Тёмный

REAL NEWS / NY  

Real TV Madagasikara
Подписаться 15 тыс.
Просмотров 7 тыс.
50% 1

Mpanolotra : Nancy RANAIVOSON
Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 01 Jolay 2024
#madagascar #COMFWB #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

Опубликовано:

 

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 12   
@yvette5974
@yvette5974 3 месяца назад
NY kajikajipolitika REHETRA HATAO HITAZONZNZ IO FITONDRANA EFA MANKAHORY IO HIANY NO NANERENA HO LANY NY DÉPUTÉ N.I FANJAKAA REHETRA LAINGA HOSOKA HALATRA EFA NAMBOARIN.I DISTRICT ANY AMBANIVOLO REHETRA NO NAHATONGA IREO 84 DÉPUTÉS AZON.I FANJAKANA IREO.. FA TSIDY VOKAPIFIDIANANA VANONA SY MARINA EANY ETO MADAGASCAR
@herihaja5415
@herihaja5415 3 месяца назад
ny mba tiako hambara dia hitsio aho izay tsy fafy rehetra !!!! Orinasa ve no manao jobily dia tsy izy no hanao Billet Maimaimpoana hoan'ity Gasy Noana sy mitady Arapaka ity ,,,,na bek's ary tsy voavidiny ????? Haingana hoy ilay Ranamana hivango fa voafetra !!!!! tsy haiko aloha fa atsipy ny tady antandroky ny omby teny hoan'ny MAHALALA sur mifanavendrana mianakavy tssssss
@yvette5974
@yvette5974 3 месяца назад
MBA MAHALALA MENATRA IANAREO DÉPUTÉ LANY INDÉPENDANT IREO. OLONA TSY VANONA OLONANAHAZO MALETTE AMBOA SAINA MPAMITA BAHOKA MARINA IANAREO RAHA TSY MIJORO SY MIZIRIZORY HO MPANELANELANA@ HEVITRANAREO.IZANY NO NANDANIAN.I VAHOKA ANAREO FA TSY TONGA DIA MIRONGO HO VOAVIDIN.I MALLETTE N.I FITONDRANA. AZA AVADIKA NY VAHOKA IZAY NIFIDY ANAREO. FANTATRAREO TSARZ FA VALIMBOKATRA NAMBOAMBOARINI ACC DQHOLO IREO LANY REHETRA IREO
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 3 месяца назад
Tsisy Miraraka vahoaka efa voafitaka afaka 4 Tona ndray mihaona manao mody mampalaelo
@RavaonirinaLydie
@RavaonirinaLydie 3 месяца назад
De mbola teo ihany no teo, mba manaja tena anareo indépendant svp
@sharashara7179
@sharashara7179 3 месяца назад
Ny ray aloha fatatso zany indépendant zany ,de aza madainga ianao Naivo Aiza zany fampandrosona hitanao EO sa le Taylepherque tsis tombotsoa Malagasy Io hoe fandrosona?mangina t Vava Naivo
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 3 месяца назад
Tsisy fanajana @io Andry nasaina tsy nsvy misy la heine tdy mendrik'azy place io .ixy no tokony maneho ny fitiavana ssmby atsika sry fenosoa defoncer irimar
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 3 месяца назад
Noho n'y tsy fitiavana n'y antoko politique no nifidianana olona indépendant nefa Dia nanohana foza ndray ry doma
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 3 месяца назад
Mbola mi insiste hitondra nefa Sady efa tsy tiambahoaka no tsy Mamely
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 3 месяца назад
Tsy mila forongon ny mpanohitra mafia intsonyny vauoaka
@yvette5974
@yvette5974 3 месяца назад
RABENIRINA RAHA IZAO FITONDRANA IZAO NO HITOHY TSY HIALA # FAHANTRANA MIHITSY NY MALAGASY
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 3 месяца назад
Leo tateraka ny mahita io praiministra mafia io
Далее
Ethiopie, un voyage extraordinaire - Échappées belles
1:31:09
КВН 2024 Встреча выпускников
2:00:41
[EP31] BOAKYE D£STROYS ATAKORA 😂 😂 😂
25:10
Просмотров 21 тыс.
DOC CHOC FAKO 30 JUIN 2024 BY  TV PLUS MADAGASCAR
31:01
Просмотров 1,3 тыс.