лет назад
Mankasitraka e! 👍👍👍
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Tena TSARA 🙋‍♀️ Mankasitraka 🎤😃
@lilianecameron8441
@lilianecameron8441 3 года назад
Ravin-taratasy iray tsy tsaroany akory Saika hitroatra mafy mantsy ny fony hanadino anao hahafoy anao Ravin-taratasy tsy voasoratra akory Daty na ny andro tsy tadidiny intsony fa hoe lasa ianao, nandao azy ianao Nahoronkorony tao an-tanany tao Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao Voaratrany Nahoronkorony tao an-tanany tao Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao Voaratrany mafy, potehiny Saingy tsy eo ianao ka dia izao Ravin-taratasy kotsan-dranomaso Ny fony no miteny hoe : andraso fa ho avy ianao , tsy ho ela ianao Nahoronkorony tao an-tanany tao Nofihininy mafy fa raha teo mantsy ianao Nofihininy
@vonaharilahatra6252
@vonaharilahatra6252 3 года назад
misaotra
@mahefarandi-el7rx
@mahefarandi-el7rx 5 месяцев назад
Merci
@minorakoto5758
@minorakoto5758 4 года назад
2020 En Confinement 👌
@user-yp6oc5tv9k
@user-yp6oc5tv9k 4 месяца назад
Tena tsara, tena tsara.
@rajaonaryiaro2495
@rajaonaryiaro2495 4 года назад
tsara be e!!!
@mbu5371
@mbu5371 Год назад
tsy azo hifirana 🤣
@Fina.niaina
@Fina.niaina 5 лет назад
J'ADORE VRAIMENT? J'ECOUTE TS LES JOURS
@volarazafindrakoto572
@volarazafindrakoto572 7 лет назад
Ahatsiarovana ny fahazazana
@manitrarkt2319
@manitrarkt2319 4 года назад
hafa mits ny kanto taloha e
@lucramisarivelo1577
@lucramisarivelo1577 6 лет назад
Raitra ny vazo
@FANGATO974
@FANGATO974 7 лет назад
MERCI
@Christoloine
@Christoloine 5 лет назад
matsiro be
Далее
"DIAVIKO MAFY"-TSIAKORAKA-1989
3:51
Просмотров 2,4 тыс.
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Просмотров 256 тыс.
MAGE4 LIVE  SESSION
49:54
Просмотров 100 тыс.
Tanalahy ny foko_Mahaleo
4:56
Просмотров 460 тыс.
Tsiakoraka Sendra
3:28
Просмотров 19 тыс.
kamary raiki pitia
4:49
Просмотров 532 тыс.
FO MIFAMPITADY - Sity Rakoto
6:25
Просмотров 104 тыс.
Ny fitiavako anao (Bodo & Felaniary)
4:10
Просмотров 668 тыс.
TSIAKORAKA - Raha Sitrakao
4:45
Просмотров 16 тыс.
Revy MAHALEO - Medley
3:26
Просмотров 186 тыс.
Randrantelo - Mason'ny alina (Tsiakoraka)
4:38
Просмотров 373 тыс.