Droit ny vahoaka mitokona raha tsy fwly reo @ny raha nifaindreo vola ary ny raha ataony mpitandrompilaminana miakadra na manambotra reo fa ambarandreo inona ny làlana raha mandromba draha ny vahoaka
Gal ô, aza ampitovizana ny taona 1991 sy taona 2024. Sa ny taonanao sy ny vatanao izao ve dia azo ampitahaina @ vatanao t@ 1991 sy ny taonao 2024 ? Ianareo @ miaramila sy police ary ZANDARY no manaparitaka ny basy mahery vaika izay azony ireo mpanao KIDNAPPING eto MADAGASIKARA sy ireo DAHALO iraky ny FARITRA izao. Basy izay misy référence @ TOERAGNA nivoahany dia hatreto tsy MBOLA NAHENO NY FILAZAGNA NIVOAHANY IREO BASY MAHERY VAIKA IREO ihany ❤😅😮😢
Fampitsahivana ry Tsy misy Saina aah ! noho nohentin'Atoa Ramakavelo ny Marina dia ny Marina hiany. Ny TAFIKA Tsapan'ny Malagasy ankehitriny dia Voavidy Vola vita ny Mpitondra izany ary mahatonga ny Malagasy Manondro an'izireo ho FAHAVALOM-BAHOAKA. Tandremo Leroa faha Misy FARANY ny Zava-drehetra.eto An-Tany.